Gasy atsy Frantsa
101. belaza
(
22/02/2007 20:30)
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
102. Fiffi
(
22/02/2007 21:41)
belaza::-w:-w:-w ka eto aza izy miafina tsy sahy miseho masoandro koh !! enao ve de mihevitra hoe ho tantarainy eto RAHA NANAO ZAVATRA TSARA HO ANY DAGO IZY???
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
103. vale
(
22/02/2007 21:57)
belaza: k'hita, omeo ohatra mihintsy hoe zay ry xxx fa sao marina ka faly mijery ny hafa ftsn fa ny tena aza tsy hita akory!hihih
104. xxx
(
22/02/2007 22:07)
xxx:kay lany visas tany dia tsy maintsy nody i vendrana ka hoe mibalady aho e! katsaka e! ny volanay tsy homenay anao e! Hataovy izay mety hatao any fa izahay tsy nanontany ny vita na ny tsy vita e!
ô doy eeee:-D:-D:-D:-D, i xxx efa avy any usa no nody, nibalady avy tany france, Italia, allemagne, canada ary japon kaloha vao nody aty fa tia tanindrazana, ary manao ny adidiny aty miasa aty. na izany aza mbola mivoka miditra eo ihany, fa zany eeee, tsisy reveko afa-tsy aty dago hoa!!! Mijanona any france any ianareo gasy any d tehirizo ny toetsainanareo lafrantsa io tsy anina tsy anna io fa b gesta be styl fotsiny, fa tsy miasa akory fa b théorie fotsiny ary efa lany andro ny technologie fampianarana anareo any, fa mandana mba mivoka kely mijery ny hataon'ny kelimaso sy ny americaine!!!!:-D:-D:-D
rehefa faly izahay aty dia izay fa tsy handeha hamonjy an'itsy na iroa! tena tia tena be mihintsy izahay aty frantsa ary tena faly @ izany mihintsy! Kôzy e!:P:P
105. sakaizakely
(
22/02/2007 22:22)
io ange izany izy mafy tay io izao le mikapa ery anelakelantrano ery, dia lasa mangery ra. De mibaradaka hoe za nandatsaka ny rako ho an'ny tanindrazako.
Samy mahavita ny vitany fa raha rambody latsaka izany tsisy hidehadehana izany. Azo antsaina hoe maninn izy no miafina.
Mahavita oun izy koun mbola mitamaho aty indray hoe aiza nareo a aiza. Midika anie izany fa tsy ampy akory ny ataon'izy be dedaka io e !
De ny mpandranto fianarana avy any @ bush ono no collaborateurs ndRa8. zay indrindra manko. NendRa8 ny paosiny ny azy mihamibotsina hatrany ary lasa lovanjanany Madagasikara amin'io fa ranamana xxx etsy andaniny tsy misy afatsy goavy sy lalitra no tangosana.
N'iza n'iza mpitondra dia mameno ny paosin'izy sy ny taranany ihany no hainy ka raha mbola te hisolelaka andRa8 tiatena de andana f'aza midedadedaka eto sy miantsoantso fa mahavita dia tazomy any ny anao. On s'en tape. Teboka !

106. xxx
(
22/02/2007 23:01)
belaza:
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
efa lasa mpitari-bava vilam-body izy zao fa mafy tay hono:-D:-D:-D:-D:-D
107. xxx
(
22/02/2007 23:10)
Rangitra tsara mintsy izy zany!!!
ha!ha! o ry Mme sakaizakely o! Tsy be zesta ny aty e, sady tsy natao hi zestiavana ny manao soa ho any Tanindrazana, sady nenareo to ze manao tsara kianina doly, Lazaina fa tsy mahavita azy Ra8 e!! mandana mody kely mijery ny zava bitany, zay tsy midera vady mahay mandihy fa eo tsika mahita izy eee!!! Zay sady tsy be stil otran nareo, reraka ny mifanindry ao Frantsa ao nefa pokaty tsisy ilaina azy. Any amerika ny filoham-pirenena no mitady olona mahavita azy satria nareo ao Frantsa ao efa tsy anina tsy anina, mazava be ange zany e!!
Taim-bava no betsaka eurk!!!eurk!!

108. xxx
(
22/02/2007 23:15)
belaza:
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
Ka be loatra ny xxx eto, misy ny contre , misy ny pour, iza @ reo xxx marobe reo no tinao tenenina????:?::?::?:
109. xxx
(
22/02/2007 23:20)
sakaizakely:
N'iza n'iza mpitondra dia mameno ny paosin'izy sy ny taranany ihany no hainy
Aiza ndray i Fiffi sy bazylou @ zany:?::?::?::?:
110. xxx
(
22/02/2007 23:40)
xxx:
xxx:kay lany visas tany dia tsy maintsy nody i vendrana ka hoe mibalady aho e! katsaka e! ny volanay tsy homenay anao e! Hataovy izay mety hatao any fa izahay tsy nanontany ny vita na ny tsy vita e!
ô doy eeee:-D:-D:-D:-D, i xxx efa avy any usa no nody, nibalady avy tany france, Italia, allemagne, canada ary japon kaloha vao nody aty fa tia tanindrazana, ary manao ny adidiny aty miasa aty. na izany aza mbola mivoka miditra eo ihany, fa zany eeee, tsisy reveko afa-tsy aty dago hoa!!! Mijanona any france any ianareo gasy any d tehirizo ny toetsainanareo lafrantsa io tsy anina tsy anna io fa b gesta be styl fotsiny, fa tsy miasa akory fa b théorie fotsiny ary efa lany andro ny technologie fampianarana anareo any, fa mandana mba mivoka kely mijery ny hataon'ny kelimaso sy ny americaine!!!!:-D:-D:-D
rehefa faly izahay aty dia izay fa tsy handeha hamonjy an'itsy na iroa! tena tia tena be mihintsy izahay aty frantsa ary tena faly @ izany mihintsy! Kôzy e!:P:P
Tsy Ra8 ihany moa no nikabary taminareo tao frantsa tao (Nice) fa oe laniandro, efa t@ taona faha-60 tsy miasa tsony, sady tsy azo ampiasana any dago tsony ny fampianarana sy technologie anareo any, fa mandana mba mijery ny hataon'olona any us sy japan ka inona ndray. sa refa xxx no miteny de be wawawa fa refa ny hafa de gina tsy maahteny io vavabe io.
Zay zao manatanteraka le tenin'i ra8 lazanareo fa lany visa:-D:-D:-D:-D. hampiatra ny traikefa azonay zay lazana fa wawawawa.
nareo no efa tsy haninn tsy haninna any koa.=))=))=))
111. xxx
(
22/02/2007 23:48)
sakaizakely:
io ange izany izy mafy tay io izao le mikapa ery anelakelantrano ery, dia lasa mangery ra.
=))=))=)) Mba mahalalà menatra fa efa olondehibe!:-D
112. xxx
(
22/02/2007 23:53)
xxx:
belaza:
efa lasa mpitari-bava vilam-body izy zao fa mafy tay hono:-D:-D:-D:-D:-D
Io koa zao misy xxx ray ry belaza, hitanao fa marobe ny xxx eto ka i xxx iza no lazanao fa eto foana ka tsisy hatao????:-DDe asaivo miseho masoandro koa ary io xxx io. sa io koa le xxx tinao lazana????:-D:roll:
113. xxx
(
23/02/2007 04:11)
belaza:
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=)):-@:-@:-@:b:b
114. xxx
(
23/02/2007 04:14)
sakaizakely:
io ange izany izy mafy tay io izao le mikapa ery anelakelantrano ery, dia lasa mangery ra. De mibaradaka hoe za nandatsaka ny rako ho an'ny tanindrazako.
Samy mahavita ny vitany fa raha rambody latsaka izany tsisy hidehadehana izany. Azo antsaina hoe maninn izy no miafina.
Mahavita oun izy koun mbola mitamaho aty indray hoe aiza nareo a aiza. Midika anie izany fa tsy ampy akory ny ataon'izy be dedaka io e !
De ny mpandranto fianarana avy any @ bush ono no collaborateurs ndRa8. zay indrindra manko. NendRa8 ny paosiny ny azy mihamibotsina hatrany ary lasa lovanjanany Madagasikara amin'io fa ranamana xxx etsy andaniny tsy misy afatsy goavy sy lalitra no tangosana.
N'iza n'iza mpitondra dia mameno ny paosin'izy sy ny taranany ihany no hainy ka raha mbola te hisolelaka andRa8 tiatena de andana f'aza midedadedaka eto sy miantsoantso fa mahavita dia tazomy any ny anao. On s'en tape. Teboka !
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))
116. xxx
(
23/02/2007 04:18)
sakaizakely:
dia miandry an'ilay referansy mikobana izany ry mafy tay a ! Mandrampaha klou za mantsy tsy tia manao fampanantenana atodin'osy dia ity ho anao irery ihany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img122.imageshack.us/img122/102/poireeq1.jpg[/IMG][/URL]
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
117. xxx
(
23/02/2007 04:29)
xxx:
Rangitra tsara mintsy izy zany!!!
ha!ha! o ry Mme sakaizakely o! Tsy be zesta ny aty e, sady tsy natao hi zestiavana ny manao soa ho any Tanindrazana, sady nenareo to ze manao tsara kianina doly, Lazaina fa tsy mahavita azy Ra8 e!! mandana mody kely mijery ny zava bitany, zay tsy midera vady mahay mandihy fa eo tsika mahita izy eee!!! Zay sady tsy be stil otran nareo, reraka ny mifanindry ao Frantsa ao nefa pokaty tsisy ilaina azy. Any amerika ny filoham-pirenena no mitady olona mahavita azy satria nareo ao Frantsa ao efa tsy anina tsy anina, mazava be ange zany e!!
Taim-bava no betsaka eurk!!!eurk!!
Marina ny anao ry xxx, fa izy no efa mivila-mbody any, tsy hainn tsy haninna!!!!!
118. xxx
(
23/02/2007 04:39)
xxx:
sakaizakely:
dia miandry an'ilay referansy mikobana izany ry mafy tay a ! Mandrampaha klou za mantsy tsy tia manao fampanantenana atodin'osy dia ity ho anao irery ihany
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img122.imageshack.us/img122/102/poireeq1.jpg[/IMG][/URL]
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))
Mme sakaizakely,
Vevavy lebe tsy misaina,angamba efa tay doly ko ny ao anaty lohanao, isaky ny miteny de tay, tsisy afa tsy tay, zany ve no mba hainao, ary in io sary mba alefanao:?: mahamenatra :{Mieritrereta ry madama vo miteny fa tena menatra ah!!! oadray!!!
Sa nareo moa le vadim-bazaha aty an-dafy o!!!
TSY MAHAGAGA!!!!:-D:-D:-D:-D mampalahelo, tena very ilay maha-malagasy:-o:-o
119. xxx
(
23/02/2007 05:00)
belaza:
mba tantarao eto ary ny zavabitany xxx any dago any ho jereny olona e sao sao manko de "pitari-bato vilambava, ka hafa ny lazainy vava, nefa hafa koa no tondroiny molotra", satria raha ny fotoana laniny xxx eto aminy serasera no dinihina dia hita fa tsy dia misy atao firy ianao nefa "aviavy ohatriny tain'ny marary" ka mba mandiniha tena aloha vao miresaka olona:-w
Mr ou Mme Belaza, tsy mila hizestiavana zany ry Belaza a, mba modia kely raha te hijery ny santionany. Voadona ko anga izato ianao no mitsirepirepy avy any. Ny zavatra mba anotaniko anao de ity, firifiry ny gasy ao frantsa ao, firy no tsy manana taratasy (sans papier):?: saika ny ankamaroany. Firy ireo mba nahavita fianarana nefa zara raha mahita asa (petit boulot). Aleo tsy ho lava resaka e, aleo ny tantara no hitsara, aleonay entina mody ny boritra hanasoavana ny firenena. Toy izay hiaina aminy zara fa misy.
120. xxx
(
23/02/2007 05:17)
Gasy atsy frantsa a gasy atsy a frantsa!!!.:-D Be tsy handraofana !!!!:-D