mila toro hevitra
42. xxx
(
23/02/2007 18:36)
booboo:
fa tsy fampiasa isaka zay avy nanaonao foana ...
booboo an, fa angaha nanaonao foana indray ny manao izany??? toko io no mampiavaka ny mpisipa sy ny mpivady @ mpianadahy??? ra tsisy io de lasa mandositra mitsoka be ny lahy???
en plus le ranamana etsy ambony (nipkool) milaza fa tsy tokony hanao io ra tsy mpivady ara-dalàna??? De inona ihany ary ny marina @ izy ity ry booboo an????
ho ahy manokana kaloha de aleoko mitazona ny tenin'i ranamana io ambony io oe tsy tokony hanao io ra tsy efa mpivady ara-dalàna. aleo ze bandy hitsoka ahy any hitsoka, tsisy hirarahiko azy!!! za koa azoko antoka fa ahazo ny anjarako foana refa vhv mendrika aho any aorina any, ary ambon'izay koa afaka ny fitaintainana @ zao e..etc.
43. tywa68
(
24/02/2007 09:34)
xxx : ilay mampiasa "pilule du lendemain" no tsy ampiasaina satria nanao² foana fa tsy inona akory !
44. tywa68
(
24/02/2007 09:36)
zany hoe makà moyens de contraception fa tsy io no ampiasaina rehefa avy nanao² foana !
45. sakaizakely
(
24/02/2007 10:11)
tsy mora ry reto ny fahatanorana am'zao fotoana a ! Ny antsika taloha (ho an'ireo zay efa zokinjokiny toa anay an :lol:) tsy mety kasikasihan'ny lhl izany dia nefa dia mahafinaritra ihany ny fiarahana na dia izany aza, mahita zavatra atao foana. Am'zao anefa toa hoatra ny tsy mahita fandanianandro hafa ankoatry ny firaisampandriana ny mpifankatia na dia mbola vao zazakely aza.
Tsy hita ho esoiesoina na ho avela irery hanao ny eksperiansy n'izy irery any anefa fa mila ampiana ry zareo, satria tsy vitan'ny hoe sao bevohoka fahatany any vao kely, fa indrindra indrindra ny aretina MST no tena olana indrindra aminy. Tsy hay ho ferana be fahatany hoe aza manao raha tsy mivady sns... iza intsony no tanora ho azonareo am'zany am'zao fotoana e ? Nikopol ve izao sahy mijoro ho mbola virja hoatr'an'i Britney Spears taloha ?
Ny hafatro fotsiny dia forcer-o misatroka ny lhl fa reo manko kamo velona zany daholo, dia mba ataovy moramora fa tsy kitsofokitsofon'i lay adala mandrovitra satroka izany fa matoa io rovitra dia donto velona izay ilay mpanao azy. Tokony ho kritera fifidianana partenera ilay fahaizana izany e ! Rehefa hitanao fa mihoalahoala tsy mahavita azy dia soloy. Samy fahafinaretana no tadiavina :°)

46. tywa68
(
24/02/2007 10:47)
aiza kosa ry sakaizakely dia ho soloina : izany miara-matory zany ve tsy efa tia an'ilay olona enao, fa tsy hoe hanandrana mba hifidianana !!!! f'angaha fahafinaretana fotsiny io fa tsy fitiavana aloha ?
47. booboo
(
24/02/2007 11:34)
xxx > ilay manaonao foana teneniko, ilay mbola mi-crac crac tsy niaro tena dia avy teo mitaintaina (nanao tsy nahalala may, dia avy teo vao hoe vonjeo fa afobe ty :°):°):°)) ny pillule de lendemain no hanina isaka ny mihetsika. Tsy natao hisolo moyen contraceptif mihitsy ny pillule de lendemain manko.
48. xxx
(
16/03/2007 13:48)
tsy tena d'accord amin'i sakaizakely aho aloha satria amiko amin'ny maha tanora zazavavy gasy ahy dia tena zava-dehibe tokoa ny fanambadiana raha mahatsapa fa masina izy io de tsy hitaintaina fa samy hiandry ilay anjara nomen'Andriamanitra azy ary hanome hasina ilay nofidiana, amiko aloha dia adidin'ny ray amandreny ny miteny manabe ny zaza araka ny tokony ho izy indraindray toa sadaikatra ny ray amndreny miaborder ny momba ny sexualité amin'ny zanany nefa refa nisafidy ny hiteraka ianao de miassumer ny responsabilité anao satria ho fierté anao ihany sy ny tenany izy avy eo. Fa toa mampme manko le maheno amin'ny fanambadiana hoe vous pouvez vous embrasser ohatran'ny hoe izay izy vao nanao izany nefa efa feno azy ny fandrinan'ol malalaka retra io. Na dia mandroso amin'ny fahaizandratsy aza ny tanora ankehitriny tokony ho raisin'ny ray amandreny izany tsy hahamenatra azy hiaborder ny sujet. Izaho aloha izay no hitako nahasoa ahy ary mbola mahasoa ahy hatramin'izao ary hisaoraka be ny raiko ka mba zaraiko aminareo.