ny lehilhy tsy mba ratsy...

1. xl ( 26/02/2007 07:38)
zava-misy izany
novalian'i apache ny 14/04/2007 06:14
2. booboo ( 26/02/2007 07:44)
anky va re ?
3. pimaso ( 26/02/2007 07:59)
Excellent a!
Ny avantage ny lhl kosa anie,dia ny 1/3 ny mponina eran-tany fotsiny anie ny lhl e!
dia normal be raha tsy misy lhl lany zara,
ny eo aza tsy ampy ko
Asa aloa ny hevitry ny hafa e!
ok
4. Fiffi ( 26/02/2007 08:41)
:-w
5. Haiko ( 26/02/2007 09:15)
Mba gaga ihany aho ry pimaso fa any Chine anie ka tsy ampy lahy 70 millions be zao e!
Faho an'ny mpametraka hevitre kosa dia zaonoizy: Nylehilahy tsy mba ratsyrefa tsy manao ratsy.
6. lemenakely ( 26/02/2007 09:50)
-Ny vola no maha rangahy
-Fomban'ny lehilahy manam-bola ny mampirafy
...aza adino koa ny sôsy ry zalahy an!
7. kelly13 ( 26/02/2007 14:03)
ié, saingy refa tsisy vady ny lhl d otran'ny tsy mi existe zany :wink:
8. Robert ( 26/02/2007 16:00)
Io fiteny io aloha de ny vehivavy iany no nana-porofo io, satria misy lehilahy ratsy ka. Nefa manambady vhvavy tsara be..

Sady ny biby vavy rehetra de lahy matanjaka no ilainy, izany hoe fiarovana no ilay ny vavy fa tsy bika aman-tarehy...

Izany no ny olombelona vavy, fiarovana ara-sosialy no ilainy, izany hoe ireo olombelona lahy manana vola ny afaka hiaro azy.

Tsy misy ifanomezana tsiny io...

9. Fiffi ( 26/02/2007 16:34)
lemenakely:
-Ny vola no maha rangahy
-Fomban'ny lehilahy manam-bola ny mampirafy
...aza adino koa ny sôsy ry zalahy an!
:-w:-w zany an !


10. fasaly ( 26/02/2007 18:09)
ny rangahy rangahy fona!!!:°)
11. anouck78 ( 26/02/2007 19:34)
xl :any dago izany fa tsy eto frantsa :roll::roll:
12. cutie ( 26/02/2007 20:13)
Mpandefa : xl [ Valio ] 26-02-2007 08:38:15
Lohateny : ny lehilhy tsy mba ratsy...
zava-misy izany

misy fahamarinany ihany :lol:
13. wooda ( 26/02/2007 22:30)
Robert:

Io fiteny io aloha de ny vehivavy iany no nana-porofo io...

Sady ny biby vavy rehetra de lahy matanjaka no ilainy...

Izany no ny olombelona vavy, fiarovana ara-sosialy no ilainy, izany hoe ireo olombelona lahy manana vola ny afaka hiaro azy.

Tsy misy ifanomezana tsiny io...





Izao angamba no mety marina amiko!
14. galaka ( 27/02/2007 11:45)
lhl letsy ka lhl ihanhy o o o!
15. Fiffi ( 28/02/2007 07:05)
ny bandikely bandikely foana .....
16. xl ( 28/02/2007 08:09)
dia tsy ho lehibe mihitsy ve izany ny bandikely?
17. sakaizakely ( 28/02/2007 10:05)
atsy ambadika atsy misy resaka hoe ny "anona" no maha rangahy

dia nisy resak'i nikopol koa atsy amin'io ratsy io.

Inn ihany no marina e ?
18. pissoa ( 28/02/2007 20:38)
:-D:-D:-D

aaa, mety ratsy ny lehilahy ... fa zany oe ny vody sobika aza mana-tandrify fotsiny, hihihi :oops::lol:
19. Robert ( 28/02/2007 21:12)
ohatra fotsiny izao, i Anna nicole Smith ...

En 1993, alors qu'elle a 26 ans, elle épouse le milliardaire (1.6 milliard $) J. Howard Marshall lui-même presque nonagénaire(90 ans).
20. simplex ( 28/02/2007 21:15)

Tsy haiko wa fa za otran'ny ratsy toetra zany e. Sa sarim-bavy ve za :-w:°):lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4984