Mbola afaka mankany an-danitra ihany ve Satana?

21. niryna ( 23/02/2007 05:55)
nathie86:

fa iza aloha le hoe:evil: e le mpanota ve?

Joba 1:6 Ary tamin'ny indray andro dia avy ireo zanak'Atra hiseho teo anatrehany,dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy.Ary hoy Jehovah tamin'ny Satana
hoe Avy taiza ianao?Avy nizaha teny amin'ny tany aho hoy Satana ka nivezivezy teny.

jereo ilay size mikasika ny Satana ,Demony sy Devoly.Nisy fanazavana any nalefako.
Evil dia miaramilan'ny satana nalefany manimba ny fiainantsika.
Demony indray dia fanahy manana ny toetran'olona(spirits beings who have personality and intellingence).
Ireo no manana hery miafina ao ambadikin'ny zavatra na a/tra kely hinoan'ny olona
22. prime ( 23/02/2007 07:00)
majesty> Mitovy hevitra tanteraka...
23. fijo ( 23/02/2007 23:13)
hay andriamanitra sy satana iray izany?miresaka tsara ko
24. xxx ( 24/02/2007 08:51)
fa angaha tokony miady ry fijo ? toa ny tsy mpino miresaka tsara amin'ny mino ihany koa ! tsy voatery mitovy hevitra akory fa tsy misy mahagaga izany miresaka izany.
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'ny zanak'olombelona.Hatramin'izao fotoana izao dia mbola mitohy ihany ny toetra ratsy ataony.
Ny fanontaniana dia hoe moa ve Satana mbola afaka mankany an-danitra ihany hatramin'izao? "Does Satan still have access to go to heaven?"

I personally do not care about where Satan is going to after this life. If I had more time than what God has made available to me on this earth, I would care for my own soul not Satan’s. I would go and preach Jesus not Satan’s after life destination. I think there's a bunch of questions that really do not need to be asked, specially by Christians. It's just such a wastage of time.

Miverina @ fanontaniana na zany aza. Misy nitory sy nanantitrantitra nandritra ny fotoana maharitra teto amin’ny serasera fa “ny famonjena dia vokatry ny finoana fotsiny ihany, fa tsy misy idiran’ny asa soa atao.” Raha io no arahina dia tsy ny asa ratsy ataon’i Satana mihitsy, na ny asa soa tsy nataony no hahafahana miteny hoe mbola afaka mandeha any an-danitra izy na tsia, fa ny finoany ihany. Raha ny fahafantarako nefa i Satana dia ny maha Andriamanitra ny Kristy sy ny zavatra maro mikasika azy. Dia tsy haiko ny valin'ny fanontanianao.
25. majesty ( 26/02/2007 10:12)
prime :D
26. fijo ( 27/02/2007 22:35)
tsara rehefa miresaka andriamanitra sy satana;saingy ny olana dia samy tsy misy ireo ka aiza no hiresaka ny tsy misy????,
ary aiza kay io lanitra lazaina io e?????
27. xxx ( 28/02/2007 19:00)
tsara rehefa miresaka andriamanitra sy satana;saingy ny olana dia samy tsy misy ireo ka aiza no hiresaka ny tsy misy????

tsy voaporofo ara-tsiansa io teninao io :-D
28. fijo ( 28/02/2007 23:04)
ka ny tsy misy ve mila profo koa e.nareo marina an.ndana klo letsy manao X fa raha izay itovizantsika ny fitiavana azy an
29. xxx ( 01/03/2007 12:08)
ka ny tsy misy ve mila profo koa e.nareo marina an.

Hita mihitsy ianao fa tsy mpahay siansa fa mpanaraka bontolo ny ampahan'ny siansa fotsiny =)) Izaho ry fijo Kristianina Siantifika an, ary ENY, mila porofoina ny tsy fisian'ny zavatra iray amin'ny siansa alohan'ny hitenenana, indrindra hanizingizinana, fa tsy misy izany zavatra izany :-D

ndana klo letsy manao X fa raha izay itovizantsika ny fitiavana azy an

Io tsy ilana valina fa tsy siantifika loaotra fa rediredy subjective be :-D
30. fijo ( 03/03/2007 06:03)
ka omeo ary le porofo e,efa ela no niandrasako azy fa tsy mbola tonga fa rediredy no be hatramin'izao
31. niryna ( 12/03/2007 03:33)
fijo:

ka omeo ary le porofo e,efa ela no niandrasako azy fa tsy mbola tonga fa rediredy no be hatramin'izao

Ny anarany dia mpanendrikendrika na accuser,na lehiben'ny mpandainga.Aminy hoy ilay olona nanoratra ato dia indray andro aminy arivo taona ary ny arivo taona aminy dia indray andro.Noho izany efa betsaka ireo olona lasa any amin'ny afo ary mijaly ny fanahiny.Vonjeo aho Jesosy o efa efapolo taona no nijaly ny fanahiko hoy izy mandra-pahoviana aho no afahanao? Efa voasoratra io fitsarana io hoy Izy ka miandry izay fahatongavany ianao.
Raha amiko aloha ry fijo dia aleoko manaraka aminy sady tsy misy hoe voavidin'ny mpanankarena ny fanjakany,ilay mijaly mandrapahafatiko izany ny fanahiko toa tena tsy ho tantiko kle.Marary herinandro aza ny tena efa milamaka ko

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477