baw

1. tslem ( 26/02/2007 12:39)
tsita ni forum sahady baw fa nankaiza? sao mba misy mahita azy ô? :cry::cry:
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 18:28
2. baw ( 26/02/2007 13:06)
ty aho e, sendra mba tsy teto kely nandritry ny ora vitsy² za d nalahelo tslem!! misaotra mahatsiaro re a! :-*:-*:-*:-*:-*
3. tslem ( 26/02/2007 13:14)
baw >>>d aza ela lôtra refa mivôka any fa mampitaintaina :-D:-D
4. Fiffi ( 26/02/2007 13:20)
baw , tslem: saika nataoko hoe "BAO a!aiza ianao re ry BAO a!Hilazako vaovao
Raha ho any an-tsena ianao,aiza ianao re ry BAO a!...."
hay moh baw ....:)
5. kelly13 ( 26/02/2007 13:22)
mampimé kou le we baw d w ny farany! hihihihi! naninn zao ra natao gasy b mihintsiny hoe "BAO" ôtran'io nolazain'i fiffi io! d aveo tsika mivazo .... railovy mou izy io sa mr razafy? hihihi
6. Fiffi ( 26/02/2007 13:29)
Railovy kah ! fa tsara kosa akia le "baw" an ! tena miavaka kosa an ! :)
7. kelly13 ( 26/02/2007 13:31)
otran'ny hoe paw le pao any @ sinou hihihi
8. tslem ( 26/02/2007 13:32)
fiffi >>> nefa ra oe baO d nilay ny vazotsika
kelly13 >>> ka i baw hono te ho amerikana mahery fitontona koh :-D:-D:-D
9. kelly13 ( 26/02/2007 13:33)
tslem>mba loza kou zany t ho amerikana zany!!! hahahahaha, aleo iany gasy ka :p
10. baw ( 26/02/2007 14:17)
oay ty nareo oooooo!!! eo d mifosa anahako eo!!! alazako =))=))=))=))=))
11. Fiffi ( 26/02/2007 15:34)
iza koa akia no mifosa eo ? mba nitady i tslem koh :-D:-D:-D na...la..he..lo:-D:-D:-D
12. Stretch ( 26/02/2007 19:54)
Inn zany maresaka ato zany ?

izy no tadiavina sa misy mitory fitia sa
misy fo mitepotepo am teny angilisy.
tò misy resaka pao any am snou ?
nôna an zany a ?
mamy sa masira , tsetsina kôpozé sa tsaramaso sôsy ?

:miam::miam::miam:
13. andry08 ( 26/02/2007 20:31)
tena malgasy kanjo ilay baw na dia bao aza !
Bao=anarana tena malagasy, vehivavy voalohany nahazo ny ingeniorat tao madagasikara.( Bao Andriamanjato).
14. Stretch ( 26/02/2007 21:13)
a a a ka le izy ky tsy teny gasy a
taiza ko ny abidy antsika no nisy "w"zany ?

fa aleo ny tompony no hilaza azy.
amiko zany ôtran'ny ONOMATOPEE
ana bômba mipôka zany o^oo^o
15. Fiffi ( 26/02/2007 21:54)
de mba hasiana style kely akia an ! "w" :-D:-D
16. Stretch ( 26/02/2007 22:05)
ko i andry angé aky serieu b de mbô avy ko a e!

izy mo no tsy mistila ,:-D
fiffi zao maninn n natao 2ff ?

style e!
17. Fiffi ( 27/02/2007 08:54)
ka style akia io koh ! :-D:-D:-D:-D
18. baw ( 27/02/2007 11:01)
ndao ataotsika hoe onomatopée le izy ary e, satria efa misy BAO anie ato e, d en plus nasiana style kely "american" (:-D) le izy, d aveo tsika hinana pao @ zay! ny antsika style soft fa efa misy be tatatata ary ambadika ary hoe be zesita ny gasy aty ivelany :-D:-D:-D:-D
19. Stretch ( 27/02/2007 11:28)
baw > bômba an ! ! !
20. baw ( 27/02/2007 11:38)
bomba tsy amorcee! soa iany :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4545