Gasy atsy Frantsa

441. Vahinala ( 23/03/2007 22:48)
sipagasy:

tss mankaleo be ilay resaka fa nivoana nanaovan'i ra bozy azy kleee tssss, i ra bozy koa rangà rehefa tsy mahay mandray ny andraikiny dia aleo ho any annn, efa nomena andraikitra ianao hahafahanao manala ny tsikera tsy tianao ka anao ny anao fa aza be wawawa eo kannnn, izao manjary NIVOANA ny resaka gasin'andafy tssssss



Tsy mamaly fotsiny tsony aky d basy fa i bozy koa ange mahita zavamisy ho lazaina foana e !:-D:-D:-D
442. bozylove ( 24/03/2007 14:05)
vahinala:
Tsy mamaly fotsiny tsony aky d basy fa i bozy koa ange mahita zavamisy ho lazaina foana e !


Fa Enao izany no mpanome consigne an'ireo mpidinika eto fa tsy fantatry zareo no tokony ataony???
Dia raha mamaly ny soratako ry zareo dia ho lazainao hoe "olona maninona " ny olona mamaly ny tsikerako eto???

Tsy tantinao mitsy Bozy mampiseho ny zavamisy, manenlingelina anao anga?? dia ny olona sasany no amporisihinao tsy hanome ny heviny raha te hamaly :wink:

vahinala:
[size=13px]Tsy mamaly fotsiny tsony aky d basy[/size]

Tokony tsy nanoratra mitsy enao raha tena izy izany e! :oops: na iza na iza mamaly ahy , lasa ohatra ny hoe mpisolovava ny mpidinika eto enao, ary io fanaovana mpisolo vava io toa ny fomba ny eto.8):roll:

Ny mpidinika eto izany tena tsy sahy maneho ny heviny mivantana , tsy maintsy mila mpitondra teny.
i Bozy indray mampiseho zavamisy hitany sy tsikariny ary manome ny heviny hatrany (tsy mila mpisolo vava) 8)

443. ftma ( 24/03/2007 14:20)
Tokony hamorona sujet hafa i bozylove fa lasa hors sujet daholo ilay resaka.amin'izay raha hamaly na tsy hamaly ny olona de tsy maninona, manimba dinika ilay hors sujet :(
444. bozylove ( 24/03/2007 14:51)
ftma:
Tokony hamorona sujet hafa i bozylove fa lasa hors sujet daholo ilay resaka.amin'izay raha hamaly na tsy hamaly ny olona de tsy maninona, manimba dinika ilay hors sujet


Tsy misy manakana hanoy ny dinika momba ny gasy atsy france eto na kely aza.

Entre pas aloha firyfiry koa ny dinika hitako lasa hors sujet, fa maninona efa ny any Bozy dia tsy mety??? 8)

ampatsihaiviko fa valin'ny soratra teto no namaliako ny dinika , avereno vakio ny soratra XXX 8O etsy ambony misaotra :-)

445. rush ( 24/03/2007 16:24)
ka ny olana ry bozylove dia tsotra hiany e!ny blèm-nao any ambadika any dia regléo any fa inona ary ity mamoaka etsy syeroa ny hafatra azonao?tssssssssssss!tena mankaleo lé!mba olondehibe hiany ianao fa aza mampiseho toetra tahak'izao ho an'ny tanora eto e!
446. Vahinala ( 24/03/2007 17:22)
bozylove:

vahinala:
Tsy mamaly fotsiny tsony aky d basy fa i bozy koa ange mahita zavamisy ho lazaina foana e !


Fa Enao izany no mpanome consigne an'ireo mpidinika eto fa tsy fantatry zareo no tokony ataony???
Dia raha mamaly ny soratako ry zareo dia ho lazainao hoe "olona maninona " ny olona mamaly ny tsikerako eto???

Tsy tantinao mitsy Bozy mampiseho ny zavamisy, manenlingelina anao anga?? dia ny olona sasany no amporisihinao tsy hanome ny heviny raha te hamaly :wink:

vahinala:
[size=13px]Tsy mamaly fotsiny tsony aky d basy[/size]

Tokony tsy nanoratra mitsy enao raha tena izy izany e! :oops: na iza na iza mamaly ahy , lasa ohatra ny hoe mpisolovava ny mpidinika eto enao, ary io fanaovana mpisolo vava io toa ny fomba ny eto.8):roll:

Ny mpidinika eto izany tena tsy sahy maneho ny heviny mivantana , tsy maintsy mila mpitondra teny.
i Bozy indray mampiseho zavamisy hitany sy tsikariny ary manome ny heviny hatrany (tsy mila mpisolo vava) 8)





Vahinala tsy hifamaly aminao fa izy tsy manana zavamisy lava ho tantaraina sy tanisaina ohatra anao. :lol: sy :-D:-D:-D foana d milay ny fiainany !
447. ftma ( 24/03/2007 22:53)
nisy dinika hitako tary http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m4603e8b2f01f1 azo atao aho izay tian'i bozylove resaina @ zay mazava ny resaka :roll:
448. bozylove ( 25/03/2007 07:57)
vahinala:
Vahinala tsy hifamaly aminao fa izy tsy manana zavamisy lava ho tantaraina sy tanisaina ohatra anao. sy foana d milay ny fiainany !


Ary toa mamaly foana ny soratako enao nefa e! , mi se justifier hihihi :D:o:lol:

[size=13px]Ny amiko ny hoe tsy mamaly = tsy manoratra intsony 8)[/size]

449. Vahinala ( 25/03/2007 10:46)
bozylove:

vahinala:
Vahinala tsy hifamaly aminao fa izy tsy manana zavamisy lava ho tantaraina sy tanisaina ohatra anao. sy foana d milay ny fiainany !


Ary toa mamaly foana ny soratako enao nefa e! , mi se justifier hihihi :D:o:lol:

[size=13px]Ny amiko ny hoe tsy mamaly = tsy manoratra intsony 8)[/size]





bozylove > :^):^):^):^):-D:-D:-D:-D:-D
450. bozylove ( 25/03/2007 14:14)
VAHINALA ? TSY ARITRAO MITSY MAMALY FONA ENAO NA @ALALANY SARYSARY AZA E 8)8 MANORATA RE FA AZA FRUSTREE :lol::lol::lol:
451. Vahinala ( 25/03/2007 17:35)
bozylove:

VAHINALA ? TSY ARITRAO MITSY MAMALY FONA ENAO NA @ALALANY SARYSARY AZA E 8)8 MANORATA RE FA AZA FRUSTREE :lol::lol::lol:



8-)8-)=))=))=))=))=))
452. xxx ( 25/03/2007 19:32)
fa mba nanao ahoana aza le gasy any france ry xxx a????
453. xxx ( 26/03/2007 03:56)
ka zany efa nolazanay iznay koa, gasy any frantsa tsy mamely tssss, manahaka ny toetrana frantsay tsy mamely io, mihebohebo fotsiny, be reheka fotsiny,be wawawa fotsiny nefa refa resaka asa pratika 0 tsisy ilavana azy, havona (froide) no betsaka nefa tsy haninna tsy haninna. marina anie zany eee, na ho aiza na reo na ho aiza mitombona zany. fa ra mankany @ anglo nareo hitanareo tsara ny différence-ny ny any fa ouvert be ny olona any.... sady resaka efa vita ko iny...fa avelao hidaboka any...juste mba milaza ny marina sy ny zava-misy fotsiny ny izahay xxx.sady participation volohany no farany koa iny nidiranay xxx teto iny. MAZAVA.
454. xxx ( 26/03/2007 18:05)
ny any anglo coincés daholo, efa nipetraka tany aho fa tsy tia!!!
455. xxx ( 26/03/2007 19:09)
xxx:

fa mba nanao ahoana aza le gasy any france ry xxx a????


Ouille!Ouille!Ouille!
In daoly ary reto resabe ato reto.:?:
Mbola misy mangaron-dela ihany.:(
Saka matory ko alaim-bolom-bava.

ZE SIPA MBOLA MIKOZY EO DE KOTINAY XXX AN!!

456. xxx ( 26/03/2007 19:27)
Fa angaha izay mikoty dia hahazaka daholo??? TY ANGAHA ADALA???
457. xxx ( 26/03/2007 21:25)
xxx:

Fa angaha izay mikoty dia hahazaka daholo??? TY ANGAHA ADALA???


MANGINA RA-MAMAY A!
IZAHAY KO TSY HIKOTY ANAO, NDANA MAHAZO!!ZAHAY TSY MILA VADIN OUL KO E.
ALIKA ENJEHINA FA NY KISOA LAFO VIDY.


458. xxx ( 27/03/2007 10:45)
xxx:

xxx:

Fa angaha izay mikoty dia hahazaka daholo??? TY ANGAHA ADALA???


MANGINA RA-MAMAY A!
IZAHAY KO TSY HIKOTY ANAO, NDANA MAHAZO!!ZAHAY TSY MILA VADIN OUL KO E.
ALIKA ENJEHINA FA NY KISOA LAFO VIDY.


ka efa hoe kisoa ko inona no hilana azy???:-D:-D, sady maimbo no be vava fa groin! groin!



459. bozylove ( 27/03/2007 11:57)
vahinala, fa maninona no tsy manoratra fa mandefa sarysary???; tena tsy tantinao raha tsy mamaly an, soraty oua fa aza mampijaly tena tsy mamaly ara tsoratra, lazao ny hevitrao 8.
460. xxx ( 28/03/2007 01:04)

ka efa hoe kisoa ko inona no hilana azy???:-D:-D, sady maimbo no be vava fa groin! groin!
[/quote]

Mangina ry Ramamay a!! Alika wa enjehina fa ry xxx tsy mi-senti aminao. Tsisy hikoty anao eto fa ndana mahazo.
Sa toroko hevitra enao Ra Bofy a, misy anirony vazaha antitra efa malazo rony any aminareo any. Any manala azy fa ry xxx aleo hilam amn sipa gasy tanora sady mahavoa.:-D:-D:-D:-D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2354