Omeo kely sopapa e! Lamozika
1. Bita
(
25/02/2007 17:38)
Lamozika
Tsy misy manaratsiratsy lamozikè!
Tsy misy manambanimbany lamozika
Fa lamozika jolie
Ianao mankafy
Tsy misy manaratsiratsy lamozikè!
Tsy misy manambanimbany lamozika
Fa lamozika jolie
Ianao mankafy
novalian'i Ccdz ny 22/08/2023 21:50
2. Fiffi
(
25/02/2007 18:21)
Tsisy manambanimbany lamozika e
Tsisy manaratsiratsy lamozika a
Fa lamozika jolie
Ianao mankafy
Lamozika hoventsoina e }2 fois
Lamozika hohenoina e
Ny lohanao midoladola
Ny molotrao misiotsioka
Ny tananao zary amponga
Ny tongotrao mindondona
(musique)
Tsisy manambanimbany lamozika e
.....
REF : A! hoy aba vory antsika eto o
Isika jiaby hisôma e!
Hitsinjaka mare
Hitsinjatsinjak'eo zalahy,tsika jiaby
Falifaly I aba sy I neny e
A! hoy aba vory antsika eto o
Tsika jiaby hisôma e!
Hitsinjaka mare
Na avy lavi-tany ianao na atsimo avaratra e!
Tsy maninona (5 fois) ede
Mozika a! mozika e! mozika (2 fois)
Tsisy manambanimbany lamozika
......
REF :
(musique)
Mozika a! mozika e! mozika (4 fois)

4. Fiffi
(
26/02/2007 07:42)
http://www.youtube.com/watch?v=z5vpylh-sxo&mode=related&search= io koh misy vidéo ...fa le tadiavin'i pissoa tena tsy nahita zah !
5. Bita
(
01/03/2007 19:05)
Tena misaotra bgetsaka e! fa nahoana no sarotra ny mahazo azy nefa mba toy ny @ google ihany ange ny fitadiavana azy e rehefa mitovitovy ny lohanteny dia tokony ho hita eo daholo izay mety ho hira mitovy aminy..... Ka ity indray ary mba angatahiko raha mba misy any ho any: " Tsy hifamaly aho hoe, na koa hila kisa fa ndrao dia hifanditra..... Tsy haiko hoe iza no mpihira... Misaotra mialoha Bises daholo
6. Ccdz
(
22/08/2023 21:50)
Androany aho nihainohaino hira teo, dia nahatsiaro ity tononkira ity "Tsy hifamaly aho hoe, na koa hila kisa fa ndrao dia hifanditra ...."
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Tsy haiko koa hoe iza no mpihira azy sy ny tonony feno, fa mety hanampy ny hafa hitadidy dia izay mba kely tadidiko no soratako eto. Hira nanamarika ahy t@ fahazazako izy ity ka misy tavela kely ihany any anaty saiana any.[/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Ny RNM moa no mpandefa natetika azy t@ zany fotoana, teo anelanelan'ny taona 1989 ka hatr@ 1993 teo ho eo angamba izy izay. Fa mety hoe efa talohan'izany ilay hira fa izay no tsaroako hoe nahenoko azy![/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Tsy hifamaly aho e (sa hoe)![/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Na koa hila kisa, fa ndrao dia hifanditra a.[/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Fa iny aho no lasa, ny hiverenako angamba, angamba no asa a![/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Fitia adaladala ka raha tonga saina, dia tsara ny miala.[/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Fa tsy any intsony aho e![/font][/size]
[size=3][font="Trebuchet MS", Geneva, Helvetica, Arial, sans-serif]Mankasitraka.[/font][/size]