Mangana

1. niryna ( 23/02/2007 02:24)
Inona ry ireto ny fanalana haingana ireny mangana ireny? Voadona ny vodim-pandriana ny fe-ko dia mangana be kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:
novalian'i xxx ny 24/03/2007 19:08
2. sitlo ( 23/02/2007 02:27)
tsotra, lokona maron maron
3. simplex ( 23/02/2007 02:56)
efa miteny ah we eny ambony fandriana ihany mifandoana fa sao mangana eo :evil::-w:roll::°)8)8)
4. niryna ( 23/02/2007 04:15)
sitlo:

tsotra, lokona maron maron



=))=((
5. niryna ( 23/02/2007 04:16)
simplex:

efa miteny ah we eny ambony fandriana ihany mifandoana fa sao mangana eo :evil::-w:roll::°)8)8)



:roll:
6. simplex ( 23/02/2007 05:00)
:D:D
tokony t@ voadona le izy d nasiana glace teo @ le faritra :) ra @ zao aloha d tsy haiko, eto any @ radoko ra tena tsy mety aminao. Sinon, aza manao short aloha mandrapa ;-)

ary hendry tsara @ manaraka an :-P:-$:roll:
7. xxx ( 23/02/2007 06:44)
niryna:
kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:
:^):{:-D


8. booboo ( 23/02/2007 11:04)
-Hosorana, moramora, crème à base d'arnica ilay faritra mangana. Misy crème iraika zay fatao @ tanana an'Yves Rocher zao à base d' arnica (zava-maniry)...

-Dia @ manaraka vao voadona iny tondé asiana truc mangatsiaka eo @ ilay faritra.
9. xxx ( 23/02/2007 12:34)
niryna:

Inona ry ireto ny fanalana haingana ireny mangana ireny? Voadona ny vodim-pandriana ny fe-ko dia mangana be kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:



hosory t.
10. tywa68 ( 23/02/2007 12:40)
manao jupe aloha mandra-pa !:lol:
11. watafon ( 23/02/2007 13:01)
niryna :ataovy "pansement alcoolisé" e! tsotra ny fanaovana azy io : asiana compresse d avy eo apetaka @ sparadrap d rarahana alcool matetika e! d mirary soa ary e!
12. fijo ( 23/02/2007 22:45)
ary raha mamo ao io zanakolona io ry wata?
13. niryna ( 24/02/2007 06:06)
simplex:

:D:D
tokony t@ voadona le izy d nasiana glace teo @ le faritra :) ra @ zao aloha d tsy haiko, eto any @ radoko ra tena tsy mety aminao. Sinon, aza manao short aloha mandrapa ;-)

ary hendry tsara @ manaraka an :-P:-$:roll:



=))=))=)) misaotra mananatra o^o,eny tompoko fa ho hendry tsara amin'izay aho amin'ny manaraka raha hisy intsony ny manaraka:@
14. niryna ( 24/02/2007 06:06)
xxx:

niryna:
kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:
:^):{:-D






:roll:
15. niryna ( 24/02/2007 06:08)
booboo:

-Hosorana, moramora, crème à base d'arnica ilay faritra mangana. Misy crème iraika zay fatao @ tanana an'Yves Rocher zao à base d' arnica (zava-maniry)...

-Dia @ manaraka vao voadona iny tondé asiana truc mangatsiaka eo @ ilay faritra.


Marina ve izany hoe asiana glace dia avy eo indray asiana zavatra mafana?
16. niryna ( 24/02/2007 06:09)
tywa68:

manao jupe aloha mandra-pa !:lol:



Io tokony angaha aloha no atao mandra-pa :arrow:
17. niryna ( 24/02/2007 06:10)
watafon:

niryna :ataovy "pansement alcoolisé" e! tsotra ny fanaovana azy io : asiana compresse d avy eo apetaka @ sparadrap d rarahana alcool matetika e! d mirary soa ary e!



:roll::roll: mbola tsy hitako indray io fika io :D
18. watafon ( 24/02/2007 13:22)
fijo: :-D:-D:-D
niryna: andramo fa io ange no traitement an'ireny e !
19. Samoana ( 24/02/2007 22:19)
bière sans alikaola ampiasaina fa nyrina anie vokovoko manga(na) e:wink: !
20. niryna ( 25/02/2007 08:02)
Samoana:

bière sans alikaola ampiasaina fa nyrina anie vokovoko manga(na) e:wink: !

Tsia tsy izy aho fa vokovoko mena.;-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5858