takariva i Pod !
1. Stretch
(
22/02/2007 12:56)
Sao de mba misy manana ny clip n'io soirée an'ny Apple io reto nareo .
henoko ny fisiny fa mba mahalina ahy hoe aôna ny feeling niainga tam zany samy mandihy am zikany,
misaotra mialoha.
henoko ny fisiny fa mba mahalina ahy hoe aôna ny feeling niainga tam zany samy mandihy am zikany,
misaotra mialoha.
répondu par cutie le 23/02/2007 23:32
2. Fiffi
(
22/02/2007 13:41)
fa gasy ve zany POD zany sa...? http://www.youtube.com/results?search_query=Pod&search=Search
6. Stretch
(
23/02/2007 15:22)
innn zao ny maha torana an sitlo eo ??:-o
cutie ngà ky nareo tsy mba tany amzany soirée zany ?
tsy azoko atsainamintsy ny adalana be tamzany .
8. sitlo
(
23/02/2007 22:36)
ary sao dia P.O.D. mihitsy kosa ary izany eh. xl anontaniana fa ireny no miondana harda.
