Gasy atsy Frantsa
302. xxx
(
08/03/2007 17:41)
sakaizakely:
tsy mino ianareo tampis
Tsy resaka tsy fahaizana io tompoko azafady fa nokezahiko nadikako teny gasy @ maha-gasy hay le oe tamimpis kay mo le izy zany sady tsy gasy no tsy vazaha, hay tokony nataoko hoe tamipi moa zany sa inona, te hiteny gasy aho fa tsy te-hiteny vazaha mitsy, ka toa tsy mety koa. otranareo manoratra teny gasy lasa teny frantsay io kan, manina moa, "beudebeu" hoy ianareo miantso oe "be dia be" ka manina moa??? iza mitsikera sy miomehy @ izany.:-D:-D:-D:-D , sa refa vazaha d iomehezana, fa refa gasy d tsiraraina n yfiteny fa disoina sy simbaina, aza mirediredy refa tsy haninna tsy haninna hoa, sady refa tsy hannao ninna @ tanindrazana. resaka tsisy dikany znay koa no hilambanonna efa lany kabary sy marary koa izato ianao.
303. xxx
(
08/03/2007 17:44)
sakaizakely:
rehefa tsy mahay aza miseho bôby
Ianao n otena tsy haninna tsy haninna tsisy apoka fa pokaty any koa, izahay miasa antanindrazana ndray ity no hilanao ady. refa tsy hanao ninna antanindrazana ianao d mangina vavanao d ampy. mandana jereo tany ny goavinao tsy afaka ambavanao.:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))
304. xxx
(
08/03/2007 17:49)
sakaizakely:
satria nahazo vaza ve
Inona koa no idiran'izany eto ? Efa tsy mahita argument intsony indray le vendrana dia mila vanona.
Izaho indray tsy mba mila midedaka am zay fiainako fa ny mpialona ory hava-manana toa anao no mirarakivy.
Lazaina fa ny gasy any Frantsa tsy mahavita azy, tsy manankohanina tsy manankialofana fa miseho bôby rehefa fety sns...
Asa izany ve aminao no fanajana ? Atombohy aminao ny fanajana ny hafa raha te hohajaina fa ny firesakao eto dia tsy mahate hanaja anao mitsy ary hotohizako ny fanabatibatiana toy ny ataonao tsy asiako nenina satria izany no mendrika anao aloha izao.
Rehefa vasoka ianao satria ampisehoan'ny gasy eto andafy fa mahavita, dia iny indray fa mitady argument hafa hanapepona ny samy malagasy. Dia mihevitra ve ianao fa izany no hampihetsika ny fon'ny mpiray tanindrazana ? Mba miseho nahita fianarana nefa tsy mankaiza akory fa mbola ary ampaladia ary ny fotompisainana. Ny toa anao izao indrindra midehadeha sy miseho azy ho izy no mpanambany sy mpaniratsira mahantra mpiray tanindrazana.
Momba ny tanindrazana indray, roa ny tanindrazako, satria avy eto Frantsa ny dadabe-ko. Ny adidiko eto antoerana vitako ary mamy hoditra eto @ manodidina ny tenanay, fa nefa tsy idehadehanay toy ny fanaonao ny anjarabirikinay fa fifaliana ho anay manokana fotsiny izany.
Ny any Madagasikara, ny adidy amin'ny fianakaviana akaiky dia vitanay, fa izahay indray tsy handany hery amin'ny tsy napany raha toa anao izao no mpiray tanindrazana. Sady any ampaosin'ny mpitondra daholo ny ankabeazan'ny fanampiana fa zara raha misy ampahany kely 1/100 hipitika ho an'ny malagasy. Tsy te ho very maina hamelona ny be vava sy be fialonana ny tenako tompoko.
Izay vitanao dia ataovy ho reharehanao manokana, raha toa moa marina izany,fa raha ny fahalalana anao aloha dia be vava tsy aninn tsy aninn. Dia raiso ho anao sy ny eritreritrao ny fandaingana @ny tantaranao sy ny faniratsirana ny samy malagasy.
Dia izao e ! Miverena mamorona resaka indray satria araka ny nolazaiko, mahafinaritra ny miresaka aminao. Tsy nanery anao hangina mitsy ny tenako satria fantatro tsara fa tsy maintsy hisokatra foana io vavanao be hambo io. MIVERENA rehefa te hiverina
Ny fandoavanketra indray eto tompoko dia mifandanja amin'ny miditra. Tsy takatry ny saikelinao moa izany ny système eto fa aleo ho any dia ndana mamadimbainga ho an'ny tanindrazana ho hita eo izay mba ho havoaka e ! izao mbola minananana fotsiny !
Vita ô !
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=)):b:b:b:b:b:b:b=))=))=))=))=))=))=))
305. xxx
(
08/03/2007 17:59)
Fifii,
sao d tsy hainao eo koa le oe tamipis sa tamipi fa teny gasy io an....mba mikezaka manoratra @ tenigasy ny tenanay eo. otranao le manoratra hoe "beu d beu"...nefa ny tena fanoratra "de dia be", "ilay" atao hoe "lé"...sao dia hanararaotra be tsikera eo koa fa efa haiko tsarany tahaka, ilay olona io ambony io.:-D:-D:-D:-D:-D

306. xxx
(
08/03/2007 19:54)
sakaizakely:
[size=13px]tant pis[/size] !
Pour quelqu'un qui a fait de hautes études :-D :-D :-D :-D
:-D:-D:-D:-D resaky ny hors sujet ny anao ry madama an:-D:-D:-D.
de Maninna koa ny "donky" ; "voakontroléko"; "size" ; "contrôle" fa tsy control; kalitao, koh, heu, kou, beu,klou,etc. maninona koa reo ra ahitsinao daholo.:-D:-D:-D:-D.
Mirediredy tsy manakambara lany hevitra sy marary angaha izato izy??? nefa ny tenanao koa aza mba manao atsy ambadika, tsy ianao no nanao control nefa contrôle no izy???? :-D:-D:-D:-D
aza miomehy olona hoa fa ny vay ankandrinao aza tsy afakao, ny anao kaloha jerena zay vao miomehy ny hafa.=))=))=))=)) ary samy hifanaovan'ny rehetra io eto, donky.....
307. xxx
(
08/03/2007 21:09)
Dadabenay vaza eeeeeeeeeeeeee
zay manana trano eeeeeeeeeee
zay mahaloa hetra eeeeeeeeeeee
zay milevina aty andafy eeeeeeeeeee
Hahahahahaha!!! ZESTA POKATY WA NENAO MADAMA A!!!
In ny irarainay ze tranonao sy fananao any, ento milevina any ny anao fa tsis ilanay azy. MAZAVA.
Taiza no nahalalanay fa nazaka vaza ianao raha tsy ianao no nidedadedadaka tato.
Ny vevavy ry madama refa tsy asandratry ny lohany de asandratry ny VODINY a, otranao io!!!
mitovy ny tongolo raviny, vodiny fotsiny. Ny vaza ko tsy adala ko, :-D:-D:-D:-D
Le fomba firesakao ko de ampy hitsarana anao, hita be we miresaka amn kely sekoly TSSSSSSS.

308. xxx
(
08/03/2007 21:25)
xxx:

kita oa ry xxx a sy xxxan...=D=D=D:-*:-*:-*
309. xxx
(
08/03/2007 21:46)
Izaho aza mba gaga koa. Mba bdb gasy eraka izao tontolo izao ity, misy gasy zao ohatra any Italia, any Londre, espagne, australia, Maurice, us, c, Mexique,etc, de maninona no gasy ao frantsa ihany no voalaza mazava eto? matoa laisany gasy ao a frantsa no voalaza mazava eto de ao raha!!!!:{:{:{
311. xxx
(
08/03/2007 22:59)
tena efa mivaha nareo manaratsy ny gasy mitovy @ nareo ireo an!be felona tssssssss
312. xxx
(
09/03/2007 15:37)
Ny sizé nay xxx sy zay mahakasika anay eto ihany tsisy miala eo, ary zahay tsy mande @ sizén'olona any ambadika any haoka hazava ny resaka, aza mitondra resaka any ambadika any koa ra mbola te-hiresaka aminay fa eto ihany....tsisy miala eto izahay xxx.tsy zany moa ry xxxa sy ry xxxan ôôô!! ié ié ié:-*:-*:-*:-*=D=D=D
313. xxx
(
09/03/2007 15:47)
xxx:
Dadabenay vaza eeeeeeeeeeeeee
zay manana trano eeeeeeeeeee
zay mahaloa hetra eeeeeeeeeeee
zay milevina aty andafy eeeeeeeeeee
Hahahahahaha!!! ZESTA POKATY WA NENAO MADAMA A!!!
In ny irarainay ze tranonao sy fananao any, ento milevina any ny anao fa tsis ilanay azy. MAZAVA.
Taiza no nahalalanay fa nazaka vaza ianao raha tsy ianao no nidedadedadaka tato.
Ny vevavy ry madama refa tsy asandratry ny lohany de asandratry ny VODINY a, otranao io!!!
mitovy ny tongolo raviny, vodiny fotsiny. Ny vaza ko tsy adala ko, :-D:-D:-D:-D
Le fomba firesakao ko de ampy hitsarana anao, hita be we miresaka amn kely sekoly TSSSSSSS.
:-D:-D:-D:-D:-D
315. mpindrana
(
09/03/2007 16:55)
raha vitan'ialahy ny manafoana ny fahatrana ao dago de tena manasoa ny gasy tanteraka ialahy ry xxx .
Manaova ialahy zavatra mivaingana vao miteny aloha .
Ampiasao ny baoritr'ialahy hanasoavana ny tanindrazana
Omeo ireo malagasy osa ara-pivelomana ny karaman'ialahy rehetra de ho hitako hoe manampy ny malagasy ialahy .
Aza avela hisy mijaly ny malagasy ao dago dia ho tsapako fa manasoa ny malagasy tokoa ialahy .
Fa tsy eto fotsiny ialahy no be resaka misavoana sy manidina .Ohatran'ny zaza miady bonbon leitsy .

316. kay
(
09/03/2007 17:35)
mpindrana:

Tsy ry xxx irery lety no afaka manao an zany a!!:{:{
318. mpindrana
(
09/03/2007 20:49)
ka raha tsy vitanareo xxx io zavatra lazaiko io dia aoka hilamina ary ,fa mila ezaka be ny fiainana fa tsy vitan'ny resaka eto fotsiny .Ny asa atao ,dia samia manaja ny azy .OK!.
319. xxx
(
11/03/2007 04:20)
mpindrana:
ka raha tsy vitanareo xxx io zavatra lazaiko io dia aoka hilamina ary ,fa mila ezaka be ny fiainana fa tsy vitan'ny resaka eto fotsiny .Ny asa atao ,dia samia manaja ny azy .OK!.
Diso adiresy koa angamba ny message nao Razoky e, aza afangaro mintsy fa manana ny filoham-pireneny ny malagasy, any angamba enao no tokony nandefa io message io fa tsy aty aminay mintsy. Misy rafitra mipetraka aty dago Ranamana, reo zavatra lazainao ireo dia tafiditra ao anatiny programme ny filoha daholo. Fa ny fanantanterahana izany no andraisanay ny anjaraborikinay. Safidy io Razoky a!! tsis ifanerena, ary ny baoritra azonay de natokanay amn zany indrindra. Nareo ko afaka mijanona any frantsa nareo any, tohizo le Zesta pokaty nareo, tsisy mangataka na 1Fmg aminareo koa eto ry akama a.
320. xxx
(
11/03/2007 04:32)
Mme Sakaizakely,
Hainao mintsy le mamadi-dresaka an, refa voadona teto ianao de mitarika resa-body any ambadika any indray!! Ampahatsiaviko anao Madama fa ny resakao ihany no averinay aminao, fa XXX tsy miditra amn zany resa-body nareo any frantsa any zany, azafady tompoko!!!
Fanamarihana no nataonay, fa ilay fisainanao mintsy no mirefarefa aminy tany. Miresaka aminy kely sekoly marina, tsy mahagaga:-D:-D:-D