baw

21. Stretch ( 27/02/2007 11:44)
tsy maninn ko ra mipôka fa za tsy any la frantza.
ze any akaikinjy any ny mamay.
22. kelly13 ( 27/02/2007 11:56)
anjay ankia, d tinjy hipôka v ankia i baw? manjary tsisy mi style tsony nge e :-D:°):°)
23. Fiffi ( 27/02/2007 18:23)
inona indray no hipoaka eo ? :roll::-D:-D
24. ari.malala ( 01/03/2007 14:50)
aza apoaka kosa izy e! ary neveriko fa le baw mpkarajia anie io e ;)
25. kelly13 ( 01/03/2007 15:16)
iza mou ankia ry ari.malala no mahalala :wink:
26. Fiffi ( 01/03/2007 15:28)
fa inona hoa le bomba eh ?
27. kelly13 ( 01/03/2007 16:06)
i stretch no nahita an'izany ono kou :wink:
28. baw ( 01/03/2007 16:42)
k'aia kia ari.malala a, inona ny vaovao-ndry? karajia anga :wink::°)
29. Fiffi ( 01/03/2007 17:02)
inona akia ry baw le bomba ? :-D
30. baw ( 01/03/2007 17:26)
angamba kia baw-mba ah :-D
31. sitlo ( 01/03/2007 19:16)
ity baw ity wa ahatsiarovako ilay miss Toliary (Ny Railovy)
32. xxx ( 01/03/2007 19:21)
mety za nge zany e, mety mahatsiaro ahy marina enao zany :°)
33. sitlo ( 01/03/2007 19:35)
mba liana tia hahalala ity xxx ity aho.
34. baw ( 01/03/2007 19:39)
ataonao inn aloa izy?
35. sitlo ( 01/03/2007 19:46)
fantatrao ve iny hira iny?
36. xxx ( 01/03/2007 19:47)
37. sitlo ( 01/03/2007 19:50)
iza koa ary ity xxx ity. Tsy ianao akory no anontaniako an'izany. lol
38. xxx ( 01/03/2007 20:10)
ka za mba t ho xxx ko inn ary :b
39. sitlo ( 01/03/2007 21:21)
:@ + :b = :roll:
40. xxx ( 01/03/2007 21:24)
stretch ihany ty fa tsy io ambony io :-D

fa io xxx ko sure a fa sipa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6339