Gasy atsy Frantsa

341. xxx ( 13/03/2007 12:12)
xxx:

belaza:

za alou aty dago fa tsy voazésta ny gasy any france zany e! mahagaga ahy i xxx voazésta io, mba manàna hambo fa aza manaiky zéstiavany olona avy any ivelany izany e, nareo ve sarimbàvy ry xxx a??, lehilahy ny tena, mijoroa fa aza manaiky zéstiavany olona eo:-:roll:

O Rabelaza a, aiza ary nareo no mipetraka, so de eny andranomanalina ary lisany na eny Isotry. Ry xxx de bandiny Tana lity e, naiza naiza alehan'ialahy de tonga de fantatra fona le zesta ny kil avy any Frantsa, zay lity manana bandy akama avy any US , Canada, Suisse sns... fa ry zalah avy ao Frantsa tena tssssssss, Pokaty e, so elah manaiky ho tsindriny amn vam sns... fa refa tena hita ny fiaina ndry lerony any Frantsa fa mi-galere hoy ny vaza, ny sasany tena hita we notapohiny nahita an-dafy.
Zay lity tsy votsindriny bandiny Frantsa zany a, ninin io, fa samy manana boritra avy any an-dafy raha zay no tin lah ho fantatra.

Ka raha tsy zaka ireo olona avy any frantsa dia aza miresaka aminy intsony fa lasa fialonana avy eo ka vao maika ho loza. Ny vazaha koa anie ka mi-galère e! fa andaha ny olona rehetra avy any @ toerana iray daholo aty frantsa? Tsy i paris ihany anie i frantsa e! Ary be ny gasy no mipetraka any toerana hafa, mbola malalaka i frantsa!

342. xxx ( 13/03/2007 13:03)
O ry reto a ! Tsy mba hitanareo ve fa tena lohanandevo alikalahy ireo xxx ireo ? Ianareo fotsiny no vizaka eo fa ireo na efa ho faty aza ireny ny taimbavany mbola minananana ihany.

Very andro sy fotoana fotsiny ianareo. Ny fialonana tsy hiala aminy.

Izao fitenina jiolahimboto mpitaingitamboho izao ve dia heverinareo hoe olona nahita fianarana ?
Coursier ary amin'ny vaomieran'ny rano sy ala ary io dia mba miseho ho dadany eo nefa rapôro sendra mba voavakiny fotsiny no adadadadany eto.

Raha marina ve ny momba azy, maninona izy no miafina ? =)) =)) =))
343. mpindrana ( 13/03/2007 14:16)
Averina im-piry ary vo mahazo resaka lisany, tsy misy marary fo zany eo lity e.Sady tsisy voazesta zany, resaka mande no entinay eto, sady nahitanay porofo le izy. Lisany no tsy mataty kiana sady mandika vilana ko. Nareo ko angamba le bandy mipirina be reny ko, tsy mahita ny fahitan oul, mandehana lity boite sns... refa tonga aty e, mba mivoaha amn alina eny amn avenue, mandehana miodina, resto sns... Nareo ndray ve no ampianarina an zany e.
Aiza ary lisany zany kle.

Fa le resak'ialahy aloha de fialonana no tena betsaka .:roll::roll::roll::roll:
Hay ve fantatr'ialahy ihany hoe : tsy mila ampianarina izany izahay .
Sao dia hiaraka hirevy amiko tokoa aloha ialahy e!,fa tena libre be za zao mandritra ny andro vitsivitsy eo .
Vao ny 2% fotsiny ireo lazain'ialahy tamiko ireo .
Nitondra soa ho an'ialahy anefa ve ilay porofo hitan'ialahy sa nampiova ny fiainan'ialahy ho tsara :-@:-@:-@:-w:-w:-@:-@.sa nanorisory an'ialahy 8O8O8O8O .
344. xxx ( 13/03/2007 16:19)
Ry xxx lety de zanaka mafy ady a, tsy zanaka minisitra zay na mahitahita fa zanaka mafy ady ary jiolahimboto no TAFITA, azony lisany zany. Raha resaka samy manam-pahaizana no atao de vonona zay, ary raha samy jiolahim-boto,samy MAFOKA e, tsy misy mitsoaka eto.
Resaka fialonana zany lity tsy miteny aty zany ah, lisany zao no tsy mataty kiana ko, TSITANY LISANY VE IO RESAKY VAHINALA IO E, lazao fa voazesta koa io, sa mialona ko ve???:-D:-D:-D:-D

Alefao ze revin la lity ry mpindrana fa vonona zay e.

345. xxx ( 13/03/2007 16:26)
Mbola ato ihany v ry xxx menakavy :{:{:{
xxx 13-03-2007 17:19:38:
TSITANY LISANY VE IO RESAKY VAHINALA IO E,

Ampiasao hoa ny diploman'i xxx rehefa miresaka, efa teneniko foana. Vakio tsara ny lazain'i Vahinala dia hitanao fa tena misaina tokoa i Vahinala fa tsy toa anao ry xxx :lol:
Vahinala:
Tsy azo lavina kosa aloha fa dia misy mihitsy ny malagasy tsy ao Frantsa ihany fa rehefa any ivelany no manana toetsaina mampalahelo toy izany e. Za manokana efa mba tany ihany nijanona naharitraritra ary mbola mandeha matetika any ihany koa fa tsy dia hitako loatra izay tena antony izestiavana amle izy e, za aza mba tena gaga fa le toetsaina mihitsy no efa misy voa ny any sasany, tsy omena tsiny e !
346. nikopol ( 13/03/2007 17:15)
hoy i xxx :

Ry xxx lety de zanaka mafy ady a, tsy zanaka minisitra zay na mahitahita fa zanaka mafy ady ary jiolahimboto no TAFITA, azony lisany zany

aza manalabaraka anay jiolahamboto kosa e =))
347. mpindrana ( 13/03/2007 17:33)
inona ary ity miaka-pofona ity ry xxx .Mbola resaka tsy mankaiza akory de efa misandrahaka be toy io .Calme baina a!.Calme fotsiny de mandeha mora .
Aleo fotsiny izahay hirevy @ revinay dia any ianareo mirevy @ anareo .OK!.
Aza itsabahan'ialahy ny revinay aty ary izahay koa tsy hitsabaka ny fiainan'ialahy any .Samy manaja ny azy .
Ary aleo za hihatakataka fa toa mivadika biby razoky izany .De Bonne ra xxx a! .
Misaotra niresadresaka sy nitafatafa teto e!,fa de mazotoa mitsikera ny fiainan'ny olona e!
,tohizo hatrany baina a!,de aza avela raha tsy azo e!Mampiasa coco mihitsy .
Veloma ra xxx o!.
348. xxx ( 13/03/2007 17:33)
xxx:

Mbola ato ihany v ry xxx menakavy :{:{:{
xxx 13-03-2007 17:19:38:
TSITANY LISANY VE IO RESAKY VAHINALA IO E,

Ampiasao hoa ny diploman'i xxx rehefa miresaka, efa teneniko foana. Vakio tsara ny lazain'i Vahinala dia hitanao fa tena misaina tokoa i Vahinala fa tsy toa anao ry xxx :lol:

Fa iza koa ary io manalabaraka anay io e, aza manao xxx refa tsy lali-tsaina fa shhhhhhhhhh, mazava b ny resaky vahinala, Tsy ao Frantsa ihany, in no dikany zany, tafiditra ao lisany ao Frantsa, fa zay tsy nahita hafa, fa ny ao Frantsa no hitanay. Tafiditra tsara ao ny Frantsa tompoko o, fa i vainala mbola nahita hafa koa, fa ry xxx de ny ao Frantsa no tena hainy sy hitany. MAZAVA
Ampenaro e zaza. manalabaraka. Aza manao xxx fa tssssssssss.Tsy milay
349. sipagasy ( 13/03/2007 17:43)
dainn de tsy misy mamaly akory aho hoe inona hoa ilay hoe zestaaaaa nareo kouuuuu tsss ilaozana mifanasa vangy eo tss hihihih;-)
350. xxx ( 13/03/2007 17:49)
mpindrana:

inona ary ity miaka-pofona ity ry xxx .Mbola resaka tsy mankaiza akory de efa misandrahaka be toy io .Calme baina a!.Calme fotsiny de mandeha mora .
Aleo fotsiny izahay hirevy @ revinay dia any ianareo mirevy @ anareo .OK!.
Aza itsabahan'ialahy ny revinay aty ary izahay koa tsy hitsabaka ny fiainan'ialahy any .Samy manaja ny azy .
Ary aleo za hihatakataka fa toa mivadika biby razoky izany .De Bonne ra xxx a! .
Misaotra niresadresaka sy nitafatafa teto e!,fa de mazotoa mitsikera ny fiainan'ny olona e!
,tohizo hatrany baina a!,de aza avela raha tsy azo e!Mampiasa coco mihitsy .
Veloma ra xxx o!.

Ze tsy mataty miala e, mandana mintsy miaps Razoky fa so de tapaka lalandra eto a.:-D:-D:-D:-D
Elah no miaka-pofona any ko. Ry xxx lety mavita ny reviny a, sady milay le miresadresaka refa misy tsy mataty kiana an:-D:-D:-D

351. xxx ( 13/03/2007 18:04)
nikopol:

hoy i xxx :

Ry xxx lety de zanaka mafy ady a, tsy zanaka minisitra zay na mahitahita fa zanaka mafy ady ary jiolahimboto no TAFITA, azony lisany zany

aza manalabaraka anay jiolahamboto kosa e =))

APENARO E ZAZA!!!:{:{:{
352. xxx ( 13/03/2007 18:11)
Ze tsy mataty miala e, ze voa manodidina lesy ry mpindrana!!!:{:{:{
353. xxx ( 13/03/2007 18:28)
sipagasy:

dainn de tsy misy mamaly akory aho hoe inona hoa ilay hoe zestaaaaa nareo kouuuuu tsss ilaozana mifanasa vangy eo tss hihihih;-)

Ndry ko to tara sambo ry sipa a, aleo ndry manokana fotoana de miverina mamaky hatramn volohany okay!!!
Tsotra be le zesta e, miseho milay sns....
Zao fotsiny lazaiko andry, nisy bandy akamako nanao vacance taty dago tamn 2005.
Ny iray avy any US ny ray avy any France. Samy no -inviteko ry lerony, amn 7 hariva no fotoana, le bandy avy any US sady tonga ara-potoana no simple b lery, nefa lery efa deba b any US, fa le bandy ray avy any Frantsa, tamn 9 alina vo tonga,fa mbola tany amn coiffure, be fihetsiketsehana be wa, mba saika hanindry lery fa tsy nasiny kofa sira. Akamanay zany an!!!Fa hitanay fa efa voa mintsy sainy lery e!! Manao fomba fisainany gasy ao Frantsa.:lol:
354. mpindrana ( 13/03/2007 18:37)
Aleo tsy hataty zay ra xxx a! ,de aleo hanodidina koa e!. Faly nareo a!.Milay e!.
Merci baina a!. de mazotoa e! .
355. mpindrana ( 13/03/2007 18:47)
saika hadinoko ra xxx .afaka mba mitsofoka xxx koa ve za aloha sa tsia .
356. xxx ( 13/03/2007 18:59)
Tsy dia matetika mamaly eto aho fa isaky ny mamaly dia manao porofon'ny havendranany amiko foana i xxx. Iza loatra ary io :-@
xxx 13-03-2007 18:33:56:
Fa iza koa ary io manalabaraka anay io e, aza manao xxx refa tsy lali-tsaina fa shhhhhhhhhh, mazava b ny resaky vahinala, Tsy ao Frantsa ihany, in no dikany zany, tafiditra ao lisany ao Frantsa, fa zay tsy nahita hafa, fa ny ao Frantsa no hitanay. Tafiditra tsara ao ny Frantsa tompoko o, fa i vainala mbola nahita hafa koa, fa ry xxx de ny ao Frantsa no tena hainy sy hitany. MAZAVA
Ampenaro e zaza. manalabaraka. Aza manao xxx fa tssssssssss.Tsy milay

Eo zao dia manaporofo ny havendranana indray nefa milaza tena ho lalin-tsaina. Efa notsipihiko mihitsy ny tenin'i Vahinala mbola tsy azony ihany :x Ampiasao leisy ny diploma a. Tsy reraka mihitsy aho miteny an'io an'xxx.
Dia io indray koa fa tsy mahafantatra ny misy ahy akory dia milaza ny lisany ao Frantsa. Any Frantsa angaha za :{
357. xxx ( 13/03/2007 20:40)

[/quote]

Mba misy oul vendrana fa enao ry akama tena vendrana a!! avereno im-polo ny zavatra lazainy vahinala, fa nen lisany manko refa averina im-betsaka de mora mahazo lisany. Raha tiany ela ho fantatra de zao" Vahinala a bien confirme " fa misy le zesta ary tsy ao Frantsa irery. zay aloha tsy nahita fa ny ao Frantsa no hitanay. Any amn vahinala enao manotany ny hafa. Et alors???
Ampenaro e zaza!!!!

358. belaza ( 13/03/2007 20:42)
O Rabelaza a, aiza ary nareo no mipetraka, so de eny andranomanalina ary lisany na eny Isotry. Ry xxx de bandiny Tana lity e, naiza naiza alehan'ialahy de tonga de fantatra fona le zesta ny kil avy any Frantsa, zay lity manana bandy akama avy any US , Canada, Suisse sns... fa ry zalah avy ao Frantsa tena tssssssss, Pokaty e, so elah manaiky ho tsindriny amn vam sns... fa refa tena hita ny fiaina ndry lerony any Frantsa fa mi-galere hoy ny vaza, ny sasany tena hita we notapohiny nahita an-dafy.
Zay lity tsy votsindriny bandiny Frantsa zany a, ninin io, fa samy manana boritra avy any an-dafy raha zay no tin lah ho fantatra.

[/quote]

fa maninona raha avy eny andranomanalina na isotry?? fangaha tsy eto tanà ireo???:roll:tena avaram-pianarana marina i xxx ity raha ny firesany no dinihina:-D hay ve ka manindry koa ny vam e???=))ary sô de mba tena bôritra arabakiteny ary ny ananlà io
359. xxx ( 13/03/2007 21:27)
xxx 13-03-2007 21:40:18:

Mba misy oul vendrana fa enao ry akama tena vendrana a!! avereno im-polo ny zavatra lazainy vahinala, fa nen lisany manko refa averina im-betsaka de mora mahazo lisany. Raha tiany ela ho fantatra de zao" Vahinala a bien confirme " fa misy le zesta ary tsy ao Frantsa irery. zay aloha tsy nahita fa ny ao Frantsa no hitanay. Any amn vahinala enao manotany ny hafa. Et alors???
Ampenaro e zaza!!!!

zay vao hita ilay hoe misy notenenin'i Vahinala ny farany refa natoroko kely hoe notsipihiko =))=))=)) Dia azon'ny be diploma ve ny dikan'ny hoe misy indray ary e ? hain'ny be diploma ve ny manavaka ny hoe
misy gasy ao Frantsa ... sy ny hoe Ny gasy any frantsa .... Aza itako ka tsy hay ka hitombo indray ny porofon'ny havendranana omena ahy :lol:

Toa manoratra menamena ! miakatra angaha ny akamako. Aleo io mody tsy tenenina hoe porofon-kavendranana indray io. :lol:
360. xxx ( 13/03/2007 23:10)

Toa manoratra menamena ! miakatra angaha ny akamako. Aleo io mody tsy tenenina hoe porofon-kavendranana indray io. :lol:
[/quote]

Bon!!me mazo resaka elah refa averimberina le zavatra, mba tsy hampivonto orona ny akama de ataontsika we misy ihany ny exeption ( mettons 5%).
fa zay alou tsy mahita an zany e!! Fa satria refa vahinala no miteny de miaiky elah. Pour ne pas trop discuter sur le misy de Vahinale.
ce qui est important pour nous! c'est que finalement, notre affirmation a ete belle et bien confirmee.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4871