Film hafa indray.....

1. Fiffi ( 20/02/2007 15:43)
iza indray no efa nahita an'ireto film ireto ?

Saranga tsy mitovy

Malok'Ila

Ambalavelona

Mila voa

fa milay an ! mahay ny gasy kah! =D=D=D=D
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 10:37
2. Lalah ( 20/02/2007 16:37)
Fiffi an! mba andefaso an zany ankia a! omen-njy ve zah! hi hi hi
3. jefra ( 20/02/2007 17:07)
Malokila: http://www.madagascar-info.net/gasikara/cinema/malokila/malokila.wmv
4. Fiffi ( 20/02/2007 17:54)
Lalah: heu....hay ndry any lavitra be any no mipetraka koh ! :) raha teto frantsa de mba.....:)
5. Aino ( 20/02/2007 20:02)
ey izay dia tsy maharaka any izany.
6. Aino ( 20/02/2007 20:03)
gouuuaaa ouuu merci jefra:-*
7. Aino ( 20/02/2007 20:09)
tena las avariana nijery anio indray fa tsy vita ny zavatra tokony natao!! aleo aloha hiandry kely dia maka toherana @ sabotsy hijery azy lol!!
8. Fiffi ( 21/02/2007 06:51)
de mazotoa akia Aino an ! :):-*
9. freedomgino ( 21/02/2007 10:49)
Fiffi:

iza indray no efa nahita an'ireto film ireto ?

Saranga tsy mitovy

Malok'Ila

Ambalavelona

Mila voa

fa milay an ! mahay ny gasy kah! =D=D=D=D



SALUT AKIA AH TENA TSARA MIHINTSY LAY FILM SAINGY EFA MIVOAKA IZAO NY MALOK'ILA 2 KA (Indroa malok'ila) INDRAY NIO LOHATENINY
10. Fiffi ( 21/02/2007 12:23)
freedomgino: hummm.....milay be zany an ! andraso indray aloha momandéna zany ! misaotra nampilaza an ! :):-*
11. Fiffi ( 21/02/2007 12:28)
Lalah: jereo ery ambany ery koh fa nomen'i jefra an'le film hafa de azondry téléchargéna le izy !:)
12. bilakarenjy ( 21/02/2007 16:18)
omeko bizoroka ndry de omeo film za
13. Lalah ( 23/02/2007 22:34)
jefra sy Fiffi, misaotra betsaka e! mankasitraka
14. Fiffi ( 28/02/2007 14:59)
freedomgino: hummm....efa hanananako akia io an ! hummm...fa mbola tsy nojereko satria le "ambalavelona" no jereko zao....
15. kelly13 ( 28/02/2007 15:05)
fa manana films gasy firy mintsiny njy ty ry kala aaaa??? mampialona b anahako mihintsiny hihihihi
16. Fiffi ( 02/03/2007 10:37)
kelly13: misy maromaro hiany akia fa tongava aty hoa ndry an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2903