Mbola afaka mankany an-danitra ihany ve Satana?

1. niryna ( 22/02/2007 07:19)
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'ny zanak'olombelona.Hatramin'izao fotoana izao dia mbola mitohy ihany ny toetra ratsy ataony.
Ny fanontaniana dia hoe moa ve Satana mbola afaka mankany an-danitra ihany hatramin'izao? "Does Satan still have access to go to heaven?"
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:33
2. booboo ( 22/02/2007 08:41)
inona no hataony any nefa ? :roll:
3. Fiffi ( 22/02/2007 09:59)
any @ afobe !
4. andry08 ( 22/02/2007 12:12)
:roll:ianao anie mpiandry ka :?:Raha holazainao fa efa fantatrao ny valiny dia:?::?:
5. nikopol ( 22/02/2007 12:16)
aleo izy hijanona aty an-tany ihany fa manjary tsy manakatao za
6. linjo ( 22/02/2007 12:21)
angaha naman'i nikopol ?
7. nikopol ( 22/02/2007 12:26)
linjo ie, miaramiazakazaka aminy isa-maraina aho
8. andry08 ( 22/02/2007 12:40)
:-D:-D:-D
nikopol:

linjo ie, miaramiazakazaka aminy isa-maraina aho



9. Fiffi ( 22/02/2007 13:49)
:-D:-D
10. nathie86 ( 22/02/2007 14:37)
fa iza aloha le hoe:evil: e le mpanota ve?
11. daran ( 22/02/2007 16:35)
niryna:

Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'ny zanak'olombelona.Hatramin'izao fotoana izao dia mbola mitohy ihany ny toetra ratsy ataony.
Ny fanontaniana dia hoe moa ve Satana mbola afaka mankany an-danitra ihany hatramin'izao? "Does Satan still have access to go to heaven?"



ka efa resy izy koa!!! tsy afaka makany tsony!!!
12. fijo ( 22/02/2007 23:00)
mino ve nefa nareo fa misy le satana e????toa an'andriamanitra ihany io,ny saina no mamorona azy
13. niryna ( 23/02/2007 05:15)
booboo:

inona no hataony any nefa ? :roll:

Manendrikendrika antsika amin'ny zavatra tsy misy.Accuser no anarany.

14. niryna ( 23/02/2007 05:28)
Fiffi:

any @ afobe !

Misy mifatotra amin'ny rojo izay tsy voavahany izy ka.
Apo 13:6 Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Atra izy ,dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny taberanakeliny,dia ireo mitoetra any an-danitra.

15. niryna ( 23/02/2007 05:29)
andry08:

:roll:ianao anie mpiandry ka :?:Raha holazainao fa efa fantatrao ny valiny dia:?::?:

Mifampianatra ny soratra masina izahay ato ry andry a.

16. niryna ( 23/02/2007 05:31)
nikopol:

aleo izy hijanona aty an-tany ihany fa manjary tsy manakatao za

Niko a mety misangisangy ianao fa tena feno mitady arapany isa-minitra sy isa-tsegondra ange izy e :roll:

17. niryna ( 23/02/2007 05:32)
linjo:

angaha naman'i nikopol ?

Mino tanteraka aho fa tsy namany izy fa mbola voa saiko fotsiny:arrow:

18. niryna ( 23/02/2007 05:36)
[quote=daran]


ka efa resy izy koa!!! tsy afaka makany tsony!!!

Mbola nanantona an'Atra izy haka fanahy an'i Jaoba ary dia hoy Atra hoe ...ny ainy ihany no tsy azonao alana aminy raha hizaha toetra azy ianao.


19. niryna ( 23/02/2007 05:37)
nikopol:

linjo ie, miaramiazakazaka aminy isa-maraina aho


Manao inona :lol:
20. majesty ( 23/02/2007 05:41)
t@ testamenta teo aloha izy no mbola afaka miakatra sy midina any ohatra ny tamin'ny andron'i Jôba,fa rehefa vita ny famonjena teo kalvary dia tsy afaka miakatra any intsony izy satria hoy ny Apokalipsy hoe "lozanareo ry tany ,fa nazera any aminareo Devoly sy Satana izay mpiampanga ny rahalahintsika (...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3481