Gasy atsy Frantsa
161. xxx
(
24/02/2007 21:15)
baw:
xxx>inona no teniteny foana nataoko teo? inona koa no mampalahelo anao? satria ve ianao tonga dia mivovo be sahala @ inona dia tokony tonga dia hiombonkevitra @nao ny olona? asehoy izay fanampiana nataonao ho an'ny firenena e, izahay gasy aty aleo aloha mba hizesita sy ny karazany! anay zany fa tsy misy idiranao! ny anao soavina fa ôtran'ny aviavy b @ tsisy antony zato ianao. mba izesitiavo koa ny traikefa nalainao tany usa sy nalalininao tany @ kely maso fa tsy hisy hitsara anao toy ny fanaonao eo akory! ary raha manakambo araka ny teninao ianao dia miseoa fa aza miafikafina e! mba loyal na d resaka virtuel aza ny eto
O ry baw a! mahay mamaky teny sy manoratra ve enao sa tsia??? Vakio tsara ny message wa!!!Io ary le lazaiko hoe vakio tsara aloha, za mbola tsy niteny anao hoe ianao miteniteny fona fa mba tsy hitenitenenanao fona dia nasaiko namaky, tsara aloha ianao, nareo ve mahazo resaka sa tsia, sa azonao ihany refa azavaina ela be. Afaka miteny malalaka enao fa tsy voatery hiombonkevitra aminay akory ry Mr ou Mme Baw.
Resaka boritra, anay ko iny, manana zay raha zay no tinao ho fantatra, hanasoavanay ny firenenay nenay fa tsy hizestiavana aminareo.
162. xxx
(
24/02/2007 21:21)
mpindrana:
Fa blem be ve ilay revy sy zesta ataon'ny gasy ao frantsa e!.Zany ry xxx .
Nizesta ireo gasy ao frantsa dia nareo xxx no tsy nihinan-kanina sy tsy nahazo vola .
Ampisehoan'ireo gasy ao frantsa izao sy izao ianareo xxx dia mivonto orona sy be fofon'aina eo fotsiny .
Zany ve letsy de atao harangitra .Avelao izy hizesta fa tsy hiditra any am-bavako izany .
Asehoy azy koa ny zestanareo ry xxx a! @ izay fantatr'ireo gasy ao frantsa ireo hoe tena mihetsika ireo xxx ireo .
Mba cool e!
Non! tsy blem le izy ry mpindrana a, ary tsisy mivonto orina eto sanatria, sady tsy mialona, fa ry zareo no vodona amn maharary azy de tonga fofona doly:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
163. xxx
(
24/02/2007 21:22)
xxx:
[quote=tywa68]
xxx : afa-pò angaha enao ? samy mandeha samy mitady zany ê !
Tsisy afa-po eo fa mitsangana ra mbola hanao, tsy zany moa ry xxx, xxxa, ry xxx an ô!!! mbola eto aby isika tsy zany????
Resaka hevitra hoentina hanasoa io, fa tsy oe resaka ady hakory sanatria an...sao hisy hiteniteny foana eo ndray koa ny sasany hanararaotra sanatria.
164. sakaizakely
(
24/02/2007 21:23)
ny faradoboka ihany no sasatry ny manenjika ny eo anoloany e ! Lavitrezaka ianao rakanosalahy fa be loatra ny efa mialoha lalana ka tsitsio ny fofonaina f'aza laozana miwawawa @ tsinapany eto
ary tena maty lolon'i sakaizakely mihitsy ange xxx izany fa za foana no averimberiny eto. Ndrôooooooo !
Mampitsetra ny fahitana anao rehefa tena dinihina. Te hatao mahavita azy nefa tsy miandry deraina satria manko tsy mendrimpiderana ka midehadeha tena irery.
[center]Indrisy hoa, ny tsy feno tokoa no mikobana[/center]

165. xxx
(
24/02/2007 21:25)
Fiffi:
aok'zay eh !
Mahazo mipirina enao Madama a!!! so de tapaka lalan-dra eo tokotra.:-D:-D:-D:-D
166. xxx
(
24/02/2007 21:25)
xxx:
Non! tsy blem le izy ry mpindrana a, ary tsisy mivonto orina eto sanatria, sady tsy mialona, fa ry zareo no vodona amn maharary azy de tonga fofona doly:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Hita oa ry xxx a! marina mitsiny ny anao, :*:*:*:*
167. xxx
(
24/02/2007 21:29)
sakaizakely:
[center] ny tsy feno tokoa no mikobana[/center]
ianao no efa nikobana katrany amboalohany any, ka mody manaraka ny fiteninay eo, lany morsa agaha izato ianao???
168. xxx
(
24/02/2007 21:32)
xxx
1 - Safidy ny anao ny nandeha nody hoy ianao. Dia ataovy ao an-tsainao fa SAFIDY koa ny an'ireo olona ao Frantsa ireo no mbola mijanona. Ka maninona no heverinao fa ny safidinao no tena lafatra be, fa ny safidin-jareo vongany ?
2 - Tsy ny présence physique anao any Madagasikara no midika fa ianao no tena tia tanindrazana ; na ny maha-tsy any Madagasikara ny olona ao Frantsa no hilazana fa mamelona vazaha sy tsy tia tanindrazana izy. Safidy koa io. Samy olon-dehibe angamba na ianao na ny olona ao Frantsa, afaka mandinika izay mety amin'ny tenany, ny ankohonany ary izay fomba handraisany anjara amin'ny fanasoavana ny tanindrazany.
3 - Raha misy olona masosotra anao dia izy tenenina fa aza atao tamba-be ny olona ao Frantsa. Sao ny teny tsy voahevitrao no hampihemotra ny olona efa manao izay heveriny ho mety. Ny fandinihanao nefa no voafehy be loatra ... angamba tsy nampiasainao ilay diploma tamin'ny nandinika ity raharaha ity ianao. Dia diniho ihany fa sao ho tsininao amin'io tanindrazana io.
4 - :lol:

169. xxx
(
24/02/2007 21:34)
xxx:Mahazo mipirina enao Madama a!!! so de tapaka lalan-dra eo tokotra.:-D:-D:-D:-D[/quote]
Fiffi:
aok'zay eh !
kita wa!!!:-D:-D:-D:-D
170. xxx
(
24/02/2007 21:37)
sakaizakely:
ny faradoboka ihany no sasatry ny manenjika ny eo anoloany e ! Lavitrezaka ianao rakanosalahy fa be loatra ny efa mialoha lalana ka tsitsio ny fofonaina f'aza laozana miwawawa @ tsinapany eto
ary tena maty lolon'i sakaizakely mihitsy ange xxx izany fa za foana no averimberiny eto. Ndrôooooooo !
Mampitsetra ny fahitana anao rehefa tena dinihina. Te hatao mahavita azy nefa tsy miandry deraina satria manko tsy mendrimpiderana ka midehadeha tena irery.
[center]Indrisy hoa, ny tsy feno tokoa no mikobana[/center]
Nosinganiko manokana enao Madama satria, gasy samy gasy isika no miresaka, fa ny teny avoaky ny vavanao dia mahamenatra, teny ratsy, nefa ianao efa vehivavy lehibe, tsy manaja ny tenanao ary koa tsy manaja maha-malagasy, mahamenatra e!!!
Tsy mila dera avy aminao ko izahay madama a!!! Raha te hi zesta aminareo zay de tsy nataonay xxx ary nasehonay teto ny maha izahay anay!!! Tsy hanao izany nefa izahay Madama, satria mbola mandala ny maha-malagasy anay, ary mba te hahatonga anareo ao Frantsa ao ho tonga saina!!!
Tsy miteny ratsy olona koa izahay satria ambony lavitra ny FIHAVANANA aminay.
171. xxx
(
24/02/2007 21:53)
xxx:
xxx
vongany ?
2 - ny olona ao Frantsa mamelona vazaha sy tsy tia tanindrazana . Safidy koa io.
Mr xxx hors sujet be koa enao zany, voalohany, zany vongany zany tsy fiteninay zany tompoko azafady.
Faharoa, marina nenao fa samy manana ny safidiny, tsy any le blem, fa na ry zareo aza nge de efa miaiky fa mizesta zareo e!!! ary io resaka io resaka mandeha io fa tsy avy aty aminay irery, fa izahay no manana fahasahiana hilaza azy eto, misy namana anakiray ao, manamafy fa henony taminy radio sa gazety mintsy io resaka io, fa le izy zesta pokaty izany no mahatonga anay manao fanakianana Tompoko.
172. fasaly
(
24/02/2007 22:01)
tywa: kiiiii ! ho lasa obèse ity dinika iray ity fe efa hahatratra 200kg:x:twisted::evil:izao ho sarotra ihany ny hanaovna regime ndray:-D
173. xxx
(
24/02/2007 22:03)
1 - Dia inona amin'izay ny olana raha miseho milay aza izy, rehefa ny ao Frantsa no hiteny hoe mahamety ny tenany sy ny ankohonany ary ny tanindrazany ? Tsy ny mety amin'i xxx sy izay niteny tamin'i xxx anie no voatery mety amin'ny olona ao Frantsa e, ka hitenenana hoe miseho milay nefa tsy anina tsy ania akory. Ampiasao moa ilay diploma rehefa miteny sy mandinika e.
2 - Jereo moa ity mba fomba famakin'ny be diploma izay voasoratra
Angamba tsy io ny numero 2 nomeko teo fa ito
Dia fomba mamohehatra toy izao ve ilay manasoa tanindrazana resahinao ? Raha 1000Ar no tokony soratana amin'ny tapakila dia ataoanao 10Ar. :lol:

xxx 24-02-2007 22:53:46:
2 - ny olona ao Frantsa mamelona vazaha sy tsy tia tanindrazana . Safidy koa io.
Angamba tsy io ny numero 2 nomeko teo fa ito
xxx 24-02-2007 22:32:02:
2 - Tsy ny présence physique anao any Madagasikara no midika fa ianao no tena tia tanindrazana ; na ny maha-tsy any Madagasikara ny olona ao Frantsa no hilazana fa mamelona vazaha sy tsy tia tanindrazana izy. Safidy koa io. Samy olon-dehibe angamba na ianao na ny olona ao Frantsa, afaka mandinika izay mety amin'ny tenany, ny ankohonany ary izay fomba handraisany anjara amin'ny fanasoavana ny tanindrazany.
Dia fomba mamohehatra toy izao ve ilay manasoa tanindrazana resahinao ? Raha 1000Ar no tokony soratana amin'ny tapakila dia ataoanao 10Ar. :lol:
174. xxx
(
24/02/2007 22:26)
de olana be ho anao ary ve raha be zesta nefa tsy haninotsihaninona izahay eto france e, aza hidirana ny fiainanay fa anay ny anay, tsisy niditra taminy fiainanao eo, be zesta izahay de haninona enao? raha tena haninona sy haninona ianao tsy tokony hila vonjy aminy avy aty france, aza terena aminizay tianay izahay, samy mandeha samy mitady okay
175. xxx
(
24/02/2007 22:39)
xxx:
1 - Dia inona amin'izay ny olana raha miseho milay aza izy, rehefa ny ao Frantsa no hiteny hoe mahamety ny tenany sy ny ankohonany ary ny tanindrazany ? Tsy ny mety amin'i xxx sy izay niteny tamin'i xxx anie no voatery mety amin'ny olona ao Frantsa e, ka hitenenana hoe miseho milay nefa tsy anina tsy ania akory. Ampiasao moa ilay diploma rehefa miteny sy mandinika e.
2 - Jereo moa ity mba fomba famakin'ny be diploma izay voasoratra
xxx 24-02-2007 22:53:46:
2 - ny olona ao Frantsa mamelona vazaha sy tsy tia tanindrazana . Safidy koa io.
Angamba tsy io ny numero 2 nomeko teo fa ito
xxx 24-02-2007 22:32:02:
2 - Tsy ny présence physique anao any Madagasikara no midika fa ianao no
Dia fomba mamohehatra toy izao ve ilay manasoa tanindrazana resahinao ? Raha 1000Ar no tokony soratana amin'ny tapakila dia ataoanao 10Ar. :lol:
Mba lalin-tsaina Ranamana refa manao zavatra a, tsy mila averina aminy antsipirihiny ze zavatra teneninao, tiako hisintonana ny sainy mpamaky matoa za nanao an iny, raha tiany ny hahafantatra ny tena nolazainao de miverina eo ambony izy mamaky azy.
Mba lalintsaina wa.
Hay tsara refa miaiky nareo hoe be zesta!!!!Ka nareo ange zao no mivonto orona araky ny voalazanao e, Mody be wa wa wa nefa finalement hanaiky doly!!!fa be zesta nefa ZESTA POKATY:-D:-D:-D
176. baw
(
24/02/2007 23:03)
o ry xxx a ianao no tena mila manaraka tsara ny zavatra soratako fa tsy be menomenona sahala @ loha tapaka eto
izahay ra te hizesita d aleo izahay hizesita , inona no makarary ny andohanao @ zany? zay ange tsy mangataka na iraimbilanja any aminao e! tsy hitako ze antony ivovohazanao b eto!
manana baoritra ianao, tsara izany! sa tianao ny hitenenanay hoe "sambatra i xxx fa b baoritra"? entinao hanasoavana an'i madagasikara? tsara izany! saingy asondroty ary ny firenena e! rehefa voasondrotrao tsara ny firenena d tsy maninona @ zay ianao mivazavaza aty aminay hoe be zesita izahay.
farany vakio tsara oa ny zavatra soratanao fa ianao io mihintsiny no niteny tamiko tetsy ambony fa "manjary miteniteny foana" aho! aseoy ny porofonao fa miteniteny foana aho.

177. xxx
(
25/02/2007 05:07)

Mandreraka be ny miresaka aminao ry baw a tsy mahazo zavatra mihintsy :roll::roll:.
Nasaiko namaky atrany amboalohany ianao mba tsy hitenitenenanao foana. Talohany namalinao ny message ko no nanafarako anao hoe vakio tsara ny any aloha fa ndrao miteniteny foana ohatra ireo namanao!!! Mazava!!!!
Refa miaky fa mizesta de zay!!! tsy mila resabe zahay, voaporofo taminareo ihany zany fa marina be io resaka mandeha io. Be zesta nareo fa saingy indrisy ZESTA POKATY.
178. xxx
(
25/02/2007 07:42)
ohtriny ahoana ny zesta poakaty? ary ny tsy poakaty, ary ianao anie izany voa-zesta matoa mahatsiaro fa be zesta ry zareo e? asehoy andrizareo fa mahavita azy enao any dago any:-@
179. xxx
(
25/02/2007 08:50)
ary ahoana io baoritra asehonao sy vazavazainao io tsy mizesta ve izany .Raha baoritra mivadika vola moa maninona fa raha baoritra hatao haingon-trano fotsiny fahavoazana iray lavaka ny anao .ampiasao ilay baoritra dia mahazo vola dia mizesta @ izay raha izay no tadiavinao e!.Le zesta anie ry xxx tsy mitondra mankaiza e! fa ianao ilay voazesta no marary fo eo !.Nizestiavan'ny olona avy any frantsa tany ianao dia eto no minmenomenona sy midradradradra .Manana hambo e!Ampiasao ny baoritra azonao tany US sy tany @ hafa dia raha mahazo karama ambonin'ny 1500 euros eo ho eo ianao (ohatrinona @ vola gasy izany )dia efa milay sady afaka mizesta tsara mihitsy .Simple be izany ary facile mihitsy .
180. tywa68
(
25/02/2007 08:58)
aleoko mihira : "miala any miala any e ! miala any bezesta e" :-D:-D:-D
Avelao ny aty ho aty ry xxx, tsy mi-zesta dhl nefa, ary tsy te ho deraina hoe manana baoritra, fa mijery ny mahasoa azy, honnêtement ! ny asa soa atao any an-tanindrazana, dia tsy hidiranao, satria ohatranao ihany ny tena, ny havana aloha zay vao ny hafa raha misy ambiny !:lol: