Mitombina ve sa ?
21. andrea
(
22/02/2007 20:15)
sakaizakely> 10/10 =D =D =D =)) =)) =))
nikopol> loza mihintsy tsy vitan'ny hoe gidro zany ianareo fa no sady mangidihidy fitombenana , no maimbo tanana maraina ....eeeee!!! mbo heveriko fa tena jentléman ...

27. niryna
(
23/02/2007 01:22)
Tsy misy olona ratsy izany niko a ny vodotsobika aza manan-tandrify hi,hi,hi
Nataon'Atra ho unique isika ka tsy maitsy mitia ny tenantsika voalohany indrindra raha te-ho tia olon-kafa

29. Stretch
(
23/02/2007 18:45)
aza kivy zany manko ry niko a! ny bandy bô fôna,
fa le vodisobika kosa aloha fiteny malagasy fa za tsy momba io hvt io e!
zany izy aza we vodisobika , ekena fa betsaka ny vodinjavatra no tsara
-vodimangazo
-vodisônjo
-vodifototra
-vodilaharana am bôl kitra
fa io ray io ratsy ,ôtran'ny . . tsitako tsony ze anohizana azy.

31. niryna
(
24/02/2007 04:51)
andrea:
sakaizakely> 10/10 =D =D =D =)) =)) =))
nikopol> loza mihintsy tsy vitan'ny hoe gidro zany ianareo fa no sady mangidihidy fitombenana , no maimbo tanana maraina ....eeeee!!! mbo heveriko fa tena jentléman ...
=))=))=))Tapaka mihitsy ny tsinaiko amin'i andrea
32. Aino
(
25/02/2007 18:00)
niko hatraty letsy io mahatrapa any izany ah!! nefa hatao ahoana aza fa izay ilay fiainana ka eretana samy rery ka sivo any ilay :D:Ddia ampy