Gasy atsy Frantsa
181. Fiffi
(
25/02/2007 09:00)
Fiffi:heheheheehehe !! zay vao tena koboko hoe iza i xxx malahelo ny gasy io klé !!! 6 fotsiny zahay teto t@ vao maraina de io izy namaly sy niditra xxx io ! =))=))=))
:-w:-w:-w heu.......i anona kay io xxx tsy mahay mampiasa "quote" io klé ! hehehehehehe :{:{:{:{ tsy mahagaga !
efa kobo hatramin'voalohany aloha fa niandry kendritohana kely de io kobo io !
dainnn ! mandiniha tena de mandehana @ zay mibebaka fa ampy zay ! sady andron'ny karemy isika zao !
183. sakaizakely
(
25/02/2007 09:20)
dain Fiffi !
Iza izany mba hahamailovana @ manaraka akia ? Za kou teo t@ maraina fa tsy nijery hoe iza sy iza no teto
Resaky ny mpialona ity ry Fiffi a ! Mazava ho azy !

184. xxx
(
25/02/2007 10:12)
xxx 24-02-2007 23:39:29:
Mba lalin-tsaina Ranamana refa manao zavatra a, tsy mila averina aminy antsipirihiny ze zavatra teneninao, tiako hisintonana ny sainy mpamaky matoa za nanao an iny, raha tiany ny hahafantatra ny tena nolazainao de miverina eo ambony izy mamaky azy.
izao fomba mamohehatra izao ve no hilazana anao hoe lalintsaina ? Izahay rehefa miady hevitra dia ny hevitra iray manontolo no raisina sy kianina leity an ! fa tsy mitsimpona teny tsirairay dia lazaina fa notenenin'ny olona ilay izy avy eo ! Ohatra niteny ilay olona hoe Tsy afaka mivoaka ny trano aho fa avy be ny orana, dia lazain'lah fa niteny izy hoe tsy avy ny orana =)) satria izay no hevitra tian'lah ampitaina amin'ny olona hafa ? Raha sehatra hafa ny nisy antsika sy ialahy fa tsy teto dia notoriako ! Sa moa tsy fantatr'ialahy fa azo itoriana ny fomba toy izao ?! Tsy lalin-tsaina leity ialahy an ! Vendrana be ilay fikan'lah. Mba ampiasao leisy ny diploma rehefa miresaka fa tsy tanisaina fotsiny hoe ananana nefa fika tsy honete akory no ampiasaina avy eo an ! Sa diploman'ny hosoka sy ny halatra ilay izy ? :lol:
xxx 24-02-2007 23:39:29:
Mba lalintsaina wa.
Hay tsara refa miaiky nareo hoe be zesta!!!!Ka nareo ange zao no mivonto orona araky ny voalazanao e, Mody be wa wa wa nefa finalement hanaiky doly!!!fa be zesta nefa ZESTA POKATY
Mba ampiasao moa ilay diploma rehefa miresaka leisy a ! Fa aiza izaho no miteny hoe mivonto orona ? Ny notion xxx eto aza kay toa tsy azon'lah akory. Ialahy izao hitako hoe pokaty be miresaka eto tsika fa mody atao hoe tsy hizestiavana ny diploma fotsiny.
185. xxx
(
25/02/2007 11:44)
xxx:
baw:
o ry xxx a ianao no tena mila manaraka tsara ny zavatra soratako fa tsy be menomenona sahala @ loha tapaka eto
izahay ra te hizesita d aleo izahay hizesita , inona no makarary ny andohanao @ zany? zay ange tsy mangataka na iraimbilanja any aminao e! tsy hitako ze antony ivovohazanao b eto!
manana baoritra ianao, tsara izany! sa tianao ny hitenenanay hoe "sambatra i xxx fa b baoritra"? entinao hanasoavana an'i madagasikara? tsara izany! saingy asondroty ary ny firenena e! rehefa voasondrotrao tsara ny firenena d tsy maninona @ zay ianao mivazavaza aty aminay hoe be zesita izahay.
farany vakio tsara oa ny zavatra soratanao fa ianao io mihintsiny no niteny tamiko tetsy ambony fa "manjary miteniteny foana" aho! aseoy ny porofonao fa miteniteny foana aho.
Mandreraka be ny miresaka aminao ry baw a tsy mahazo zavatra mihintsy :roll::roll:.
Nasaiko namaky atrany amboalohany ianao mba tsy hitenitenenanao foana. Talohany namalinao ny message ko no nanafarako anao hoe vakio tsara ny any aloha fa ndrao miteniteny foana ohatra ireo namanao!!! Mazava!!!!
Refa miaky fa mizesta de zay!!! tsy mila resabe zahay, voaporofo taminareo ihany zany fa marina be io resaka mandeha io. Be zesta nareo fa saingy indrisy ZESTA POKATY.
resy lahatra nga no reraka b miresaka amiko! mba mandreraka ny olona koa ny miresaka aminao ka aza mivovoa intsony. ary tsy valianao ny fanotaniako oe inona no makarary ny fonao ra mizesita izahay e? anay oa ny anay na poakaty aza, inona lôatra anga no dia makarary andohanao @ zany! himehezanay ianao, miseo ho b baoritra nefa tsisy saina fa b felonana! esshhyyy e ry fiainana e! miseo nahita fenarana nefa d marivo saina! mampalahelo! MAZAVA?
186. xxx
(
25/02/2007 16:25)
valiny ho an Baw, sy xxx etsy ambony.
Hitako tsara fa samy avy any France nareo, tsy mahagaga, mitovy mintsy ny fomba firesakanareo tsy haiko ny mahatonga an zany, ampiasao ny saina refa miresaka fa aza manao resaky ny kely sekoly.
tsy misy loha marary tompoko, sady tsy misy fialonanana, averina im-piry ndray zay vo ho azonareo.TSY MIALONA O, Tsy marary fo koa MAZAVA!!!
Refa miaiky ianareo fa be zesta nefa tsy anin tsy anin zay no dikany hoe pokaty de ampy zay.
Mankarary Fo anao ko ve ry xxx ny nanapahako ny teninao, vakio ny zavatra tinao ambara, de vakio ny zavatra nataoko de ho hintanao fa mitovy ihany fa ny blabla nenao no betsaka. Ampiasao ny saina wa.
Mba lalintsaina e.

187. Lalah
(
25/02/2007 16:33)
Inona indray ty resaka mi-gesta ty,za ko toa tara-sambo foana, fa ahoana aloha ilay migesta @ xxx e! dia ahoana koa ilay tsianinona tsianinona?
188. xxx
(
25/02/2007 17:08)
xxx 25-02-2007 17:25:21:
Hitako tsara fa samy avy any France nareo, tsy mahagaga, mitovy mintsy ny fomba firesakanareo tsy haiko ny mahatonga an zany, ampiasao ny saina refa miresaka fa aza manao resaky ny kely sekoly.
Vendrana be ialahy izany leity a ! =))
Za leity tsy any Frantsa a ! Ampiasao leity ny saina sy ny diploma fa aza miteniteny foana rehefa te hitonona ny misy ahy ihany ialahy a ! :lol:
xxx 25-02-2007 17:25:21:
Mankarary Fo anao ko ve ry xxx ny nanapahako ny teninao, vakio ny zavatra tinao ambara, de vakio ny zavatra nataoko de ho hintanao fa mitovy ihany fa ny blabla nenao no betsaka. Ampiasao ny saina wa.
Mba lalintsaina e.
Tsy sasatry ny manaporofo ny havendranan'ialahy ialahy rehefa miresaka, nefa milaza be diploma ! Ny teniko aza tsy azon'ialahy akory, nefa teny gasy mazava be ! Tsy mitovy mihitsy ny zavatra resahintsika ry leity fa mba ampiasao ny diploma rehefa miresaka a ! Lazaina hoe ananana fotsiny angaha izy ireny fa sady tsy tanisaina no tsy ampiasaina e ! Aiza isika izany e ?
Marary fo ve ? Izaho tsy marary fo fa mba manitsy an'i xxx be diploma fotsiny fa tena hita be hoe tsy anina tsy leiry rehefa tena hiresahana. :lol:
189. xxx
(
25/02/2007 19:00)
Fiffi:heheheheehehe !! zay vao tena koboko hoe iza i xxx malahelo ny gasy io klé !!! 6 fotsiny zahay teto t@ vao maraina de io izy namaly sy niditra xxx io ! =))=))=))
efa kobo hatramin'voalohany aloha fa niandry kendritohana kely de io kobo io !
dainnn ! mandiniha tena de mandehana @ zay mibebaka fa ampy zay ! sady andron'ny karemy isika zao !
[/quote]
Aza be resaka eo...aiza koa no hahakobonao ze olona miditra sy mivoka eo. surout manao xxx. zavatra olona bdb eraka vazantany no se connecter en ligne miaraka aminao, en plus ny décalage horaire mikonty, ka aiza no hahalalanao oe i ra-anona na i anona itsy avy ary na avy atsy no niditra teo.:-D:-D:-D be resaka eo fotsiny!!!!=))=))=))
190. xxx
(
25/02/2007 19:02)
xxx:
Fiffi:
heheheheehehe !! zay vao tena koboko hoe iza i xxx malahelo ny gasy io klé !!! 6 fotsiny zahay teto t@ vao maraina de io izy namaly sy niditra xxx io ! =))=))=))

k'ita wa koa!!!:-D
191. xxx
(
25/02/2007 19:06)
xxx:
[quote=Fiffi]

Marina mitriny ny anao ry xxxa!!!:*:*:*:*
192. xxx
(
25/02/2007 19:10)
xxx:
Ampiasao ny saina refa miresaka fa aza manao resaky ny kely sekoly.
tsy misy loha marary tompoko, sady tsy misy fialonanana, averina im-piry ndray zay vo ho azonareo.TSY MIALONA O, Tsy marary fo koa MAZAVA!!!
Refa miaiky ianareo fa be zesta nefa tsy anin tsy anin zay no dikany hoe pokaty de ampy zay.
kita wa ry xxxx :*:*:*:*:*
193. xxx
(
25/02/2007 19:16)
Fiffi:
Fiffi:heheheheehehe !! zay vao tena koboko hoe iza i xxx malahelo ny gasy io klé !!! 6 fotsiny zahay teto t@ vao maraina de io izy namaly sy niditra xxx io ! =))=))=))
:-w:-w:-w heu.......i anona kay io xxx tsy mahay mampiasa "quote" io klé ! hehehehehehe :{:{:{:{ tsy mahagaga !
efa kobo hatramin'voalohany aloha fa niandry kendritohana kely de io kobo io !
dainnn ! mandiniha tena de mandehana @ zay mibebaka fa ampy zay ! sady andron'ny karemy isika zao !
Mba vakio batsilana eto ary iza marina tokoa le xxx ra tena fantatrao???:?::roll::roll::roll::roll:
194. Fiffi
(
25/02/2007 19:18)
xxx:heu....tsy be resaka zany zah kah ! ny zavatra tsy fantatrao angamba de tsy paiso daholo akory ny olona ....mora de mora no ahafantarana hoe iza no nanoratra teto....
Aza be resaka eo...aiza koa no hahakobonao ze olona miditra sy mivoka eo. surout manao xxx. zavatra olona bdb eraka vazantany no se connecter en ligne miaraka aminao, en plus ny décalage horaire mikonty, ka aiza no hahalalanao oe i ra-anona na i anona itsy avy ary na avy atsy no niditra teo.:-D:-D:-D be resaka eo fotsiny!!!!=))=))=))
Diniho kely ange ity eh ! 6 no isan'ny olona teto t@ zay ora zay.......(aleo tsy lazaiko eto hoe ahoana no fomba ahafantarako hoe iza io nanoratra io fa shhhhhh !! zao fotsiny eh ! 6 fotsiny zahay no teto......misy decalage de 6h avy tany ho any.......de zay ! mazava beeeeeeeeeeeee
195. xxx
(
25/02/2007 19:29)
sakaizakely:
dain Fiffi !
Iza izany mba hahamailovana @ manaraka akia ? Za kou teo t@ maraina fa tsy nijery hoe iza sy iza no teto
Resaky ny mpialona ity ry Fiffi a ! Mazava ho azy !
Be resaka fotsiny eo Fiffi fa aiza koa no hahalalany zany eo??? Impossible:-D:-D:-D:-D
sady efa hazavaina impiry eto mbola tsy mety hazonareo foana fa: tsisy mialona eo tompoko azafady fa milaza ny zava-misy sy marina ny troupe de xxx de ianareo no voadona any, de tonga de miaka-pofona.Sady aiza koa no hahalalainay xxx ze fanananareo any, sy nareo any ka inona no hialonanay anareo:{:{:{. Fa ianareo any france any no malaza loatra eraka i gasikara io ho toy izany, de sahinay lazainay mivantana eto ny zava-misy sy marina. Vokany: ianareo no kofon'atezerana sy hareti-po any!!:-D:-D:-D
196. xxx
(
25/02/2007 19:36)
Fiffi:
[quote=xxx]
heu....tsy be resaka zany zah kah ! ny zavatra tsy fantatrao angamba de tsy paiso daholo akory ny olona ....mora de mora no ahafantarana hoe iza no nanoratra teto....
Diniho kely ange ity eh ! 6 no isan'ny olona teto t@ zay ora zay.......(aleo tsy lazaiko eto hoe ahoana no fomba ahafantarako hoe iza io nanoratra io fa shhhhhh !! zao fotsiny eh ! 6 fotsiny zahay no teto......misy decalage de 6h avy tany ho any.......de zay ! mazava beeeeeeeeeeeee
humm de iza ary le xxx????::roll::roll::roll:
197. xxx
(
25/02/2007 19:47)
Fantatry ny mpitantana ianareo ry xx fa ampy izay an!
Fa angaha raha manao kidaona eto dia tsy misy mpahita! ny mpamosavy mandeha alina ary hono misy mahita fa maika fa site? Ianareo any no tsy mahalala fa ny ankizy eto frantsa dia mahalala. Tsy fanao ny mamoaka ps fa kobo dia ampy!:lol::lol::lol:

199. xxx
(
25/02/2007 19:52)
Fiffi:
....tsy be resaka zany zah kah ! ny zavatra tsy fantatrao angamba de tsy paiso daholo akory ny olona ....mora de mora no ahafantarana hoe iza no nanoratra teto....
Diniho kely ange ity eh ! 6 no isan'ny olona teto t@ zay ora zay.......(aleo tsy lazaiko eto hoe ahoana no fomba ahafantarako hoe iza io nanoratra io fa shhhhhh !! zao fotsiny eh ! 6 fotsiny zahay no teto......misy decalage de 6h avy tany ho any.......de zay ! mazava beeeeeeeeeeeee
donc, fantapatantry i Fiffi zany le xxx. Fanotanina mipetraka: iza marina i xxx, ary aiza no misy azy???
donc, tsy mitombona zany ny hevitr'olona marobe eto oe lany papps avy tany France i xxx ra io teninao io no dinihina, fa... mety aiza izy??? Miandry ny valinteninao zay ry Fiffi. @ we:iza i xxx,ary aiza no misy azy???? :-D:-D:-D
200. xxx
(
25/02/2007 20:28)
zao ra xxx a!
toa misy kozy tsy milamina ato izany .
Fa maninona an'ela zahay aty andafy aty .
Za ve nizesta t@ ela .
Za ve no ataon'ela hoe tsianino² .
Akombony ny vava baina anay ny anay ,anela ny anela .
Mizesta zahay de anay mizesta ela de anela .
Tsisy hirarahinay zay zest'ela any sady tsy manam-potona hijerena ny zest'ela ko za e!
Ndana alo matory fa reraka mivazavaza eto sady maika hiasa rampitso sa tsy miasa ra xxx . avy eo ndray mahita izy .