Mba mangataka an'le hiran'i Rolf sy Faniah Tsy izaho sy ianao iny ry reto za a! Hirain'i Onja pazzapa sy Firmin angamba le izy ao @radio vazogasy rà tsy diso za! Misaotra e!
Tsy ny foko oh no babo oh
fa ny maso no adala wa
dia tsy zakan'ny tsenako ianao
fa zava-manjelatra be
d tsy todin'ny bala-pilesiko enao
fa vorona be manan'elatra