Pomme d'Adam?
1. niryna
(
22/02/2007 07:22)
Inona no nahatonga ny anaran'ilay taolana mibotsina eo amin'ny tendan'ny lehilahy hoe pomme d'Adam?:P:P
novalian'i niryna ny 24/02/2007 04:50
2. fasaly
(
22/02/2007 07:43)
tam nihinana anlay paoma angamba tam mbola adama sy eva dia tamin'iny no hita nibotsina be lay taolana :roll::roll::roll:
3. nikopol
(
22/02/2007 12:04)
ny fahitako azy raha nihinana an'ilay paoma i adama dia tsy tokony teo no nibotsiny
9. mbaliana
(
22/02/2007 19:02)
kelly> zao zao ny tsy mipatalou no lamaody koa... efa hatrany amin'ny tapan'ny fitombenana vao misy ceinture :-D:-D
12. fasaly
(
22/02/2007 19:26)
ary lasa lavitrsa be tsika zany an! be oul ve klou any am plage any fa zà sarokenatsa ihany lol!:oops:8):-D
13. sitlo
(
22/02/2007 21:29)
tena tsy misy arako mihitsy ny resaka mandeha fa ohatra ny HS daholo. :twisted:
14. niryna
(
23/02/2007 01:07)
fasaly:
tam nihinana anlay paoma angamba tam mbola adama sy eva dia tamin'iny no hita nibotsina be lay taolana :roll::roll::roll:
Izany ve 8O8O
15. niryna
(
23/02/2007 01:08)
nikopol:
ny fahitako azy raha nihinana an'ilay paoma i adama dia tsy tokony teo no nibotsiny
Angamba izy kenda fa tratran'Atra tapoka dia tsy voatsakony intsony ka tonga dia nateliny ary dia tsy afaka teo amin'ny tenda intsony8O8O
17. niryna
(
23/02/2007 01:10)
nikopol:
i eva no mahalala ny valin'io
Nafitsak'i Eva ilay aloha izay vao napoitrany ka tsy voateliny intsony fa la glace be:lol:
18. niryna
(
23/02/2007 01:11)
kelly13:
avoay i eva zany
hitantsika eny amin'ny commercial eny foan i eva ,izay misy an'i adama tsy maitsy misy an'i eva foana.
19. niryna
(
23/02/2007 01:12)
kelly13:
tsy mipatalou ka miseo milay
Tsy mbola nisy masinina fanjairana tsinona kou, ravin'akondro dia efa nahasarona azy fa tsy nila patalo izy8O
20. niryna
(
23/02/2007 01:14)
mbaliana:
kelly> zao zao ny tsy mipatalou no lamaody koa... efa hatrany amin'ny tapan'ny fitombenana vao misy ceinture :-D:-D
saiky nisy nahatsara azy tamin'ity taona ity manao mini-jupe kely daholo dia asiana collant ao anatiny.
