Gasy atsy Frantsa

401. xxx ( 18/03/2007 17:16)
Ra xxx 170OOeuros,

Omen-dalana nareo ra xxx raha ande a!!! De soava-dia!!zay tsy manisy blem amn ze vola azon elah any fa mba ataovy mifanaraka amn zay le zesta e!! De mazahoa zay irina lety e, tongava amn ambony indrindra.=D=D=D=D=D

402. xxx ( 18/03/2007 17:29)
diamondra27:

zao no izy ry xxx:

mampime ahy daholo le resaka

mety tafitohina ianao t@ nataon'ny sasany (fihetsika , fiteny, fampanantenana, na gestes etc...) @ gasy avy aty france. Marina tokoa fa misy be gestes izy ireo rehefa tonga any dago , kanefa misy ihany koa ny gasy ka manja toa an'ireo zay maneho izany eto.
Dia aza atao dans le même panier tsony le gasy rehetra (somary asiana teny vazah kely fa izany le expression)

Dia anampiako izany rehetra izany dia inona ny olona raha toa ka mba misy mahasoa andry zareo aty france na dia mafy ady aza izy ireo.

Ny vola fitady, ka raha tsy mangalatra fotsiny dia ataoko hoe: tsy misy maharatsy izany, mba manao bizna izy na dia mikredy aza.


Fa ny tena tsy mety kosa klou de tena marina fa tsy azo idiran-trano le gasy sasany ao paris fa kely loatra ny tranony sy menatra ry zareo ampiditra anao any aminy (tena misy io fa tsy azo lavina fa tsy ny rehetra akory), misy ny sasany izany de miresaka aminao eo ampotom-baravarana fa tsy mampandroso an!
De tokony fantanareo koa fa aty fransa koa misy an'izany hoe: tsy maintsy mi-tél aloha vao afaka mamangy fa tsy mety zany tonga à n'importe kel heure zany. De rariny raha misy gasy tsy tia zany la vie zany.
Rehefa avy eo manko le olona mamangy ange mitantara any @ olon-kafa oe: ny tranon'ny ranona tahaka izao sy zao , de tsy ampidiriny antrano ianao e!




Fanamarihana doly ny ataonay ry Diamondra a,tsis blem, tsy tafintohina mintsy zay, ary zay wa tsy manisy olana amn le sosy nareo any mintsy, tsy any le blem. fa io ataonay io de fanamarihana ho an gasy hitanay, zay tsy manavaka ny avy any paris, fa le toetsaina saika hitanay amn gasy retra ao Frantsa.
Ny resaka hafa tsy idiranay fa anareo iny, ze fomba fiainanareo any,anareo zany. Raha ao Frantsa ianao de diniho ny fihetsikao refa mandalo aty dago enao de tsarovy ry XXX e!!!:-/
403. xxx ( 18/03/2007 17:38)
Vahinala:

Fa iza ihany le xxx e, to xxx le mpanoratra nefa xxx koa ilay resahana; resaka mampme be izy zany fa tsitako mintsy ny anasivana olana be eto. Samia manana ny fiainany sy ny fomba fisainany dia zay tapitra.
Tsy misy miakatraka aminareo xxx mihitsy eto fa ianareo aza no toa lasa miakatra am ts aminapa ka mampme be le resaka !:-D:-D:-D:-D


Zay manakiana ndray ve no hiakatra ry madama a,enao ko no to mapme:-D:-D.
Afaka manao xxx doly ze te hanao xxx tsisy olana zany sady tsy mapme. Fanamarihana no nataonay, ary enao dia niombon-kevitra taminay na de amn ampahany aza efa tsara zay. Ny fiainanao tsy idiranay.
De mbola mamerina ny fisaorana anao tamn fandraisanao anjara e, zay no zava-dehibe. =D=D=D
404. bozylove ( 18/03/2007 19:24)
raha mahatsiaro tsy concerné @ ny tsikeran'i xxx nareo, maninona no mi "se justifier" fa tsy marina izay lazainy?? Sa namapahatsiaro anareo ny fotoana naha mafy ady arabola t@ vao tonga teto andafy (nanao asaboto baza); ka tsy tanty nony nampatsihivan'ny ranamana XXX :). Aza adino rahavana isany fa anisany ny fiananareo ny fotona nahamafy ady e :-) na hoe efa tafita aza ny sasany.

Marina tokoa fa efa tonga any tanindrazana manao vacance ny olona avy aty andafy ohatra ny mihaina tsara mitsy fa mora ny fianana any tanindrazana , afaka mi inviter ny havana mantsakaiza rehetra dia ohatra ny hoe misehoseho e 8).

"La vérité blesse" hoy ny vaza izay :-).
405. Fiffi ( 18/03/2007 20:43)
vitaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa hoaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
406. booboo ( 18/03/2007 21:16)
Fiffi > kou klou fa mbola tokony hamaly xxx :°)hihihihihihihihihi
407. Fiffi ( 18/03/2007 21:48)
booboo: heu.....ka na hamaly aza izy na tsia de hampiova inona akia zany ? de toute façon samy manana ny fiainany eh ! de samia manaja ny azy de bastaaaaaaaaa !!!

de vittaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa hoaaaaaaaaaaaaaaaaa
408. Vahinala ( 18/03/2007 22:53)
Fiffi:

booboo: heu.....ka na hamaly aza izy na tsia de hampiova inona akia zany ? de toute façon samy manana ny fiainany eh ! de samia manaja ny azy de bastaaaaaaaaa !!!

de vittaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa hoaaaaaaaaaaaaaaaaa



Fiffi > =D=D=D=D=D=D Za moa d tsitako tsony ze lazaina fa toa lasa mora miakatra be doly hoa le oul e !
409. Fiffi ( 19/03/2007 07:07)
fandalovana fotsiny ity fiainanay ity fa aza gaspilléna @ zany zavatra tsy hampiova na inona na inona zany hoa ! de mba aok'zay eh ! [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/20050411150447_ftpg_43.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/20050411150447_ftpg_43.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/sourire%20niais.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/a_plain.gif[/IMG] tiens.....tondé tsiky de ampy.....
410. diamondra27 ( 19/03/2007 09:14)
xxx:

diamondra27:

zao no izy ry xxx:

mampime ahy daholo le resaka

mety tafitohina ianao t@ nataon'ny sasany (fihetsika , fiteny, fampanantenana, na gestes etc...) @ gasy avy aty france. Marina tokoa fa misy be gestes izy ireo rehefa tonga any dago , kanefa misy ihany koa ny gasy ka manja toa an'ireo zay maneho izany eto.
Dia aza atao dans le même panier tsony le gasy rehetra (somary asiana teny vazah kely fa izany le expression)

Dia anampiako izany rehetra izany dia inona ny olona raha toa ka mba misy mahasoa andry zareo aty france na dia mafy ady aza izy ireo.

Ny vola fitady, ka raha tsy mangalatra fotsiny dia ataoko hoe: tsy misy maharatsy izany, mba manao bizna izy na dia mikredy aza.


Fa ny tena tsy mety kosa klou de tena marina fa tsy azo idiran-trano le gasy sasany ao paris fa kely loatra ny tranony sy menatra ry zareo ampiditra anao any aminy (tena misy io fa tsy azo lavina fa tsy ny rehetra akory), misy ny sasany izany de miresaka aminao eo ampotom-baravarana fa tsy mampandroso an!
De tokony fantanareo koa fa aty fransa koa misy an'izany hoe: tsy maintsy mi-tél aloha vao afaka mamangy fa tsy mety zany tonga à n'importe kel heure zany. De rariny raha misy gasy tsy tia zany la vie zany.
Rehefa avy eo manko le olona mamangy ange mitantara any @ olon-kafa oe: ny tranon'ny ranona tahaka izao sy zao , de tsy ampidiriny antrano ianao e!




Fanamarihana doly ny ataonay ry Diamondra a,tsis blem, tsy tafintohina mintsy zay, ary zay wa tsy manisy olana amn le sosy nareo any mintsy, tsy any le blem. fa io ataonay io de fanamarihana ho an gasy hitanay, zay tsy manavaka ny avy any paris, fa le toetsaina saika hitanay amn gasy retra ao Frantsa.
Ny resaka hafa tsy idiranay fa anareo iny, ze fomba fiainanareo any,anareo zany. Raha ao Frantsa ianao de diniho ny fihetsikao refa mandalo aty dago enao de tsarovy ry XXX e!!!:-/



ah! hay ve e! za koa mahita an'io ka! fa tsy ny rehetra ho'aho

fa rasssures-toi fa diamondra ndray tsy manana toetra tahaka an'io hitanao io fa izy afaka mi s'adapte sy simple. Saingy zao kosa raha tonga any dago kosa izy mety tsy mahatanty mihinana ireny voatabia lo amidy ireny fa mety harary kibo, tsy haingitraingitra izany fa conseiller hono fa efa tsy mahatanty ny sakafo sasany any tsony zany za e! (mila fitandremana)
Refa tonga any dago za de any @ mamako no mivantana na any @ namako ary mahalala fomba aho sy manaja olona fa tsy be zeste zany, je n'aime pas blesser les gens
mety ho gaga aza enao hoe: ary toa tsy manao mark akory nefa avy any frantsa, nareo any manko malaza fa hoe: tsy mihaingo raha tsy marques?

Manaraka izany de tena masosotra tokoa le be zestes reny nefa tsisy apoaka.
Aleo mipitrapitra nefa manana ny mahaizy azy (confort, tu vis bien et tu es bien dans ta peau, tsy miankina @ herin'ny hafa sy crédit 'zany fa ny hatsemboanao no ivelomanao, tsy mangataka @ namana fa tu débrouilles e!)
de zay zany no itoviantsika fa ny resaka afaka koa tsy idirako
411. xxx ( 19/03/2007 15:19)
bozylove:

raha mahatsiaro tsy concerné @ ny tsikeran'i xxx nareo, maninona no mi "se justifier" fa tsy marina izay lazainy?? Sa namapahatsiaro anareo ny fotoana naha mafy ady arabola t@ vao tonga teto andafy (nanao asaboto baza); ka tsy tanty nony nampatsihivan'ny ranamana XXX :). Aza adino rahavana isany fa anisany ny fiananareo ny fotona nahamafy ady e :-) na hoe efa tafita aza ny sasany.

Marina tokoa fa efa tonga any tanindrazana manao vacance ny olona avy aty andafy ohatra ny mihaina tsara mitsy fa mora ny fianana any tanindrazana , afaka mi inviter ny havana mantsakaiza rehetra dia ohatra ny hoe misehoseho e 8).

"La vérité blesse" hoy ny vaza izay :-).


Marina zany ry bozylove a, Bravoooo=D=D.
Mahafinaritra refa misy olona misaina toa anao, tsy mandray antendrony toy ny hafa, ary tsy manao hevitra bontolo be. Mino aho fa ianao io de any Frantsa ary mahita ny tena zava-misy. Ary tsy mba niaka-pofona na nanao teny ratsy, fa mihaja tsara ny valiteninao.
Mankasitraka e!!:-*

412. belaza ( 20/03/2007 18:00)
de aiza ho aiza amzay ary le olanany xxx e, mahazo aina tsara aminizay izany elà zao??. teny kely fotsiny hoani diamondra, za aty dago raha hividy pataloha na kiraro tsimaintsy jereko tsara aloha sao fôsika ka mamono antoka, tsy midika fa be zésta akory raha mifidy ny marque, fa le hoe tsisy apôka mba hazavao kely, tsy mizara vola ve??, tsy mampirevy ny akama ve?? tsy manankohanina ve?? tsy manana vam ve?? tsy manampy ny traboina ve?? tsy manao asa soa ve?? tsy manana trano confort ve?? tsy avy any zamerika veuu:-D?? sa inona no tokony hapoakany ry zareo a???; raha misy olona manao marque izany de tsy manana ny maha izy azy foana??; ary raha manao credit izy ny hatsembohany ihany angamba no hanefany anio ô?? sa diso?? miandry valiny o!!
413. xxx ( 20/03/2007 18:48)
fa inn ity mikiakiaka vita hoa ity e? dia hatao lava be!
414. xxx ( 20/03/2007 20:07)
Misy malade ato ry xxx a!!
Tsy vitany we mikikika fa ny hafatra napetrako ho any Diamondra sy vahinala nofafany tato.
Tsisy resaka teny ratsy na manakiana fa de mahagaga le oul ato letsy.
Nefa mba miaina amn tany mandroso, fa ny toe-tsaina mbola tara be...hummmm

415. bozylove ( 21/03/2007 08:55)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-03-2007 21:07:06
Lohateny : Re : Gasy atsy Frantsa
Misy malade ato ry xxx a!!
Tsy vitany we mikikika fa ny hafatra napetrako ho any Diamondra sy vahinala nofafany tato.
Tsisy resaka teny ratsy na manakiana fa de mahagaga le oul ato letsy.


Ay ve mahay mamafa tsikera ihany ny mpiandraikitra eto efa tiny na hoe tsy misy teny ratsy sy manakiana aza e.
Fa efa tsikera manala baraka sy manompa ary soratra tsy manaja, avelandry zareo eo fona tsy mamafa any @ sary rehetra
mahagaga tokoa ilay tompon'andraikitra eto :roll:

Ohatra :

[size=13px]siks : 12/03/2007 05:42:57
Fafao | Sakano ny hafany
Lanto be aaaaaaa! tsy mazava @ lantobe foana ve le hoe zaho no mi decider quand où et comment no mahita anao? tu parles de convocation des responsables, ouhahahahahahaahahahahhahahah . Decidement t'es conne et tu resteras conne jusqu'à ta mort ouhahahahahahahahaahaha[/size]


[size=13px]bobby : 17/02/2007 07:02:42
Fafao | Sakano ny hafany
Mialona be ahy ery i bozylove fa important eto ny tenako nefa i raneny be grosse merde. Zany raneny rehefa te hi provoque ny akamako a. Io antony io tsy hiditra @ lohanao mihintsy satria t'as une merde à la place du cerveau. Mampimé ahy fa eviter nao mintsy io antony hamelezako anao io fa le hoe enao victime eeee! afabaraka eeee iny no mba asehonao eto. Tena tsy avotra tsony enao Mémé macaque. Aminao aho tsinotsinona? Ka inona moa no hiraharahiko an'izany. Ianao nge hoa mbola ambany nohon'ny tain'alika amiko e! Satria maninona? mentalité très basse. Dia hiteny zao ianao hoe : miteny izay tiako za kanefa zao ry lanto beuuuu: ny zavatra teneninao no mi refléter ny fomba fisainanao. lantobe kisoavavy nefa noho izy antitra de tsisy mpi birda @ zao. t'es hyper moche, vieille et bête en plus. ouhahahahahahahahaha][/size]


[size=13px]amiko matoa avelan'ireo tompon'andraikitra izao tsikera izao , mifanaraka @ ny image entina izany, fehiny amiko: fa ity site serasera ity site fanalana baraka sy tsy fanajana :oops:[/size]

Mietny ny zava misy sy heviny Bozy 8)
416. ftma ( 21/03/2007 09:13)

Raha ato @ forum dia anjaran'ny mpiandraikitra ny manala tsikera satria tsy afaka manala ny mpikambana, fa raha any @ sary efa nomena alalana ny rehetra anao izany ka anjaranao no manao izany.
amiko matoa avelan'ireo tompon'andraikitra izao tsikera izao , mifanaraka @ ny image entina izany, fehiny amiko: fa ity site serasera ity site fanalana baraka sy tsy fanajana

koa maninona mbola miditra ihany rahefa izany mahazo miala tsy ho ato @ serasera anie e manana safidy fa tsy terena akory ny eto
417. bozylove ( 21/03/2007 09:46)
ftma:
koa maninona mbola miditra ihany rahefa izany mahazo miala tsy ho ato @ serasera anie e manana safidy fa tsy terena akory ny eto


Araka lazaiko anao Bozy mampiseho ny zava misy sy miteny ny heviny; tsy fafako ireo tsikera ao @ sariko ho hitan'olona ny zavamisy.
Fa raha toa oua ka tsy mampaninona anareo mpiandraikitra ny mahita anireny sy mamela an'ireny tsikera ireny amiko midika izany fa mamela olona hanala baraka sy tsy hanaja ity serasera ity , izany ny fahitan'i Bozy azy 8)

Ary marihiko kely aloha fa ao @ sary rehetra, ny famafana ny sary tsy ilainareo iray sy valo dia voafafa satria tsy fanaraka @ tadiavinareo ohatra sary sakafo , ny sary ny zanany....:lol:
Fa ny sary feno tsikera manompa sy manala baraka izany fanaraka @ tadiavinareo??? donc tsy fafana:?::roll:.
Izaho anga moa maninona fa miteny ny zavamisy aho 8O8).

418. bozylove ( 21/03/2007 09:57)
any ftma

Mpandefa : Ralay
Daty : 19/03/2007 09:40:26 (ora malagasy)


Miarahaba an'i bozylove,

Ialana tsiny fa voatery nofafain'i Ralay ny sarinao.
Ity ambany ity ny antony nanesorany azy :

Manahoana
Voatery nesorina ny sary napetrakao satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra
ilainay.

Raha mbola te hampiditra sary dia ao amin'ny

Jereo eto
Misaotra betsaka.


Io asehoiko anao ny email azoko taty @ tompon'andraikitra :roll:. hitanao @ nizany mampiseho anao aho fa nareo afaka manala sary efa tinareo :oops:
Nefa sary napetrako sary sakafo tongontr'omby matsiro be hummm miam miam:lol: , bdb nanontany ahy lasa aiza ny sary mampilendalendalenda ??,8)

ralay tompon'andraikitra:
"Voatery nesorina ny sary napetrakao satria tsy mifanaraka amin'ny zavatra
ilainay".
.

"Voafafa ny sary fa tsy fanaraka @ zavatra ilanay" , ny sary feno tsikera fanalana baraka sy manompa izany fanaraka @ ny ilainareo eto @ ity site serasera ity, izay fanontaniana e :?: 8)

419. ftma ( 21/03/2007 10:47)
Voafafa ny sary fa tsy fanaraka @ zavatra ilanay"
message automatique io ary misy fepetra ny momba ny fametrahana sary vakio ato http://namana.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p43e1ec3577ad3 na
Alohan'ny hampiditra sary dia tokony ho fantatra ireto zavatra ireto aloha.
Tsy ho tafiditra ny sary raha ngeza loatra ny lanjany (tsy tokony hihoatra ny 250kb)
Tsy ho tafiditra ny sary raha tsy JPEG (izany hoe miafara amin'ny .jpg na .jpeg)
Ny sarinao ihany no ilaina. Tsy mbola manana toerana lehibe hametrahana tahirintsary isika amin'izao ka ny sarin'ny namana ihany no hotehirizina. Izay sary tsy ahitana anao dia hofafaina.
Ny namana mampiditra sary maloto dia voafafa tsy ho namana avy hatrany

momba ny
ny sary feno tsikera fanalana baraka sy manompa izany fanaraka @ ny ilainareo eto @ ity site serasera ity, izay fanontaniana e

Atramin'izao ianao irery no mitaraina momba ny tsikera momba ny sary, ianao no tokony anala azy fa iza no andany andro anala izany, maro ny mahazo tsikera manalabaraka sns fa asorin'ny tompony avy atrany.

420. bozylove ( 21/03/2007 11:05)
Milaza ny zavamisy Bozy izay fotsiny 8); tsy tinareo esorina dia aza esorina tsy asintsika olana izany.
Tsy handany andro hanala hoy enao, fa misy fotoana hanalana sary fanaraka @ sary tsy ilanaireo , izay averiko sary sakafo sy sary hafa tsy misy sarin'ilay olona mitondra psedo 8O 8)
Avelao ao rise ny tsikera fanalana baraka an!! Mifanaraka @ image ny site serasera :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1624