Mangana

21. sakaizakely ( 26/02/2007 13:35)
dia maninn anefa raha mangana ? :roll: manaova pataloha mandrampialany fotsiny dia izay. Mafana be nga any am'nareo any ?
22. watafon ( 27/02/2007 06:17)
tsy efa afaka kosa v zay e ?
23. hasinando ( 27/02/2007 08:30)

Hoan'i Niryna ,matetika koa ho voadona toy zany f aavelao eo fotsiny na siana zavatra mangatsika io fa afaka avy eo.Dia mitandrema @manaraka fa ho feno mangana anie e!
24. linarako2 ( 02/03/2007 22:29)
hasinando:


Hoan'i Niryna ,matetika koa ho voadona toy zany f aavelao eo fotsiny na siana zavatra mangatsika io fa afaka avy eo.Dia mitandrema @manaraka fa ho feno mangana anie e!

'zaho koa voa foana :roll:

25. niryna ( 03/03/2007 07:09)
Ilay voadona ny lohatongotra raha tsy mikiraro ao an-trano.:cry:
26. mirana5 ( 04/03/2007 18:53)
Ny tena haingana koa dia huile camphrée , ody mangana tena mandaitra é^:^
27. niryna ( 05/03/2007 00:58)
mirana5:

Ny tena haingana koa dia huile camphrée , ody mangana tena mandaitra é^:^


Misaotra betsaka.Efa niala tsikelikely ilay izy ary tsy ho ela aho dia afaka hanao short ato an-trano.
28. diamondra27 ( 07/03/2007 07:44)
mankanesa any @ farmasia fa misy crème amidy any
inona we le crème contre le bleu( tandremo sao de ekipa na zoera foot ndray no heverany le we le bleu, :D )
29. niryna ( 09/03/2007 06:28)
diamondra27:

mankanesa any @ farmasia fa misy crème amidy any
inona we le crème contre le bleu( tandremo sao de ekipa na zoera foot ndray no heverany le we le bleu, :D )

Misaotra diamondra a

=))=))raha ity moa ka ilay bleu fanosotra ny tenda marary no omeny eo no loza=))
30. xxx ( 24/03/2007 19:08)
mahavariana oe tsy mahita atao raha mangana!!!!fa firy taona niryna?tsy mbola naratra hatrizay niainana???tsy mbola voadona? mahagaga!!!!!avy dia lelefina dia afaka e!pansement misy alikola io no tena tsara indrindra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2686