Gasy atsy Frantsa

61. vale ( 21/02/2007 00:25)
xxx: NB> ny association tsy anah eee! mahazo miditra pikambana ao enao raha tinao:lol:, ny anjaranay de mividy ny billet hamidin'ireny ohatra, zay!:x
62. LazaDaddy ( 21/02/2007 04:11)
inona tokoa anefa ny olan'i xxx na misy mizesita aza e? Angaha eto Madagasikara tsy misy mizesita? Sa any zamerika tsy misy mizesita?

Eto Madagasikara aza anie ka misy mifanindry hoe "izahay tao @ Hilton no nanao reveillon", "Izahay nanao vacances tany Nosy Be", "Ny kitronay ADIGAS :) nafarana avy any andafy", ...
koa raha mifampizesita mifanindry an-toerana araka ny tenin'i Samoana ny eto Madagasikara, dia tsy mahagaga raha mizesita koa ny sasany sendra tafavoaka tany ivelany toy ny lasa any La Reunion, Commores, Maurice, France, Etazonia, Japon, Chine, Cote d'Ivoire...
63. sakaizakely ( 21/02/2007 10:03)
eeeeeeeeee

Resaky ny mafy tay ity fa avelao izy hamoaka ny goavy mantany moramora eo fa rehefa tafavoaka ilay miziriziry be ao ambavany ao ve tsy ho hiova ho be fitiavana izy. Izao aloha dia tena hita fa tsy ampy fitia dia aigri be hoatra an'io e ! Mal b-zé frustré io an ! Sady am'zay tsy mahazo resaka.

Za tsy kanosalahy miforidrambo hoatr'anilay miafinafina io ary tsisy anafenako ny fiainako amin'izay namana eto antoerana. Za ko nefa tsy hi-inviter anao aty amiko hijery ny fiainako fa ndana tohizo ny frustration sy ny fialonanao fa raha izay moa no fantatrao fa hampivoaka ny voangoavy miziriziry aminao ao dia ataovy e ! la bave du crapaud n'atteint pas la blanche colombe :-@ :-@ :-@ :-@
Za klou mbola tsy nody hatr@zao ka mbola tsy nanao anle mizesta tsy mahay teny gasy e ! Fa nga moa ny gasy miandry avy any andafy vao mizesta ? Enao aza avy tany @ ndry kely maso dia miseho mizesta. Mitsikera ny ataonao ihany ianao izany. Zahay taloha rehefa mandalo eo anoloanan'ny lycée rabearivelo iny na Escam ohatra, mibaradaka teny frantsay sy inglish ny zatovo t@ zany. Ny fizestiavana efa teraka tany antoerana ka !

Aza be fialonana wa fa ho hiafara @ ulcère eo ity vao gaga ! Tandremo koa ilay tsy mikapa elabe, vaky ao ny tsinaimbody. Moramora @ goavy e !
64. fasaly ( 21/02/2007 12:00)
aza manaiky rangitin'i oul am resaka otrzao wa nareo fa vakio fotsiny de zay ihany hihihih!
65. andry08 ( 21/02/2007 12:25)
:-D:-D:-D:lol:=))=))mapméilay dinika
66. Fiffi ( 21/02/2007 12:30)
f'ita hoa eh ! =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
67. sitlo ( 21/02/2007 16:48)
sakaizakely:

eeeeeeeeee

Resaky ny mafy tay ity




68. Fiffi ( 21/02/2007 17:19)
=))=))=))=))=))=))=))=))
69. xxx ( 21/02/2007 18:12)
o! o! ry sakaizakely!! aza be taim-bava wa!!!asehoy ze mba vitanao de zay, ny tsy feno marina no mikobana eto!!!so de mirara-kivy eo enao raha mahita ny references ny xxx fa tsy fombanay ny mizesta e!!!
Eo isika mahita izy.


70. sakaizakely ( 21/02/2007 18:31)
ooo ry mafy tay a ! (miala tsiny fa tsy fantatra mantsy ny anaranao)

tongava aty raha te hahita ny vitako e ! omeko billet ve ?

ary mbola tsy nikapa foana ve e ? Andefasana lavement ?

Mahafinaritra tokoa ry reto ity resaka ity fa aleo tohizana a :-D :-D :-D :-D :-D
71. fasaly ( 21/02/2007 18:37)
atovy resaka vanivany marina:-D:-D:-D:-Draha mafy tay de isisifo vatokely mba hiragaranga fa sao lazaina fa vomanga !
anefa!:-D:-D:-D:-D
72. andry08 ( 21/02/2007 18:52)
tena omeo lavement fa mi'coince!:D:-D:-D:-D
73. sitlo ( 21/02/2007 20:15)
xxx:

so de mirara-kivy eo enao raha mahita ny references ny xxx fa tsy fombanay ny mizesta e!!!


Zesta ankolaka izany an.

fa le any frantsa any marina aloha tena malaza ohatra izany mihitsy eh.

74. xxx ( 21/02/2007 20:37)
sakaizakely:

eeeeeeeeee

Resaky ny mafy tay ity fa avelao izy hamoaka ny goavy mantany moramora eo fa rehefa tafavoaka ilay miziriziry be ao ambavany ao ve tsy ho hiova ho be fitiavana izy. Izao aloha dia tena hita fa tsy ampy fitia dia aigri be hoatra an'io e ! Mal b-zé frustré io an ! Sady am'zay tsy mahazo resaka.

Za tsy kanosalahy miforidrambo hoatr'anilay miafinafina io ary tsisy anafenako ny fiainako amin'izay namana eto antoerana. Za ko nefa tsy hi-inviter anao aty amiko hijery ny fiainako fa ndana tohizo ny frustration sy ny fialonanao fa raha izay moa no fantatrao fa hampivoaka ny voangoavy miziriziry aminao ao dia ataovy e ! la bave du crapaud n'atteint pas la blanche colombe :-@ :-@ :-@ :-@
Za klou mbola tsy nody hatr@zao ka mbola tsy nanao anle mizesta tsy mahay teny gasy e ! Fa nga moa ny gasy miandry avy any andafy vao mizesta ? Enao aza avy tany @ ndry kely maso dia miseho mizesta. Mitsikera ny ataonao ihany ianao izany. Zahay taloha rehefa mandalo eo anoloanan'ny lycée rabearivelo iny na Escam ohatra, mibaradaka teny frantsay sy inglish ny zatovo t@ zany. Ny fizestiavana efa teraka tany antoerana ka !

Aza be fialonana wa fa ho hiafara @ ulcère eo ity vao gaga ! Tandremo koa ilay tsy mikapa elabe, vaky ao ny tsinaimbody. Moramora @ goavy e !




:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
75. Fiffi ( 21/02/2007 22:05)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
76. xxx ( 21/02/2007 22:07)
ndreto izahay
gasy eto frantsa aahh
manana ny maha-izy azyyyyyy
masoandro be lohataona
tsy misompatraaaaa
tsy azo somparanaaaaa
fa manaja ......aaaahhhhhh

iza no mahay an'io hira io ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
77. xxx ( 21/02/2007 22:54)
LazaDaddy:

inona tokoa anefa ny olan'i xxx na misy mizesita aza e? Angaha eto Madagasikara tsy misy mizesita? Sa any zamerika tsy misy mizesita?

Eto Madagasikara aza anie ka misy mifanindry hoe "izahay tao @ Hilton no nanao reveillon", "Izahay nanao vacances tany Nosy Be", "Ny kitronay ADIGAS :) nafarana avy any andafy", ...
koa raha mifampizesita mifanindry an-toerana araka ny tenin'i Samoana ny eto Madagasikara, dia tsy mahagaga raha mizesita koa ny sasany sendra tafavoaka tany ivelany toy ny lasa any La Reunion, Commores, Maurice, France, Etazonia, Japon, Chine, Cote d'Ivoire...



Ka io toe-tsaina io mihintsy no tokony ovaina,fafana tany ry LD, fafana tany ny kolikoly sy ny tia kely surtout, fa ra tsy izany tsy handroso velively i Gasikara fa lasa sambo rendrika eo. Tsy concurent ny fiainana!!!. Fa zay mitambatra vato, ary ny firaisankina no hery!!!!
Ny olana mipetraka d ahoana no hampandrosona malaky an'i Mcar??? tsy ny filoha ihany no mamaha io olana io,fa samy manana ny adidiny sy anjaraborikiny tandrify azy avy ny tsirairay.
78. xxx ( 21/02/2007 23:03)
Ny anay, miasa miasa miasa hatrany !!!tsy be théorie,tsy be wawawa. Ny vokany eo isika mahita izy.!!!
79. xxx ( 21/02/2007 23:09)
sitlo:

fa le any frantsa any marina aloha tena malaza ohatra izany mihitsy eh.





Hita hoa ry sitlo, fa marina mihintsy zany .
:roll::roll::roll::-D
80. vale ( 21/02/2007 23:50)
[quote=fasaly]
atovy resaka vanivany marina:-D:-D:-D:-Draha mafy tay de isisifo vatokely mba hiragaranga fa sao lazaina fa vomanga !
anefa!:-D:-D:-D:-D
[/quot fasaly:hihihihhihihihihi


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3654