Rolf sy Faniah

1. Oceaneblue ( 22/02/2007 15:07)
Mba mangataka an'le hiran'i Rolf sy Faniah Tsy izaho sy ianao iny ry reto za a! Hirain'i Onja pazzapa sy Firmin angamba le izy ao @radio vazogasy rà tsy diso za! Misaotra e!
novalian'i sitlo ny 23/02/2007 22:34
2. sitlo ( 23/02/2007 01:40)
Oh sambatra aho fa manana anao
mianika tsisy tahotra
sambatra aho tsy tavela
mandihindy

Ny fiainako nanantena
olontsotra toa anao eh
olontsara tsy foiko atakalo
anizaniza
Avadiko ny pejy maizina rehetra

Injay lay feo
injay ilay feo fa tonga indray
Manakoako hatraiza hatraiza
hatraiza hatraiza hatrany am-pita

Tsy ny foko oh no babo oh
fa ny maso no adala wa
dia tsy zakan'ny tsenako ianao
fa zava-manjelatra be
d tsy todin'ny bala-pilesiko enao
fa vorona be manan'elatra

mbay tany ry anina ah
3. Stretch ( 23/02/2007 15:25)
Hein !
ngà mbô hendry be ôtrany zao ? ? ?
:-*:roll: :-*
4. sitlo ( 23/02/2007 22:34)
[center]:°)[/center]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461