mitady mecanicien fa simba ny fiarako

1. avolenta ( 17/02/2007 12:22)
mba mitady olona mahay tsy de lafolafo fa , misy tsy mety ny ambraiazy ny fiara. renault scenic le izy.
lafo be ny an' ny vaza.
azafady fa maika
novalian'i tynah ny 26/04/2007 19:22
2. LazaDaddy ( 21/02/2007 04:20)
tsy mety angaha raha entina amin'ny toerana fikojakojana fiara...AVO LENTA? :)
3. kelly13 ( 21/02/2007 09:59)
laza>ka lafo b ono kou
4. avolenta ( 22/02/2007 19:24)
LazaDaddy:

tsy mety angaha raha entina amin'ny toerana fikojakojana fiara...AVO LENTA? :)

efa tany am dry zareo mihintsy fa tena lafo be, efa mahavidy fiara vaovao ny sarany,


5. LazaDaddy ( 22/02/2007 23:14)
fa atao-matika le izy sa manoaly?
6. rasanjimanana ( 23/02/2007 11:03)
ny vadiko mecanicien.Mbola tsy eto izy @ zao fotoana ra afaka miandry ianao
7. avolenta ( 25/02/2007 19:20)
rasanjimanana:

ny vadiko mecanicien.Mbola tsy eto izy @ zao fotoana ra afaka miandry ianao

misotra betsaka, afaka miandry mihintsy a. refa henoko zay dia efa manome toky aloha. lazao ary rehefa tonga izz. mandrapiona
Manoaly le izy


8. hary1236 ( 31/03/2007 17:05)
laza>ka lafo b ono kou
9. heri2007 ( 25/04/2007 12:10)
lafo be io karama sy piesy ve??? sa misy piesy dia mecanicien sisa
10. tynah ( 26/04/2007 19:22)
fa aiza no misy an toi alouh eh? paris sa ???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1927