Gasy atsy Frantsa
261. xxx
(
02/03/2007 09:47)
xxx> aza manaiky hizestiavany olona avy any andafy izany enao e, tsika eto dago koa anie mahavita azy e, avelao ry zareo hanao izay tiany, dia aza malahelo intsony a! =))
262. xxx
(
02/03/2007 21:25)
xxx:
xxx> aza manaiky hizestiavany olona avy any andafy izany enao e, tsika eto dago koa anie mahavita azy e, avelao ry zareo hanao izay tiany, dia aza malahelo intsony a! =))
SIX E!!!:-*
263. xxx
(
03/03/2007 01:51)
sakaizakely:
avelao am'zay xxx hipetraka am'zao fa lany kabary e ? aza kintonina intsony izy fa efa bedy :-o
Bedy anga no betsaka any !!!!:-D:-D:-D:-D
264. sakaizakely
(
04/03/2007 09:12)
xxx:
sakaizakeky> nareo tokony handray lesona amin'ny zavatra noteneniny fa tena misy marina mihitsy ireny.
Tsy hitako izay lesona azo tsoahina @ fidehadehana toy izao; manao xxx dia miseho mahavita be nefa n'inn akory ? Voanjo manta mikarainkona ! Efa hita izao fa tsy sahy miseho masoandro satria resaka fotsiny.
Raha hitanao fa misy lesona azo tsoahina dia raiso ho anao fa raha ny ahy tsy misy zavatra ianarako amina fakofakon'olona toy izao.
Samy gasy moa koa mifanaratsy koa izany ve dia lesona tsara raisina ? Betsaka gasy tafita eto, betsaka koa ny mafy ady, toy ny any @ tanana ihany. Tsy natao ho fanesoana izany, raha tsy ho an'ny olona poakaty tsy manankaseho. Fahorian'ny hafa tsy natao hifaliana. Lesona ho an'i xxx izany. Raha teto koa ange io tary @ canal saint martin tary koa io no nifatratra.
Rehefa tsy mangataka aminareo izy dia samia mijanona amin'ny toerany. xxx aza moa ity miseho mahavita mbola te mitambezo aty ihany hoe inn no vitanareo. Tsy ampy kaly amindra8 nga :-D :-D :-D
265. xxx
(
05/03/2007 05:02)
sakaizakely:
[quote=xxx]

Izany no olona mba misaina ry madame sakaizakely a, mahatsapa fa misy fahamarinany ny zavatra lazainay.
Misy ny tafita any frantsa fa ny maro dia mafy ady, tsy manenjika zay tompoko ary tsy hoe faly amn izany fa milaza ny zava misy mba ahafahanareo mandray lesona. Aminy fomba ahoana moa no hialonanay anareo any, nefa ny fananareo aza tsy hitanay akory mba misaina fa aza mirediredy ry madama a. Raha izahay no ataonao ho fakofakon'olona de ianao izany no mba IZA:?::?::?::?::?:.
Ry xxx indray ry madame de ampy sakafo sady tsy be solelaka a.
267. sakaizakely
(
05/03/2007 09:17)
resaka milay be ity ry Fiffi a ! Tsy mety tapitra mihitsy ! Mahafinaritra ny mitafa amin'ny malahelo hanina toy itony kou
268. xxx
(
06/03/2007 03:26)
sakaizakely:
resaka milay be ity ry Fiffi a ! Tsy mety tapitra mihitsy ! Mahafinaritra ny mitafa amin'ny malahelo hanina toy itony kou
Malahelo hanina??? Mirediredy izato ianao madama an, sady tsy mety mahazo resaka mihintsy!!!! efa impiry lazana anao fa izahay xxx tsy mahalala anareo,na ny izay mba fanananareo any ka inna no hialonanay anareo any, ary faharoa izahay efa voky tsy mila misolelaka, fa ny hanasoa ny tanindrazana zao no tanjonay ka inona no malahelo hanina @ zany??? Ny manasoa tanindrazana ve de alahelo hanina ????? tsapa zao fa latsaka ankaterena ra-malagasy, ny fanaovana ny anjarabiriky @ fanampiana azy ireo ve de ilana interet??? Non, diso hevitra ianao madama an.
Nareo gasy ao frantsa no hitampoko sy hitampirenena hatraiza hatraiza fa tsy mahavita inoninona an'i tanindrazana fa zesta pokaty no betsaka de mba milaza izany eto zahay de lazanareo fa malelo hanina??? Mba miheritrereta madama, ary mba mijereva ny réalité sy zavatra logique vao miteny. Fa sao de efa marary koa ary izato ianao????
269. xxx
(
06/03/2007 13:10)

dia hasoavy irery ao mba ho soa rehefa manao vôkansy any izahay!Ity angaha vendrana, ny tokotany novidiako aloha no hasoaviko fa tsy ny tany rehetra ary tsy any dago tsy hitako ary @ 10000 kms ary ! Ity angaha adala!Izahay aty anie efa nahavidy ny tokotaninay ka inona ny olana ary @ efa hasoavin'i vendrana!:-D:-D
270. xxx
(
06/03/2007 13:18)
xxx:
sakaizakely:
resaka milay be ity ry Fiffi a ! Tsy mety tapitra mihitsy ! Mahafinaritra ny mitafa amin'ny malahelo hanina toy itony kou
Malahelo hanina??? Mirediredy izato ianao madama an, sady tsy mety mahazo resaka mihintsy!!!! efa impiry lazana anao fa izahay xxx tsy mahalala anareo,na ny izay mba fanananareo any ka inna no hialonanay anareo any, ary faharoa izahay efa voky tsy mila misolelaka, fa ny hanasoa ny tanindrazana zao no tanjonay ka inona no malahelo hanina @ zany??? Ny manasoa tanindrazana ve de alahelo hanina ????? tsapa zao fa latsaka ankaterena ra-malagasy, ny fanaovana ny anjarabiriky @ fanampiana azy ireo ve de ilana interet??? Non, diso hevitra ianao madama an.
Nareo gasy ao frantsa no hitampoko sy hitampirenena hatraiza hatraiza fa tsy mahavita inoninona an'i tanindrazana fa zesta pokaty no betsaka de mba milaza izany eto zahay de lazanareo fa malelo hanina??? Mba miheritrereta madama, ary mba mijereva ny réalité sy zavatra logique vao miteny. Fa sao de efa marary koa ary izato ianao????
Ity no misolelaka any @ kelimaso sy amerikana any koa be vava!Tena mora mivadidela klé! Izany ve no mpitory? Tari-bato mivilam-bava....:-D:-D:-D
272. sakaizakely
(
06/03/2007 15:05)
xxx:
Ity no misolelaka any @ kelimaso sy amerikana any koa be vava!Tena mora mivadidela klé! Izany ve no mpitory? Tari-bato mivilam-bava....:-D:-D:-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Asehoy izay azo aseho raha misy f'aza mitaridositra any ry xxx mpanokadresaka a ! Matikambo eo nefa tsy misy aseho akory fa wawawa no hany mba hay. Sady efa lany kabary sahady izy ity fa tsy hita loatra intsony. Sa variana mioty goavy poakaty ?
Ny gasy eto Frantsa tompoko dia misy tokoa ny mahavita ny vitany fa tsy mila mampidera toa anao akory. Mandoa hetra maro isankarazany izahay eto, izay midika fa tsy mila fahanana sy miandry mana toa anao manantena ny hapoakan'ny avy any ivelany fa tsy mahavita tena. Raha tsy izay ve tsy hioalahoala eto amty resaka ity. Hita hoe malahelonkanina tsssss !
ndeha mandeha any amzay fa tsy manakaseho akory
273. xxx
(
06/03/2007 17:23)
xxx:
[quote=xxx]
Ity no misolelaka any @ kelimaso sy amerikana any koa be vava!Tena mora mivadidela klé! Izany ve no mpitory? Tari-bato mivilam-bava....:-D:-D:-D
Tsy misolelaka any @ ry kelimaso sy usa mihintsy eo tompoko azafady, fa niaantra naka diploma no nandananay tany, zao vita ny fianarana, azo ny diploma tany usa sy japan de mody aty dago manasoa tanindrazana. manao ny adidy @ tanindrazana. aoka hazava ny resaka. ary atao @ fo sy fitiavana zany tompoko fa tsy mila tambiny (intéret). Fa tsy tahaka anareo ao frantsa ao tsy hainna tsy hainna @ resaka fanasoavana an'i tanindrazana fa wa wa wa no betsaka.
274. booboo
(
06/03/2007 18:04)
xxx > tsy arako tsony rangah fa inona marina moa lé tianao ahatongavana @ ty raha mana be maso ity ? :°)
275. xxx
(
06/03/2007 18:56)
xxx:
xxx:
[quote=xxx]
Ity no misolelaka any @ kelimaso sy amerikana any koa be vava!Tena mora mivadidela klé! Izany ve no mpitory? Tari-bato mivilam-bava....:-D:-D:-D
Tsy misolelaka any @ ry kelimaso sy usa mihintsy eo tompoko azafady, fa niaantra naka diploma no nandananay tany, zao vita ny fianarana, azo ny diploma tany usa sy japan de mody aty dago manasoa tanindrazana. manao ny adidy @ tanindrazana. aoka hazava ny resaka. ary atao @ fo sy fitiavana zany tompoko fa tsy mila tambiny (intéret). Fa tsy tahaka anareo ao frantsa ao tsy hainna tsy hainna @ resaka fanasoavana an'i tanindrazana fa wa wa wa no betsaka.
Hanasoa tanindrazana dia @ izay mahazo galona veuh???
Merci raha toa ka ho an'ny medaille no hidedahana ! :-D:-D:-D
276. xxx
(
06/03/2007 19:59)
sakaizakely:
[quote=xxx]
Asehoy izay azo aseho raha misy f'aza mitaridositra any ry xxx mpanokadresaka a ! Matikambo eo nefa tsy misy aseho akory fa wawawa no hany mba hay. Sady efa lany kabary sahady izy ity fa tsy hita loatra intsony. Sa variana mioty goavy poakaty ?
Ny gasy eto Frantsa tompoko dia misy tokoa ny mahavita ny vitany fa tsy mila mampidera toa anao akory. Mandoa hetra maro isankarazany izahay eto, izay midika fa tsy mila fahanana sy miandry mana toa anao manantena ny hapoakan'ny avy any ivelany fa tsy mahavita tena. Raha tsy izay ve tsy hioalahoala eto amty resaka ity. Hita hoe malahelonkanina tsssss !
ndeha mandeha any amzay fa tsy manakaseho akory
Hita mihintsy oe marary izato ianao ramatoa sakaizakaly an...tsy mety mahazo resaka!!!:evil::!:
Ny aty koa be hatao ka tsy ho eto lava tsy hakory ka ho lany kabary araka izay teneninao. Iza koa moa aminao no tsy mandoa hetra??? Mba lazao??? na ho aiza ianao na ho aiza surtout ka ety ivelany de tsy maintsy mandoa TPS sy TVQ, ka inona no tinao tenenina??? iza no hitanao fa tsy mahaloha hetra aty IZA??????:?::?::?:
Efa lazana anao foana fa ny aty sady tsy mpisolelaka no tsy mpangataka hatiny fa manasoa ny tanindrazana @ fo sy saina ary fanahy @ fampiasana ny traikefa zay azonay avy taty ivelany taty de ny vokany eo ianao mahita izy fa tsy fombanay ny be zesta tahaka anareo ao frantsa ao nefa tsy mahavita inna an'ny tanindrazana akory. Fa ny anao io miseho maahvita azy io koa mba inona no mba vitanao t@ tanindrazana fa tsy be wawawa tsy aninna tsy aninna eo foana koa izato ianao???. Ny anao halahelokaninna foana no ambetiteninao? Aiza no hahalalako anao ka inona no halahelovako ny haninao??? sa hanina aniza no halahelovako???? Mirediredy tsssssss:-D:-D:-D izato ianao.
277. sakaizakely
(
06/03/2007 21:13)
k'inn no mbola hiverimberenana eto e ? Iza no nizesta taminao ka tena tsy aritrao mitsy anefa ? Rehefa tafita ve dia lazaina fa mizesta ? Tsy fialonambe ve izany klé.
Tanindrazana aho tanindrazana ? Matoa niondrana aty dia ny tanindrazana no tsy te hanome ka omeko inona eo nefa tsy nanome ahy ? Ny goavy any be ry kitahorona a ! Ataovy ampy anareo mianakavy f'aza mitamaho hanipazana motimotiny avy aty.
Asehoy ity vokany mba vitanao raha misy fa eo no mi-wawawa tsy aninn tsy aninn eo. Tohizo ny rediredy n'ny tsy voky hanina raha izay no mahafapo e ! Tsy anohina ahy akory izay alahelonao. Sady tsy ny fizahozahoana toy izao no azahoanao ny fon'ny mpiray tanindrazana fa vao maika aza mampandositra ny firesakao. Tsy mba nampanao module communication nga ry merikana sy zaponé ? Kay moa maola ko... :-D :-D :-D
Miverena indray rehefa mandeha ny connexion any @ dezaka fa mahafinaritra ny miresaka aminao

279. sakaizakely
(
07/03/2007 15:32)
io indray boboo fa mivanitika fotsiny, tsy mba miresaka akory :x
ahoana indry am'zany, tsy mahavita adidy am' taningazana ! Bedin'i xxx eo indry f'andana mody manao sambosa dia alefaso collissimo ny anjarako :wink:

280. xxx
(
07/03/2007 16:08)
O ry madama sakaizakely o!!!
Aiza ary enao zany!!!Enao zao ve no mba milaza fa tafita, satria nahazo vaza ve???:-D:-D:-D:-D.
Ianao no milza fa mahay communication interne ve???
:-D:-D mandana miofana ndremande fa tsy ao mintsy. Taim-bava no betsaka sady tsy malala fomba, tsy misy fanajana, communication pokaty nenao.
Ary natokana ho an iza le serasera e, mba valio kely , refa enao no bewawawa tsisy miteny aminao hoe ndana miala any, fa manin zahay no asainao mangina??
Refa borona aminy impot sy taxe tsy milaza fa aty no be zesta eo hoe mahaloa hetra a , mahaloa hetra.:{:{:{:{