Gasy atsy Frantsa

421. ftma ( 21/03/2007 11:49)
Ny sarinao ihany no ilaina. Tsy mbola manana toerana lehibe hametrahana tahirintsary isika amin'izao ka ny sarin'ny namana ihany no hotehirizina. Izay sary tsy ahitana anao dia hofafaina.

Efa mazava be angamba io ny antony analana ilay sary :wink:
Hay ve imagin'i serasera manalabaraka
ny tsikera fanalana baraka an!! Mifanaraka @ image ny site serasera


Tsiky dia ampy aoka izay fa lasa miova sujet sady makaleo le resaka ;-)
422. xxx ( 21/03/2007 13:16)
de ahoana amzay aloha le gasy any frantsa ry xxx a??
423. bozylove ( 21/03/2007 15:20)
Izay leo dia tsy mamaky sy tsy mamaly e :-)

Bozy mitohy mampiseho ny zavamisy sy manome ny heviny rehefa te hanoratra 8)
424. bozylove ( 21/03/2007 15:24)
"Ahona" inona hono no tin'i XXX fantatra momba ny malagasy aty andafy, ankotry ny hoe "mafy ady e !" :D
425. xxx ( 21/03/2007 15:27)
xxx:

de ahoana amzay aloha le gasy any frantsa ry xxx a??


Diamondra> Tazomy hatrany ny maha-malagasy anao. Tsara refa mahay misadapta, tonga amn le fitenenana we manaraka volon-tany. Saingy aza adino fa misy votabia tsy lo aty an, sady ny sakafo aty milay, mbola frais doly fa any ianao no tokony hitandrina amn resaka sakafo.

Vahinala> Misaotra anao nandray anjara, fa nanampy ny namanao hahatakatra ny zavatra tinay ampitaina ny hevitrao. Merci!!!

Bozylove> Bon courage!!!Mijoroa amn fahamarinanana hatrany

Misaotra anareo nandray anjara teto ry XXX, tsy atao hampisavoritaka ny resaka netinay fa mirary soa anareo retraretra=D=D=D=D=D=D.Bonne chance!!!!!!

Mpiandraikitra> Ataovy mazava ny fitsipi-dalao, de hajao ny hevitry ny sasany, to ianareo antenaina handrandrana indray ty no mampivandravandra. Refa tsy capable amn zany nareo de ajanony... Izahay mbola voalohany no nadraisanay anjara tato fa hitanay ny lesoka, tsy mety aminay koa le fomba fiasa tsy matianina (tsy Pro)de aleo zay iala e, mifanaraha ao ianareo.
Tsarovy fa any amn tany mandroso ianareo zao, de mbo ataovy mifanaraka amn zay le toetsaina fa tsssssssss.
426. bozylove ( 21/03/2007 15:37)
XXX, misaotra ranamana e!, tsara sy mafinaritra ny manisy ady hevitra e! :-)8)
427. bozylove ( 21/03/2007 19:33)
Bozy:
Bozy mitohy mampiseho ny zavamisy sy manome ny heviny rehefa te hanoratra



[size=13px]siks : 21/03/2007 19:22:18
Fafao | Sakano ny hafany
grosse merde ny malagasy rehetra eto lantobe aaaa! enao anie no mi ressembler @ grosse merde fa tsy ny olonkafa e ouhahahahahahahahahahahahahaaha. T'es une grosse merde la viocque.[/size]

Izao no soratra ao @ tsikera ny sariko avelako ho hitambahoaka sy ny tompon'andraikitra = zavamisy eto @ serasera 8. Mato avela nareo tompon'andraikitra ao @ "sary rehetra" izao tsikera izao amiko manaiky sy mamela soratra tsy manaja sy manompa sahala @ n'ilay siks alias naina6 nareo :?:. izany fahitan'i Bozy azy 8)

Ary raha tsy voafafa na vohala ary any @ "sary rehetra" ito tsikerra ito tokony tsy fafan'ny tompon'andraikitra eto raha logik nareo :roll:
428. xxx ( 21/03/2007 21:26)
de maninona zao no halefanao eto zay hafatra azonao any ??? tsy misy hidiran'ny namana hafa zay hafatra azonao ka débrouille-toi !
429. xxx ( 22/03/2007 01:00)
xxx:

de maninona zao no halefanao eto zay hafatra azonao any ??? tsy misy hidiran'ny namana hafa zay hafatra azonao ka débrouille-toi !


MANOMBOKA ETO DE TSISY IDIRANAY XXX TSONY, FA MIFANDAMINA IANAREO. TSY MANDRAY ANJARA ETO INTSONY XXX.MBOLA AVERINAY IHANY HOE ATAOVY MAZAVA NY FITSIPI-DALAO, FA NAREO IHANY NO HIADY AN-TRANO ATO.
430. xxx ( 22/03/2007 06:06)
makaleo koa le bozylove ny farany. avereno eto daholo izay tsikera tany amin'ny sarinao tany ho hitanay sy hihomehezanay anao fa toa izay no tadiavinao! tianao ho ianao no nombril de la tera saingy indrisy fa toa sarotra izany :(
431. bozylove ( 22/03/2007 16:53)
XXX:
de maninona zao no halefanao eto zay hafatra azonao any ??? tsy misy hidiran'ny namana hafa zay hafatra azonao ka débrouille-toi
.

[size=13px]Alefako eto hitan'olona sy ny mpiandraikitra eto forum eto.
Marihiko kely fa tsy hafatra azoko manokana ireo fa ao anaty "hevitra" momba ny sary natao hitambahoaka.

Efa nampilaza anireo tompon'andraikitra eto aho momba ny olona mapanala baraka sy manontany fanazavana ny antony hamelany sary feno ompa sy fanalana baraka, nefa sary tsotra tsy mifanaraka @ ny ilainy (ohatra sary sakafo , sary paysage....) tompon'andraikitra eto no manala azy kitana iray sy valo. Ny ahy question de principe, matoa tsy mamafa sary feno tsikera ompa sy manalabaraka dia mifanaraka @ tarigetra n'ity serasera ity izany.[/size]
[size=13px]Tsy rarahiko mitsy izay tsikera fanalana baraka ataon'ny olona tsy tia sy mpialona ahy8).

Nataoko ho hitan'olona eto izany tsikera mba ho hitan'olona fa ohatran'iza ny karazan'olona mpisera eto izay avelan'ity serasera ity 8O, ka tokony ho mailo ireo mitady namana, surtout ireo malagasy mitady namana aty andafy hoe te hiserasera @ mpiray tanindrazana fotsiny aza. Eto akory tsy hoe "tout le monde est beau, tout le monde est gentil" hoy ny vaza izay; Araka ny fahitan'i Bozy azy io tarigetra io ohatra tin'ilay site serasera asehoy nefa tsy araka ny zava misy izany tarigetra izany noho ireo olona avela hanoratra soratra ompa sy tsy manaja.[/size].

Bozy mitohy mampiseho ny zava misy sy ny heviny 8) .

432. bozylove ( 22/03/2007 17:06)
XXX:
makaleo koa le bozylove ny farany. avereno eto daholo izay tsikera tany amin'ny sarinao tany ho hitanay sy hihomehezanay anao fa toa izay no tadiavinao! tianao ho ianao no nombril de la tera saingy indrisy fa toa sarotra izany


Raha tadiavinao ny tsikera fanalana baraka sy fanompana, raha izany mahafaly sy mahasoa ny fiainao mahita soratra fanalana baraka, aza matahotra enao fa alefako anao.8) Inona no tinao aseho atao hitambahoaka sa alefa manokana any aminao???? (entre pas aloha afaka mijery direct @ sariko enao kitana koakoa)

Hita @ ny tsikeranao fa anisan'ireo olona manaiky fanalana baraka eto enao ary mety anisan'ireo olona tia manalabaraka sy manompa olona.

Ary lazaiko anao fa tsy nitomany ho "nombril" eto mitsy Bozy na kely aza , miteny ny zavamisy izay mety misy marina ka tsy tantin'ireo concerné 8):).
*
AOKA HO MAILO NAREO MITADY NAMANA ETO FA "TOUT LE MONDE N'EST PAS BEAU , TOUT LE MONDE N'EST PAS GENTIL"
433. xxx ( 22/03/2007 17:49)
fita fa mitomany ho fotran'ny la tera mbola be wa wa wa eo ihany. alefaso eto oa imehezako fa za tsy mahavita mijery izay sarinao any! dia rehefa tsisy mpamaly eto intsony ianao dia dinika aiza indray no idiranao sy ametrahanao ary anatsofohanao ny "fitenenanao ny zava-misy" eto? ary iza no concerné moa @ io soratanao sorabaventy io? heverinao fa jamba angaha ny olona sa pahana? sa ianao belle sy gentille? anisan'ny mpanala baraka sy mpanompa eto hoe aho? satria ve aho manao xxx dia tsarainao ho toy izany? miala tsiny aminao aho fa diso hevitra ianao ramatoa bozylove. izay fa tohizo ny filazanao ny zava-misy araka ny eritreritrao sy ny fahitanao fa ny olona tsy mitovy @ izay fahitanao ary aza forcer-nao hitovy loha aminao
434. bozylove ( 22/03/2007 20:30)
XXX:
fita fa mitomany ho fotran'ny la tera mbola be wa wa wa eo ihany.

Ka raha izany mafinaritra anao fa mitomany foatra la tera dia izay izany. faly sy ravo enao izany fa nekeko ny eritreritrao 8)

XXX:
alefaso eto oa imehezako fa za tsy mahavita mijery izay sarinao any!


Io alefako ho hitanao ny fanompana sy tsy fanajana nosoratan'olona mitovy aminao. Manantena anao hihomehy tsara.
Ary amiko ny zava misy no lazaiko, matoa enao faly sy ravo @ fahitana soratra fanalana baraka sy manompa , dia anisan'olona tia manalabaraka sy manompa izany amiko. Izany no fahitako azy , izay fahitan'ny sasany indray tsy aiko.

naina6=SIKS:
[size=13px]siks : 18/03/2007 21:02:38
Fafao | Sakano ny hafany
Antibavy tsisy saina de bedin'ny tanora. De inona ny vokatr'ilay hitambahoaka kay ry alikavavy ty? Mihomehy ny olona mijery anao bediko eto de zay. Ianao ve no mba hajaina?? Na ny fasanao ary tsy hohajaiko rehefa maty enao ouhahahahahaahahahaha[/size]









435. bozylove ( 22/03/2007 20:41)
XXXX:
dia [size=13px]rehefa tsisy mpamaly[/size] eto intsony ianao dia dinika aiza indray no idiranao sy ametrahanao ary anatsofohanao ny "fitenenanao ny zava-misy" eto?


Fa izaho anga moa nitady ho valina, mampiseho ny zavamisy aho, Izay te hamaly mamaly izay tsy te hamaly tsy misy olana mitsy 8)

[size=13px]Tohizoko ho anao izao ny fametrahana soratra tsikera fanalana baraka sy tsy fanajana ao @ sariko satria noho ny fangatahinao.
Alefako santionana iray isan'andro ho anao; hampifaly anao sy hangalanao lesona hianaranao fanala baraka sy fanompana.8)[/size]

436. xxx ( 22/03/2007 20:49)
tsy nampianarin'ny RAD-ko ahy ramatoa ny fanalana baraka sy ny fanompana fa ianao io izao no mampianatra ny olona eto. teneniko ve ianao oe ataovy ito ddia avy tokoa ianao manao? mba mihevera tena kely e, nefa aleoko mangina fa hiady @ adala aho ny farany :oops: b aho marina. eo ianao ramatoa ra hipetsopetsona fa anao ny fahamarinana a
437. bozylove ( 23/03/2007 08:55)
XXXX:
tsy nampianarin'ny RAD-ko ahy ramatoa ny fanalana baraka sy ny fanompana fa ianao io izao no mampianatra ny olona eto.


Tsara izany efa tsy nampianatra anao fanalana baraka sy fanompana ny RAD nao:D.

Ary averiko maneho ny zava misy eto @ n'ity site serasera ity aho; asehoko ho an'ireo tompon'andraikitra voalohany indrindra izay efa nandefasako email mampiseho anizao zavamisy eto.

Ny webmaster tsy mamaly ny email amiko dikan'izany manaiky ny fisiany soratra fanompana sy fanalana baraka :oops: ka tsy mamafa an'ireo sary feno tsikera manala baraka sy manompa. Iza no mampianatra fanalana baraka sy fanompana???
Question de principe ny ahy, ny sary tsy ilain'ny site eto vetyvety dia voafafa (ohatra sary sakafo, sary ny namana,sary paysage....) ny sary feno tsikera fanalana baraka sy fanompana tsy fafana na dia hoe efa nolazaina aza ny tompon'andraikitra. Amiko dikan'izany ireo sary feno tsikera fanalana baraka sy ompa izany avela ho hitambahoaka fa mifanaraka @ ny tarigetra n'ity site.

XXX:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-03-2007 21:07:06
Lohateny : Re : Gasy atsy Frantsa
Misy malade ato ry xxx a!!
[size=13px]Tsy vitany we mikikika fa ny hafatra napetrako ho any Diamondra sy vahinala nofafany tato.[/size][size=13px]Tsisy resaka teny ratsy na manakiana fa de mahagaga le oul ato letsy[/size].
Nefa mba miaina amn tany mandroso, fa ny toe-tsaina mbola tara be...hummmm


Ary ma toa aho nanoratra eto an'ireo zavamisy ireo eto @n'ity dikinka ity dia noho n'io soratra etsy ambony io 8) (valiny ireo soratra ireo.


438. bozylove ( 23/03/2007 09:17)
XXX:
teneniko ve ianao oe ataovy ito dia avy tokoa ianao manao? mba mihevera tena kely e, nefa aleoko mangina fa hiady @ adala aho ny farany b aho marina.
.

Izay mitady dia omena, ny zava misy eo no asehoko anao izay notadiavinao.
Efa tsy mitovy sy tsy manaiky izay hevitrao izany dia adala??? ireo tsy fanarakevitra aminao izany adala daolo ve :?:
Izaho koa anga moa nanery anao hamaly ahy, lazaiko enao fa miteny ny zava misy aho asa raha mazava @ nao.
Tsy mila santionana tsikera fanalana baraka sy ompa intsony izany enao atao hita eto?? :°)

[size=13px]NB : averiko mampiseho zava misy eto @ n'ity site ity aho sy mampintandrina an'ireo olona mitady namana eto. Tandremo sy mailo @ faitadiavana namana. 8)[/size]
439. sipagasy ( 23/03/2007 19:54)
tss mankaleo be ilay resaka fa nivoana nanaovan'i ra bozy azy kleee tssss, i ra bozy koa rangà rehefa tsy mahay mandray ny andraikiny dia aleo ho any annn, efa nomena andraikitra ianao hahafahanao manala ny tsikera tsy tianao ka anao ny anao fa aza be wawawa eo kannnn, izao manjary NIVOANA ny resaka gasin'andafy tssssss
440. bozylove ( 23/03/2007 20:12)
sipagasy:
tss mankaleo be ilay resaka fa nivoana nanaovan'i ra bozy azy kleee tssss, i ra bozy koa rangà rehefa tsy mahay mandray ny andraikiny dia aleo ho any annn, efa nomena andraikitra ianao hahafahanao manala ny tsikera tsy tianao ka anao ny anao fa aza be wawawa eo kannnn, izao manjary NIVOANA ny resaka gasin'andafy tssssss
.

Eto anie natao hanoratana ny heviny e, i bozy mampiseho ny zava misy eto, ary namaly ny soratra nisy teto ka tsy hitako izay resaka nivoana na kely aza. Ito averiko ho vakinao ny soratra nahatonga ahy niteny momba ny mpiandraikitra :


Hoy i XXX:
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-03-2007 21:07:06
Lohateny : Re : Gasy atsy Frantsa
Misy malade ato ry xxx a!!
[size=13px]Tsy vitany we mikikika fa ny hafatra napetrako ho any Diamondra sy vahinala nofafany tato.Tsisy resaka teny ratsy na manakiana fa de mahagaga le oul ato letsy.[/size]Nefa mba miaina amn tany mandroso, fa ny toe-tsaina mbola tara be...hummmm
.

raha leo anie enao aza mamaky sy mamaly e 8)

Bozy mitohy mampiseho ny zavamisy sy ny heviny, izay tsy voatery hitovy @ nareo 8).

Ny zavatra hiatako sy voadiniko eto, raha vao tsy ao anaty ny clan ny tompon'andrikitra eto dia lazaina fa "olona tsy manajana, olona adala" ireo terme mitovy soratra @ n'ilay olona mpanala baraka i naina6=siks eto :-).

iza manaka anao tsy hanoy ny resaka momba ny malagasy aty France??? 8O 8).

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4883