Gasy atsy Frantsa

1. xxx ( 18/02/2007 04:12)
Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory......:-D:-D:-D:-D
novalian'i xxx ny 28/03/2007 01:04
2. Fiffi ( 18/02/2007 12:05)
Hono......

bdb ny gasy fantatro eto frantsa fa tsy manao an'zany ....bdb ny gasy:

-manana toerana tsara be @ asany

-manana moyen tsara be mihintsy ....manana trano , fiara , mijery spectacle , concert , théatre , bal sns....nefa lafo be ny fidirana...

-Jereo fotsiny zao @ le 2 juin Mahaleo à l'olympia....voatery nasiana 2ème jour le spectacle satria tsy misy toerana intsony.....nefa jereo ny vidim-pidirana....mahatratra 49€

-mahay miteny gasy tsara , hita zany na de eto @ sera2 aza ....
-tsy manambany gasy zany satria samy gasy ary mitovy aminy .....
-bdb ny gasy ...ny bibelots-ny zavatra vita gasy daholo ....

ka aiza re zany eh ? :roll::roll::roll:
3. xxx ( 18/02/2007 18:49)
Marina zany!!!, raha misy firenena be gasy eto amboniny tany de ao frantsa ao, nefa to be tsy andraofana tsita izay mba anjara boriky amn fampandrosoana ny firenena Mcar fa to samy mifanindry fotsiny, de ny mpanakiana no betsaka, be wa wa wa fotsiny nefa tsy mahavita inoninona akory!!!!:-D:-D:-D
4. xxx ( 18/02/2007 20:02)
sanatria dia sanatria fa tsy mafy ady izahay ,diso adiresy ô!Tena mbôla mahay miteny gasybe mihoatra ny vazaha aza!:-D:-D:-D:lol:
5. xxx ( 18/02/2007 20:45)
Hay mahay teny gasy ihany kay??? :?::{:{:evil: be gesta fotsiny zany nareo gasy any france miseho tsy miteny gasy ireo, indrindra refa tonga aty amn tanana.:-D
6. Fiffi ( 18/02/2007 21:38)
:roll:
7. xxx ( 19/02/2007 10:01)
Fa iza no niteny anao hoe tsy mahay teny gasy izahay?
Sady mahay teny vôzaha no mahay teny gasy fa mba te hiteny @ izay tianay izahay ary zonay tanteraka izany na dia tsy faly aza ianao be kiritika io! Rehefa tsy mahazaka ny fiteninay dia tapeno ny sofina e!:D:D:P:P:P
8. xxx ( 19/02/2007 10:03)
Hita be hoe iza ilay gasy "atsy" ananona be kredy io!!:-@:-@:-@ ndeh miverina milaza angano atsy ambadika fa :-@:-@:-@:-$ ry n an!
9. xxx ( 19/02/2007 16:37)
Lazao zry iza no mba mahavita azy aminareo ao Frantsa ao e, styl no betsaka :-D:-D:-D
10. Fiffi ( 19/02/2007 16:44)
fa aiza ny olanao ry xxx ? :roll: tena misy de misy nefa ny gasy mahavita azy eto frantsa an ! zany nolazaiko anao zany hoe manana trano , fiara 4 mihintsy.....nefa ohatrinona ny assurance ? mandeha manenjika spectacle foana.....tena tsy aiko hoe inona marina ny olana an ?
ka raha ohatra aza ka mafy ady ry zareo ..de ahoana ? zay mahatsara ny fiainanao atao eh ! de avelao ry zareo hanao ny fiainany koh ! tsy nangataka t@ iza na iza ry zareo ....ny manampy aza hataony ! kozy eh !
11. xxx ( 19/02/2007 18:51)
zah mahavita azy e! ary ianao any us ve mba mahavita sa???vendrana any amerika any? sady tsy be vava nefa na ny hametrahana ny tongotra aza tsy hita akory!
12. xxx ( 19/02/2007 19:27)
Za kaloha tsy tia lafrantsa eee, tsy mi-intéressé ahy akory ny mankany, na de ariary aza ny vidin'ny visa mankany.Aleoko eto dago ihany.Eto ah mbola mihinana sakafo naturelle, miasa tsara, miaina tsara, akaikin'ny fianaakviko, tsy mangina.

Ny toetsaina frantsay mitsy no tena tsy mamely, toetsaina be wawawa fotsiny, manindry fotsiny manambony tena, fa revy no betsaka, en plus be ny andro tsy hiasana, Ny théorie no betsaka, fa tsy miasa (pratique) tahaka ny américaine, vokany tsy mahavita azy fa mitrandraka ny harenan'ny zanataniny ankolaka fotsiny. Ary zay koa no tahafin'ny gasy any, farany tsy haninna tsy haninna ny gasy any fa styl tahaka ny tenindranamana io ambony io no betsaka.Inona no adidy vitanareo any @ tanindrazana zao mba lazao oe io milaza fa mahavita azy io??????:evil: tsssssssss:-D:-D:-D.
13. nikopol ( 19/02/2007 19:43)
za zao eto frantsa dia maninona ?
za mafy ady sady miseho milay de maninona ?
za manambony tena dia sady manambany gasy dia maninona ?
za tsy mahay miteny gasy dia maninona ?
za manaratsy ny vita gasy nefa tsy aninona tsy aninona dia maninona ?

inona no mapime amizany ?

zahay tsy mila manao adidy ho an'ny tanindrazana zany fa ataovy ao ze te hanao,dia maninona ?
ny anay style fotsiny dia maninona ?



14. belaza ( 19/02/2007 19:53)
ka sao kosa de handefasana vola ary i xxx, sa hafarana? raha fiainana tsy misy ohatriny eto france, tsy misy ny olana, azonao avokoa izay tianao, mbola afaka mamatsy ani xxx ary raha tiany izany, ary aza be wawa eo rehefa tsy tafavoaka ao dago e, olona voafantina ihany no afaka mivoaka aty, fa tsy ohatrani xxx io mihitsy=))=))
15. xxx ( 19/02/2007 20:06)
Eh oh!!!ry xxx to lasa any amerika ndray ny resaka, fa bandy avy aiza ny chef of staff Ra8, mandat 2 zay avy any amerika doly. humm!!!! Aiza nareo ao frantsa amn zany e.:roll:
16. xxx ( 19/02/2007 20:29)
:-$:-$:-$hitanareo fa avy any zamerika hono io=))=))
17. xxx ( 19/02/2007 20:30)
ié!homboy e!
18. sakaizakely ( 19/02/2007 20:43)
i xxx io no be wawawa manaratsy nefa tsy aninn tsy aninn akory, raha tsy izay ve tsy hiafina hanao xxx tsy sahy miseho masoandro akory.
ndana mitango lalitra atao laoka rehefa tsy mahita atao.
Ianao aza ity tsy tafavoaka dia miandry hitatatra izay atsipitsipin'ny avy aty ivelany dia eo no mody hoe tanindrazana aho tanindrazana, nefa lery izao no tsy mahavelontena miandry ho tolorampotsiny eo.

Mahavita ianao ho an'ny firenenao ka nahoana no mbola tsy tafakatra Gasikara hatramin'izao ?

Ho an'izay tia amerikana indray dia tsy olana izany. samy manana ny tiany io tsisy ifanerena. Mazava koa fa eto Frantsa tsy mila looser ka matoa tsy lany passeport eto dia tsy mamokatra izany. Ndana mamonjy an'i Bush rehefa izany fa tsisy mitana anao eto
19. vale ( 19/02/2007 22:02)
xxx:

Hay mahay teny gasy ihany kay??? :?::{:{:evil: be gesta fotsiny zany nareo gasy any france miseho tsy miteny gasy ireo, indrindra refa tonga aty amn tanana.:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))mapme be kosa aloha izany hoe ol mody tsy mahay teny gasy izany rhf tonga any @ tanàna:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol:, fa ka le olona koa angamba no mety hizestiavana @ le teny vazaha koh,ihihihihihihihihihihih:oops:


20. vale ( 19/02/2007 22:04)
sakaizakely: aie,aie,aie...ihihihihihi..marina mintsy nendry kambo!!tsss.. :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0861