Pomme d'Adam?

21. niryna ( 23/02/2007 01:15)
sitlo:

tsy hitako izay idiran'zany amin'ny pomme d'adame

Manao ahoana i sitlo ,izany rangahy ianareo raha hita intsony a :cry::cry:

(l) niryna
22. niryna ( 23/02/2007 01:16)
fasaly:

mody matotra be ndray i sitlo:?


'zaho koa mba gaga ry fasaly:roll:
23. niryna ( 23/02/2007 01:18)
fasaly:

ary lasa lavitrsa be tsika zany an! be oul ve klou any am plage any fa zà sarokenatsa ihany lol!:oops:8):-D

tsy manino aky a tsy mila mitondra lambahoany fa maka ilay ravin'ala mitapelaka be iny raha menatra indry a :lol:

24. sitlo ( 23/02/2007 01:34)
mampatsiahy ahy izay sipa nisy nikoty izay koa ity resaka ity. :lol:
25. niryna ( 23/02/2007 04:13)
sitlo:

mampatsiahy ahy izay sipa nisy nikoty izay koa ity resaka ity. :lol:

Naninona ry sitlo? Tantarao anay hoe 8)

26. sitlo ( 23/02/2007 04:51)
Tsy andriny izay nahitana olona fantany tonga dia tapatsinay be izy. Misy inona wa? dia we nisy kofa lava mahia kely zay nampiresaka ana tatsy dia tsy henoko akory izay noteneniny fa any amin'ilay pomme d'adam mihitsiketsika be foana ny masoko. :°)
27. Stretch ( 23/02/2007 15:34)
=)) =))

refa mahia tokony mivotingina be le pôma an !

fa le izy angé angambany nony tsy falalan-dry zareo azy de nohaniny mbakany le arina ao anatiny iny de tavela teo e!

de avy nitantara le sipa de nokôtin njy njay v ry sitlo , sa aôna ny tohiny . . .
28. sitlo ( 23/02/2007 15:53)
ananan

akama beako izany ko, tsy mikoty akama be zany
29. niryna ( 24/02/2007 04:50)
sitlo:

Tsy andriny izay nahitana olona fantany tonga dia tapatsinay be izy. Misy inona wa? dia we nisy kofa lava mahia kely zay nampiresaka ana tatsy dia tsy henoko akory izay noteneniny fa any amin'ilay pomme d'adam mihitsiketsika be foana ny masoko. :°)

=))=))=))toa azoko sary an-tsainy tokoa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4079