angataka hira

1. tokymashi ( 22/02/2007 12:52)
Saika mba angataka ilay hiran'ny Bodo misy hoe: "Rehefa lalim-paka sy tsara joro tsara ilay hazo novoleko"

Misaotra tompoko
répondu par vao2vao2 le 14/02/2015 00:40
2. Fiffi ( 22/02/2007 13:38)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=2 heu...ireo daholo aloha ny ao @ tononkira ka asa na ao na tsia ?
3. Bita ( 22/02/2007 18:55)
Mba anipazo kely indray ilay hiran'i ????: Tsy hifamaly aho e, na koa ila kisa, f'andrao de hifandisa ka iny aho no lasa ny hiverenako angamba angamba no asa. Fitia manadala ka raha tonga saina dia tsara ny miala fa tsy any intsony aho hoe: Dia ahoana ny tohiny Misaotra mialoha de bisous
4. Fiffi ( 22/02/2007 19:20)
iny aho no lasa fa ny fiverenako no asa ? andraso kely hoe .....
5. vao2vao2 ( 14/02/2015 00:39)
Salut Bita. Hatraty io mitady an'io hira io. Tsy fantatra akory ny anaran'ilay mphira...Ny fanombohan'ilay hira toa hoe: "Aok'izay ny safosafo"
6. vao2vao2 ( 14/02/2015 00:40)
Salut Bita. Hatraty io mitady an'io hira io. Tsy fantatra akory ny anaran'ilay mphira...Ny fanombohan'ilay hira toa hoe: "Aok'izay ny safosafo"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468