Gasy atsy Frantsa

241. xxx ( 28/02/2007 04:18)
sitlo:

xxx:

tena pendra-vory marina ilay akama ity :-@
ialao fa tsy firesaka
aleo izy irery hihevitra ny tenany fa tsy poakaty eo


Ny fo rano mafana, fa aza asiana teny ratsy kosa na dia izany aza eh.





marina iznay ry sitlo an,:-* tokony hisy fifanajana kely azafady satria efa samy olondehibe avy isika reto.:lol:
242. belaza ( 28/02/2007 08:36)
xxx>fa angaha mampizesta raha mampiseho ps??? de eo ndray zany enao mahita izy?? ka ny hafatra tianao ampitaina ve hoe voa-zesta ny gasy any france ianao, sa oe ahoana??:-@:-@
243. xxx ( 28/02/2007 09:42)
Ry xxx ndray mavita ny reviny tsy mila spons e!!!
Normal elah raha andrasany bandy hampirevy ko elah no avy any an-dafy ko, elah ndray ve no hiandry ho ampirevena tsy eo elah no raisina


Koa raha mahavita ny revin'elah ela maninona no miandry ny bandy avy aty andafy rehefa ilay tonga any iny .Zany ve letsy tsy resaka hakanosana be tsotra izao sy midika fa tena tsy alehany sady tena tapaka e!.
Rehefa misy vahiny zany tonga any @ ela dia ny vahiny indray no miantoka ny fiainan'ela .Mba letsy menatra
De tsy manaiky tsotra fotsiny izao hoe : efa hita fa tsy zakan'ny tsena mbola hidirana ihany .
Mba nokozina zany ilay kofa niara-nirevy iray izay araka ny resak'ilay namako ihany hoe: mba asio J&B anakiray any letsy aloha a!.
De novaliany tsotra hoe :Tsy laniako @ 350000 fmg ny volako .Nefa anie lery miara-misotro eo ihany rehefa misy mitsangana eo e!.hahahahahahahahahaaaaaaaaaa, sady ny azy no tena feno ny vera hono .

244. kanto10 ( 28/02/2007 13:39)
voazesta marina v ry belaza? kidje(l)(l)(l)
245. xxx ( 28/02/2007 19:27)
Stretch no manoratra.

ka nilaza ny xxx ray teo fa ankolafiny (clan) voafaritra ho an'ny xxx hono eto.:-D
ka za stretch de ampy anao fa inn ko mo no anontanianao ra iza aho ra iza , fa enao domelina am maha ao frantza anao , de efa tsitanao tsony ze asina ny tenanao .
ka ny olana de ny toetran'ny gasy ao frantza tsy azo leferina , ka zany aza alo ny zava misy any.

fa ny tena mba saika ho lazaiko de zao , tsika gasy de manana io toetra mahay mandika haingan'io ,
ka ny totran'ny ol ao frantza nge zany olana rehetra zany e.
fa ra mandé any am firenena hafa enao de afa ko ny toetran'ny gasy any ary io le ol rehetra ao no toy zany , fa le gasy mo no hifaneraserana de izy no cible, ary io tsy hoe tsika gasy ihany no toy izany fa ny hafa fiavina koa de mahazo io aretin'io.
Na ny mpiavy no mampianatra ny tompotany raha dominant le mpiavy (oh: faritra ao frantza oh de ny arabo no manjaka )

Ka aza midonatsetroka ambony iany razoky fa mbola lavitra ny lalana ra tsy midona am tambou a !

Ary ra ny gasin'ny dago manao an'io toetr'io , de mahita ny fihetsiketsehan'ny avy any izy de noheveriny fa zay zany izy le manindry aminy |o|
246. belaza ( 28/02/2007 21:43)
xxx voazesta>mba zestiavo ny gasy any france rehefa tonga aty dago raha misy apoaka ianao e!!
247. xxx ( 01/03/2007 04:12)
belaza:

xxx>fa angaha mampizesta raha mampiseho ps??? de eo ndray zany enao mahita izy?? ka ny hafatra tianao ampitaina ve hoe voa-zesta ny gasy any france ianao, sa oe ahoana??:-@:-@


O Ranamana a!! Iza no milaza aminao fa voazesta zay e!! hors sujet ko Ranamana zany!!! Milaza ny zava-misy fa raha i xxx tsy azonareo amn zeata pokaty nareo ao Frantsa ao zany:-D:-D:-D



248. xxx ( 01/03/2007 04:14)
belaza:

xxx voazesta>mba zestiavo ny gasy any france rehefa tonga aty dago raha misy apoaka ianao e!!


Tsy fomabanay zany mizesta zany e, aiza ary nareo ry belaza a!!!
Sady tsy mizesta no tsy voazesta fa milaza ny zava misy MAZAVA!!!!
249. xxx ( 01/03/2007 04:25)
O!! ry xxx sy stretch a!!!
Nareo ange lety refa mba mande aty dago, raha azonareo asina atikety ny ankanjonareo we bandiny Frantsa de nataonareo angamba.Asina an zao karazana zesta retraretra zao,.Atao doly ny stil retra, mody asina mi-speak zany hahaha!!! Normal be Razoky raha asainy bandy mampirevy elah ko elah no avy any an-dafy, elah ndray ve no anataka ny bandiny Tanana Tssssssssss. Matoa elah sahy mande aty amn tanana de efa miaraka amn euro elah zay, de ampireveo ry zalah, raha milaza azy ho mavita azy laisany. Elah ndray ve no mangataka J&B hahahaha nefa mba bandiny Frantsa hahaha, aiza le euro e!!! marina mintsy ange le lazainay hoe tsy anin tsy anin laisany. J&B ve lety de asainy lah vidin bandy TSSS.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Mba menatra.
250. Fiffi ( 01/03/2007 06:25)
hummm....mbola tsy vita foana ve ity ?
251. belaza ( 01/03/2007 08:50)
o ra xxx a matoa ny olona iray mahatsapa fa mizesta ny olona iray hafa, dia mahatsiaro ho voazesta izy izay fa aza vendrana firesaka, mba asehoy aminy fomba firesakao ny baoritra(vorontsiloza)norantovanao tany zamerika sy tany amindry kelimaso e, sady tokony ho minisitra mihitsy ny toeranao raha ny fizahozahoanao eto na jerena=))
252. kanto10 ( 01/03/2007 10:54)
aoka izay o, zavatra tsisy dikany no hifandrangitanareo eto
253. Fiffi ( 01/03/2007 15:50)
nga mbola mitohy foana hatram'zao klé !
254. xxx ( 01/03/2007 16:27)
belaza:

o ra xxx a matoa ny olona iray mahatsapa fa mizesta ny olona iray hafa, dia mahatsiaro ho voazesta izy izay fa aza vendrana firesaka, mba asehoy aminy fomba firesakao ny baoritra(vorontsiloza)norantovanao tany zamerika sy tany amindry kelimaso e, sady tokony ho minisitra mihitsy ny toeranao raha ny fizahozahoanao eto na jerena=))


Zao ary, anaovy doly ze kata milay ananan-drazoky de ndana mizesta eny amn arabe de ho hitan-drazoky raha voazesta doly ny olona mihomehy an-drazoky, sy miteny we mba be zesta koa lery hahaha!!! mino aho fa ny mihomehy no betsaka.:-D:-D:-D:-D
255. 08051972 ( 01/03/2007 17:55)
xxx:

Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory......:-D:-D:-D:-D


Aza miteny hoe "ny gasy " satria ny loha samy mitondra ny azy; sarotra be ny manonona firenena na foko na volonkoditra fa na dia ny iraitampo aza tsy mitovy hevitra ;sa ve nareo mianadahy avy mitovy safidy sy fomba fijery ? ka tsy ho lany zara ve ny hafa? Ary @ hoe mitondra anjara boriky dia amiko rehefa mahavelona ny ankohonany izy dia izay aloha no anjara boriky tsimaintsy hefainy ; fa tsy hoe ankory hoe "ny antratra tsy lavo dia antsoy koa Raibe nelà
256. sitlo ( 01/03/2007 19:41)
tsetsatsetsa> biriky

(boriky izany apondra metisy soavaly)
257. sakaizakely ( 01/03/2007 19:47)
avelao am'zay xxx hipetraka am'zao fa lany kabary e ? aza kintonina intsony izy fa efa bedy :-o
258. xxx ( 01/03/2007 20:04)
sakaizakeky> nareo tokony handray lesona amin'ny zavatra noteneniny fa tena misy marina mihitsy ireny.
259. xxx ( 01/03/2007 20:55)


Aza miteny hoe "ny gasy " satria ny loha samy mitondra ny azy; sarotra be ny manonona firenena na foko na volonkoditra fa na dia ny iraitampo aza tsy mitovy hevitra ;sa ve nareo mianadahy avy mitovy safidy sy fomba fijery ? ka tsy ho lany zara ve ny hafa? Ary @ hoe mitondra anjara boriky dia amiko rehefa mahavelona ny ankohonany izy dia izay aloha no anjara boriky tsimaintsy hefainy ; fa tsy hoe ankory hoe "ny antratra tsy lavo dia antsoy koa Raibe nelà

[/quote]

Zao le izy ry 08051972 an!!! tsisy resaka mpianadahy aloha eto, fa raha manana namana sy havana aty an-dafy ry xxx de any Frantsa no betsaka indrindra fa ireo olona ireo de manana ny filazany ny fomba fiainany gasy any frantsa, misy an zany hande hamonjy sortie ny gasy ny sasany de manofa vam mintsy hanindrina fotsiny io an. Ny tenanay de efa nahita toerana maro tany ivelany, ohatra raha tany amerika ny tenanay sendra nisy gasy nifanena de nanantona anay sady nanontany we gasy angaha ianao sns.... Fa tany Frantsa, enao mba miarahaba an dry zareo indray no lazainy fa GVT :-D:-D:-D:-D. Mahamenatra.

260. Fiffi ( 02/03/2007 06:57)
xxx: tongava aty fa ny aty :) de ampy .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2492