mila toro hevitra
21. xxx
(
21/02/2007 16:21)
tywa68:
ka tsy mitovy ny vhv fa samihafa ny cycle d tsy forcément mety ho an'ny rehetra io calcul io ! ka asakasak'izay hitaintaina hanisa, na handà na hanaiky fa hoe miala aloh... :-D:-D
Mety foana io kan, zay le calcul d'intervalle azy. ny cycle min 26j, ny cycle max 30j. de ataonao ny kajin'ireo, calcul d'interval hoa. de azonao @ io ny 14. ra supposons io zao le cycle an'le vhv 26 min, au milieu ny cycle min le 13j ny ovulation ny cycle min, ary 17 ny ovulation n ycycle max, donc 5j avant cycle min, sy 5j après cyle max de mitombé 8à 22e jours ianao mitandrina tsy manao rapport, alohan'ireo daty 8e, sy après 22e anao afaka manao ary mandefa le izy any, fa tsisy hatahorana mitsy!!! zay le oe mila mifehy tena fa ny vokany tsara. io klaoha ny ahy eeee, nahasoa ahy io, tsy mananjanaka ah atramin'izao satria mbola tsy maniry moa milmna zay mivady tsy ampijalin'ny pillule mankarary @ effet 2ndaire moa tsy ampijalin'ny kapoty vaky anatiny any ka hisikotra an'iny hisy vakadratsiny koa.
Nahaso anay mivady io de apetako eto sao misy mila!!!
22. xxx
(
21/02/2007 16:25)
ary raha miovaova ny cycle ? izaho zao miovaova ny cycle? indraindray 28, indraindray 30 indraindray 31
23. xxx
(
21/02/2007 16:53)
Ny cycle miovaova indrindra no mahatonga an'i xxx miresaka cycle min sy cycle max etsy ambony. Raiso an-tsoratra ny halavan'ny cycle anao miovaova izany. Dia jereo ao ny fohy indrindra (oh : 28 ny teninao) sy ny lava indrindra (oh : 31). Ny fotoana tsy tokony hanaovana firaisana dia
[align=center][cycle fohy indrindra - 20 andro] ka hatramin'ny [cycle lava indrindra - 10 andro][/align]
Raha raisina amin'ireo [cycle fohy = 28] sy [cycle lava = 31] ireo izany dia ny [28-20]e jour ka hatramin'ny [31-10]e jour amin'ny cycle dia tokony fadiana.
Kely ny salan'isa hahabevohoka rehefa manaraka an'io, saingy tsy foana tanteraka. Raha mbola vao 15 taona araka ny tenin'i booboo izany kosa aloha dia aza mbola maikamaika.

24. Samoana
(
21/02/2007 17:30)
xxx:
Nahaso anay mivady io de apetako eto sao misy mila!!!
mila consultation aminareo mivady mihintsy ny tanora sao manônôfôna a :oops:!
25. booboo
(
21/02/2007 17:41)
Zà manoro hevitra izay te-hi crac crac nefa mbola tsy hahazo zaza hoe tsisy afa-tsy ny fampiasana méthode contraceptif e ! Mifanerasera @ ados sy jeunes mitovy taona amiko zà @ resaka santé reproductive des ados, fa zà zareo miteny fa mampiasa preservatif fara-faha-ratsiny ! san'angady e !
26. Samoana
(
21/02/2007 17:44)
aza mampiasa angady izany booboo sao mitsaoka eo ny bandikely a ! hihihi
27. xxx
(
21/02/2007 18:55)
Samoana:
xxx:
Nahaso anay mivady io de apetako eto sao misy mila!!!
mila consultation aminareo mivady mihintsy ny tanora sao manônôfôna a :oops:!
Tena marina anie izany ry Samoana eee, tena mba nahasoa ahy ary azoko antoka io calcul io, eritreretinao fa enintaona zay no nanambadiko, za tsy de mbola naniry zaza loatra katramin'izao kaloha, fa io foana no nihainako nandritra izay, fa tsy mba nitaintaina mihintsy aho. ary zay cycle miova zay mihitsy no nakana le calcul d'intervalle absolue ny cycle min sy cycle max de atao ny calcul araka io ambony io avy eo fa mety foana io na miovaova tahaka inona aza ny cycle nao, fa nahomby io, ary rare 1% angaha no stat hahabevohoka @ io. fa zay mila mifehy tena, si non tratra foana. Fa ho an'izay tsy mahatanty kaloha d aleo miditra @ preservatif foana eee, fa za tsy de tia ireny satria tsapako ny effet 2ndaire-ny de naleoko mitandrina @ naturelle ihany.
Ié afaka manontany aty zay mitady fanazavana mismisy kokoa.
Efa mazava koa io tenin'i xxx ambony io mahakasika ny fanaovana le calcul, mety io calcul-ny io hampanazava azy aminareo misimisy kokoa an'zay tsy mahazo.
28. colar
(
21/02/2007 19:06)
tsy tsara ny mihinana pillule ra mbola tsy niteraka fa sahirana refa tena te hiteraka,refa mataotsa ny hiteraka alo de asaivo mitana micro izy d tonga e,sady milay ko ange iny no le raika e,oay azafady
29. xxx
(
22/02/2007 12:13)
Nareo no mitenena fa izao dia tena miaina ao anatin'ny tahotra sy ny tebiteby mitsy hoe "ho tonga ihany ve ny indisposéko manaraka , satria dia mba nitandrina ihany fa nisy blm be le izy; nampiasa kapoty (fimailo) ihany za dia otrany vaky le izy satria ny hohoko lava izay , ka refa nojerana dia otrany vaky , le izy moa t@ le 5 janvier ny indisposéko no tonga ary t@ le 11janvier 2007 teo no nijanona ary t@ aliny 18 zay roa no nanao rapport ka izay vaky izay le izy , tena grave be mitsy e!
30. nikopol
(
22/02/2007 12:23)
Raha ny tena marina aloha dia tsy tokony hisy hahamaika ny hanaovana an'io firaisana ara-nofo io, ny contraceptif tsara indrindra dia ny tsy fanaovana firaisana.
Ary araky ny fitaizana antsika tamin'ny fivavahana sy ny fahendrena maha malagasy antsika dia tsy tokony hanao firaisana mihintsy raha tsy efa nandalo fifanekena masina teo amin'ny ali-tara.
Ary araky ny fitaizana antsika tamin'ny fivavahana sy ny fahendrena maha malagasy antsika dia tsy tokony hanao firaisana mihintsy raha tsy efa nandalo fifanekena masina teo amin'ny ali-tara.
31. tywa68
(
22/02/2007 12:45)
nikopol : arakarak'ilay nitaizàna anao sy ny toerana misy anao ary indrindra ilay olona miaraka aminao no maha-tonga anao hifidy hoe hanao an'ity na iry(moyen contraceptif) sns...
xxx : raha mbola tsy manan-janaka aloha nefa mazoto manisa, dia safidy io, sady tsy mandany vola zany (fa marary andoha sy hitsoaka rehefa tsy tokony hanann :-D:-D)
xxx : raha mbola tsy manan-janaka aloha nefa mazoto manisa, dia safidy io, sady tsy mandany vola zany (fa marary andoha sy hitsoaka rehefa tsy tokony hanann :-D:-D)
32. tywa68
(
22/02/2007 12:49)
ho anao xxx mitaintaina : manao prise de sang à jeun dia mandry saina avy eo ! (na mividy test de grossesse)
33. nikopol
(
22/02/2007 12:50)
fa raha sanatria solafaka ka nitoe-jaza na nanisa andro aza dia atao ahoana moa fa izay ilay anjara avy amin'ny Andriamanitra. Izy irery ihany no mpandahatra.
34. tywa68
(
22/02/2007 12:57)
xxx : rehefa te-hiaraka dia tsy maintsy miomana @ rehetra hoe raha misy zaza, dia ahoana ? rehefa tsy haka n'inn²(no sady tsy mahay manisa). Mitàna micro hono hoy i colar ! :-D:-D
35. nathie86
(
22/02/2007 15:03)
nikopol:
fa raha sanatria solafaka ka nitoe-jaza na nanisa andro aza dia atao ahoana moa fa izay ilay anjara avy amin'ny Andriamanitra. Izy irery ihany no mpandahatra.
Aiza kosa ry nikopol an. Enao no tsy mitandrina de bikna kou inona no idaran'ny Avo @ zany:)
36. Ralay
(
22/02/2007 15:47)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-02-2007 13:13:47
Lohateny : Re : mila toro hevitra
Nareo no mitenena fa izao dia tena miaina ao anatin'ny tahotra sy ny tebiteby mitsy hoe "ho tonga ihany ve ny indisposéko manaraka , satria dia mba nitandrina ihany fa nisy blm be le izy; nampiasa kapoty (fimailo) ihany za dia otrany vaky le izy satria ny hohoko lava izay , ka refa nojerana dia otrany vaky , le izy moa t@ le 5 janvier ny indisposéko no tonga ary t@ le 11janvier 2007 teo no nijanona ary t@ aliny 18 zay roa no nanao rapport ka izay vaky izay le izy , tena grave be mitsy e!
Raha nataoko ny kajy² ka cycle normale ny anao dia vers le 19janvier teo ianao no jour d'ovulation, ka raha vaky ny prservatif t@ io ka nisy lasa tany dia misy risika be ny hahabevoka anao ry xxx. Ny tokony nataonao ny ampitson'iny dia nihinana pillule du lendemain dia nilamina ny sainao fa tsy ho bevoka ianao. Izao manjary miteby² foana ianao miandry ilay regle ho tonga na tsy ho tonga @ manaraka.
Io pillule io no tsotra indrindra rehefa tsy te hanao contraception.
Manaova test de grosesse raha toa ka tsy milamina ny sainao. Dia lazao anay ny vao² raha tsara na ratsy. :lol:
38. Fiffi
(
22/02/2007 17:02)
fotsiny ve ? heu.....:-w:-w ka iza intsony no andeha hinana raha izany ? 99% oui !