mila toro hevitra

1. xxx ( 20/02/2007 16:49)
te hiray aranofo @olona nefa tsy te hampiasa fomba fisorohana @fananana anaka
zany hoe matahotra a sao dia bevoka
periode inona kay no azo anaovana vita regle ve sa avant regle
dia misaotra mialoha anareo
novalian'i xxx ny 16/03/2007 13:48
2. nikopol ( 20/02/2007 17:00)
le vao vita regle ohatrany mamofopofona ?
le aloha indray tsy sura !
miomana fa mety bevohoka
3. fasaly ( 20/02/2007 17:02)
inona alou lay fomba fisorohana am fananana anaka e! pilule sa kapôty sa tsy alefa any ny superme?????:roll:
4. Samoana ( 20/02/2007 17:14)
tsy misy azo anaovana na avant na apres fa samy mampatahotra:-D. Mihafia @ "pendant" raha fady fomba fisorohana:-D
5. nikopol ( 20/02/2007 17:21)
:-D:-D:-D
ailleurs koa mety tsy hahabevoka


fa resaka resaka fa mahatonga ny olona hanala zaza dia io fady fomba fisorohana io , nefa tsy mahataty bikina, satria tsy nahataty tsy nanao firaisana rehefa nirevirevy teo
6. fasaly ( 20/02/2007 17:53)
tsy hoe tsy mahataty ny ho bikina fa tsy mbola vonona am lay hanana zaza ngamba de zay no mahatonga ny fanalanjaza:?:(

asaivo avoakany aty ivelany dool refa te hisoroka mafy nefa te hanao firaisana mafy ka tsy manana fisorohanana en permansa e!:-P:wink::-D
7. Fiffi ( 20/02/2007 18:14)
xxx:
te hiray aranofo @olona nefa tsy te hampiasa fomba fisorohana @fananana anaka
zany hoe matahotra a sao dia bevoka
periode inona kay no azo anaovana vita regle ve sa avant regle
sao de ankizy mbola tsy tonga taona i xxx ? heu....nga zany hono de tsy mba nianarana tany am-pianarana ? :roll::roll:


8. booboo ( 20/02/2007 18:27)
io methode de retrait kounkou mety hahazoana zolie surprise afaka tapa-bolana kah

Samy hahazoana zolie surprise aby na avant na après na pendant.

xxx > 8O:^):^):^) tsy mahafaty antoka ny mividy préservatifs sady tsy mampiova ny fahatsapana refa mi-crac crac boum boum. Tsy aleonao manao an'izay toy izay, hitantaina mandra-paha-tongan'ny red red na avy teo hitaintaina fa tsy mety tonga ny red red.

Tsy haiko xxx na firy taona na firy taona, fa mitovy @ raha fahenoko avy @ ados-na 15ans totalement incoscientes (ny risques-na MST sy VIH manginy fotsiny) iandraiketako zany ny fanontanianao !

ndana mividy préservatifs !!!!!!

9. Fiffi ( 20/02/2007 18:35)
eka ouz
10. kelly13 ( 20/02/2007 19:15)
sady 2euros d mahazo
11. fasaly ( 20/02/2007 21:42)
booboo: zà tsy ambinina preservatif mitsy fa vaky any anatiny fona an! efa nanana blem aho njay mande fa tany am gyneco vao nifamptady nanala ny potiny tany am fond ny vagin de taraiky tany andro raika fotsiny defa saika nahavanondoza beuh!:?
12. soarynala ( 20/02/2007 21:44)
ka na kapoty azaa mety ho rovitr fa d aleo tsy manao e! zay iany, refa vadinao le olona anovana ka na bevoka aza tsy koi.zay le zava:Ptra
13. booboo ( 20/02/2007 21:47)
rehefa mety tsara ny nametrahana ilay preservatif tany am-boalohany tokony tsy ho rovitra na vaky izany izy kah ! Ilay mandrovitra ny fonony @ nify na hoho lava, matetika be mihitsy no misy accident am-povoan'ny crac crac avy teo.
14. xxx ( 21/02/2007 02:59)
xxx:

te hiray aranofo @olona nefa tsy te hampiasa fomba fisorohana @fananana anaka
zany hoe matahotra a sao dia bevoka
periode inona kay no azo anaovana vita regle ve sa avant regle
dia misaotra mialoha anareo



za kaloha ry zareo de tsy mba tia le preservatif na pillule fa manimba anie io eee. Ny ahy regle ihany no harahiko ary mety tsara. Tsotra fotsiny ny kajy: raisina ny maximum sy min le regle de atao ny kajy intervale otran'ny kajy matematika reny ihany, de eo indrindra maita le 14e jour periode d'ovulation avy eo, de 5jours avant 14 e jours 5jours après ny 14e jours periode d'ovulation, tsy manao firaisana @ io de zay fotsiny!!! sady tsy bevohoka, tsy mararin'ny preservatif sy ny pellule sy n ytsy haiko any no milamina tsara zahay mivady salama tsara no tsy maahzo zanaka tsy nirina. nahasoa ahy io de mba lazako eto koa sao haahsoa an'i hafa.
15. xxx ( 21/02/2007 03:02)
hay de mbola tohiziko ihan yfa tapaka, zany hoe: 5jours avant ny peridie d'ovulation le 14e jours zany, sy 5jours après ny ovulation reo ihany ny tsy hanaovana fraisana, de n yandro ankoatran'ireo afaka manao firaisana tsara mitsy ary alefa any le izy fa tsy ariana zany, fa tsisy hatahorana mitsy!!!
fa zay mila mahay mikajy le 14 e jours sao tratra ao an!!!
16. tywa68 ( 21/02/2007 08:10)
ka tsy mitovy ny vhv fa samihafa ny cycle d tsy forcément mety ho an'ny rehetra io calcul io ! ka asakasak'izay hitaintaina hanisa, na handà na hanaiky fa hoe miala aloh... :-D:-D
17. tslem ( 21/02/2007 08:36)
raha mbola tsy vonona ny hiteraka aza manao an'izany e fa dia mahaiza mihafy fotsiny rehefa tsy hampiasa fanabeazan'aizana . Tsy mampijaly izany !
18. nathie86 ( 21/02/2007 09:14)
tonga de tsy manao zany kou:lol:
tsy te ho bevoaka nefa tsy te hanao fisorohana mazava ane zany e
19. Fiffi ( 21/02/2007 12:05)
mazava zany !
20. pissoa ( 21/02/2007 15:03)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1271