potika tsy nisy azo noraisina
1. bazylou
(
25/02/2007 13:11)
sahady ny 40% ,y lalalna vita e!!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol:
novalian'i Solitikabe ny 01/03/2007 03:26
2. malalatinasoa
(
25/02/2007 14:25)
Mahafaly anao ve izany? Finaritra ve ianao satria sahirana ny tantsaha hamoaka ny vokany?
Mbola misy fo (l) mitempo ve ao sa efa nosoloina vato??!!
Mbola misy fo (l) mitempo ve ao sa efa nosoloina vato??!!
3. sipagasy
(
25/02/2007 16:55)
i ra bazyl aloha dia eee!!!!! mbola ho ela vao hisokatra ny masony e!!!!! ny hanatsikera ihany !!!!! mampalahelo sy maha tezitra indraindray nefa ny ahy aloha asiako tsiky fotsiny dia ampy e! hihihi!!! tsy hitanao nga ny lalana ao la reunion izay azo lazaina aminao fa faritany frantsay!!! izay simba niempaka aby nohon'ny rivo-doza teo??? sa tsy mba nijery fahita alavitra ianao io androany alahady???? tssss aleo aloha hiandry andra-bazyl ho injeniera izany hanao ny lalana ao la reunion aloha satria io ny azy(toa hoe vazaha i ra bazyl mantsy:-D hihih) dia ho hita eo raha haharitra firy andro @ andro avy orana ny arabe namboariny e! hihih :^)
4. Robert
(
25/02/2007 17:37)
Fa aiza ny fitiava-tanindrazana ny antsika keeee,
Mbola hoela isika malagasy vao tafavoaka satria ny malagasy aty ivelany tokony mba hanampy ny sahirana any @ tanana indray ny mihomehy ny voina mahazo ny mpiray tanindrazana...
Mbola hoela isika malagasy vao tafavoaka satria ny malagasy aty ivelany tokony mba hanampy ny sahirana any @ tanana indray ny mihomehy ny voina mahazo ny mpiray tanindrazana...
7. xxx
(
25/02/2007 20:40)
Robert:
Fa aiza ny fitiava-tanindrazana ny antsika keeee,
Mbola hoela isika malagasy vao tafavoaka satria ny malagasy aty ivelany tokony mba hanampy ny sahirana any @ tanana indray ny mihomehy ny voina mahazo ny mpiray tanindrazana...
Kita wa, mampalaelo e!!!!
8. ravatorano
(
26/02/2007 10:18)
raha tsy nisy ny cyclone nitondra ora nikija teto amin ny tanana ra bazyl tsa nisy io fahsimban ny lalana io an
asa nareo raha nahita fa ny cycloen gamede aza tsy nandalo tao la réunion akory fa ny tena heriny nefa dia nahabata tetezana iray goavam be tao izy ary nahapotika lalana sy trano maro
ka asa raha mbola sahy hihomehy ingahy bazyl raha sanatria an izany ka misy ho traboin amin ny fandalovan izany toetrandro ratsy izany ny fianakaviana SANATRIAVINA HOY AHO !
:wink:

9. Robert
(
26/02/2007 13:22)
Hono hoa ry zareo.
Maninona raha tsy valiana tsony ireo loha hevitra ampidirin'i bazyl eto, hita fa tsy tombotsoa ny firenena mintsy no katsahiny ny azy, fa hihomehy ny voina sy ny zavatra tsy mety mahazo ny Tanindrazan-tsika.

10. salopard
(
26/02/2007 18:33)
nareo no faly nahita fa tratran'ny cyclone ny gasy hanaovanareo excuse moban'ny lalana, zaranareo nisy an'io
i babazy milaza ny fototra avy hatrany: dia zoky levalo, manao lalana petatoko;
marina? tsy marina? asa!
sinon, andraso 25 ans vao mitsara rababazy,satria 25ans i deba teo, surtout 25 ans ny frequence ny processuer ny cerveau-nay
tsy ampy dôzy aloha...
sniff, sniff
12. fijo
(
28/02/2007 23:41)
bazy kely an,mba mitomboa amin'izay fa aza mijanona ho zaza fijery zavatra foana e
13. Solitikabe
(
01/03/2007 03:26)
Ny fahasimbana hono no nisian'ny fanamboarana. Ka tsy atao maha-kivy atao fihoarana.