aona ny fijena srin'ny namana tsy izy rehetra fa fifina oatra oe maina zao zany oe tsy votery hijery ny rehetr fa mba fomba tsotra eh. misaotra mialoha mamly eh
Jereo fa misy hoe " ny sariny rehetra " rehefa @ ilay sary tamba-be ireo. Na refa mi-clic ilay pseudo-n'ilay oul dia misy hoe " jereo ny sary " ambonin'ilay sary ...
hataovy le hoe "mitady namana" de soraty eo le hoe "maina" na ps hafa.....de misy fenêtre kely misokatra avy eo ...de soraty ao le ps-n'le olona de zay ! raha misy ny sariny ao tondé misoratra hoe ny sariny rehetra .