Mitombina ve sa ?

1. nikopol ( 22/02/2007 14:41)
Mahatsapa tena ho tena ratsy tarehy be loatra aho. Hany ka ny fianako rehetra dia tsy mandeha amin’ny laoniny mihintsy. Ny ara-pitiavana dia tsy zarizary fa tsy misy tovovavy mety hiaraka amiko mihintsy. Ny namana indray dia matetika menatra milahatra amiko. Ny asa moa vao mahita ny tarehiko ny mpampiasa dia milaza fa efa lasan’olona ilay izy. Na miezaka mitsiky aza aho dia tsy mety ampy.

Mijaly loatra aho, ary manana eritreritra hitory hangataka onitra amin’dRabofy satria tsy mba nataony nitovy tahaky ny zanaky ny hafa?

Raha misy namana afaka manampy ahy amin’izany raharaha izany dia isaorako era-po.

Mety azo eritreretina ve io sa za no somary tsy ara-dalana ?
novalian'i tywa68 ny 25/02/2007 18:35
2. fasaly ( 22/02/2007 14:43)
blem itovizana ny antsika ka andao hifanoha tsy ho lavo:?:cry::cry::cry:
3. Samoana ( 22/02/2007 14:47)
manja izany raniko fa tsy mila mividy mask intsony @ carnaval a :-D!
( tena tsy mitovy tokoa angaha niko sy ny zanak'i Rabofy t@ hafa:( ? )
4. nikopol ( 22/02/2007 14:52)
misaotra fasaly fa tena tohana e :cry:
samoana vizana za amile carnaval fa aleo hangataka onitra
5. fasaly ( 22/02/2007 14:56)
andao andeha hanamboatra tarehy any am klinik a!:?:cry::cry::cry:
6. lanto92 ( 22/02/2007 14:57)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
7. nikopol ( 22/02/2007 14:57)
oatrinona no mety mahavita anio ?
8. koralie ( 22/02/2007 15:17)
=))=))=))=))=))
9. fasaly ( 22/02/2007 15:57)
niko: hanao plisy plisy tsika wa fa mifanohana tsy ho lavo eny e! mivôka d'or be ravy eo! nge e!aza kivy:?
10. Fiffi ( 22/02/2007 16:22)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45cc3082ebeb2 de ahoana io zany ?
11. Fiffi ( 22/02/2007 16:23)
"Mangidihidy fitombenana" ka sao de io kosa aza no mampandositra ny sipa ? :wink:
12. kally ( 22/02/2007 16:47)
Fa ny tokotanin'endrika rehetra mihitsy ve no ratsy aloha sa mba misy hihoriranana kely ihany kosa e? Sao mbola nanaovana tany am-pangatahana asa tany indray ary ilay solomaso be sary kapoaka indray mandeha iry ry Niko?
Ary mba efa nifampidinika tsara ve nareo sy Rabôfy tamin'io resaka io?
13. Mitah ( 22/02/2007 17:08)
Tsy misy olona ratsy izany ry Nikopol a! Fantaro fotsiny ny zavatra eny aminao mety tsy mahazatra ny mason'ny olona. Ohatra hoe fitafy,manao ambony akanjo malalaka be ianao na pataloha miraraka be hatreny an-dohalika ny elakelapeny kanefa tsy mendrika ny toe-batanao ilay izy.Tonga mandositra izay mahita.Mifidiana izay tena manendrika ny tena.Mety manalava volo sy volombava ianao kanefa ny mifanohitra amin'izay no tsara aminao.Mba handramo ihany. Fidio ny namana iarahana hitarafan'ny olona ny toetranao...Ohatra ireo fa ianao no tena mahalala izay any. tsy fantatro ianao ka sarotra amiko ny milaza izay tena tokony tenenina.Hapakaro ny moraly fa ny vody sobika aza manana tandrify e!mahereza.
14. nikopol ( 22/02/2007 17:17)
fiffi tsy aiko e :cry:
kally zay indrindra no eritreretiko hoe hitory za , raha omeno vola za mba afaka mikarakara vatana
mitah misaotra anao. tena latsaka be ny moralako e ! indraindray za manongo tena rehefa mahita olona tsara tarehy ! indrisy ry fiainana kaikitralika.
15. fasaly ( 22/02/2007 17:49)
tsy manaiky anzay ndray zà ry niko a! ray amandreny anhitàna masoandro tsy azo torina zany fa andao andeha ho any am mpanamboatra tarehy aloha hiala nenina e! in no tsy vita amzao e! jereo anie i mikaely jaksaonina e! korazy ry akama, fa mbola ho avy amitsika ny bagety mazika korazy:?:cry::cry::-*
16. Fiffi ( 22/02/2007 18:23)
o ! ry niko an ! heu.....sao de my-déprime fotsiny ndry eh ! mandehana manao vakansy kely aloha......
17. sakaizakely ( 22/02/2007 18:32)
Niko ty koa mahita sizé foana an ! tena mahay maka ny oul @ sentiment mintsy ka. Avia aky a !

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img84.imageshack.us/img84/1212/enviededorlotagebz0.gif[/IMG][/URL] sa ve [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img84.imageshack.us/img84/8347/enviedegratouilleig9.gif[/IMG][/URL]
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img84.imageshack.us/img84/7603/14wb9sv3.gif[/IMG][/URL] [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img264.imageshack.us/img264/9306/gbisousm6.gif[/IMG][/URL]

18. Fiffi ( 22/02/2007 18:34)
19. kally ( 22/02/2007 18:49)
Niko a! ilay fitoriana aloha aoka aloha fa lafo be ange ny maka zavôkà izao e!
Fa ny mahatsara tarehy hono an!safoina amin'ny vato nifiran'ny ntaolo in-telo isan'andro ny tarehy.Izany izao sady tsy mandany vola no mandaitra hono!
20. sakaizakely ( 22/02/2007 19:54)

Ny ara-pitiavana dia tsy zarizary fa tsy misy tovovavy mety hiaraka amiko mihintsy.


Lhl indray hoe andramana rehefa tsy mety ny vhv

Mijaly loatra aho, ary manana eritreritra hitory hangataka onitra amin’dRabofy

Rabaina koa ange nitondra ny gènes ho an'là e ! Responsa kou izy.

Raha misy namana afaka manampy ahy amin’izany raharaha izany dia isaorako era-po.

Za zavokà fa avy aty amiko :*

Mety azo eritreretina ve io sa za no somary tsy ara-dalana ?

rien n'est impossible lesy a !




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1446