Gasy atsy Frantsa

81. LazaDaddy ( 22/02/2007 00:05)
xxx:
Tsy concurent ny fiainana!!!.
kanefa ianao toa......?
xxx:
Fa zay mitambatra vato
kanefa ianao manao safobe mantsina sy manaratsy ary manapepo be fahatany ny Gasy any Frantsa?
xxx:
ny firaisankina no hery!!!!
Amiko manokana dia ny firaisam-po amin'i Jesoa Kristy no tena hery.
82. masiso ( 22/02/2007 00:24)
sitlo:

sakaizakely:

eeeeeeeeee

Resaky ny mafy tay ity



Mafy tay doly zany ze miresaka ato, indrindra fa ianao ry Mr sakaizakely. Aenao aloha ny tainao vo miteny ny tainy hafa




83. xxx ( 22/02/2007 00:33)
[quote=LazaDaddy]
kanefa ianao manao safobe mantsina sy manaratsy ary manapepo be fahatany ny Gasy any Frantsa?

Angaha xxx irery no mahita ny fahamarinan'izany, jereo io tenin'i sitlo io ambony ôoo:-D:-D:-D:-D=)) sao de tsy mamaky kely!!!!

84. Fiffi ( 22/02/2007 07:30)
mba miheritrereta ry Malagasy aahhhh ! fa maninona no mifanenjika tahak'zao ? ny olonkafa , ny tavaratra , ny frantsay , ny......tsy henjehanareo fa ny gasy mitovy @ nareo hiany no henjehiny ?

inona no mankararirary anareo raha misy gasy manana ? tsy vao maika ve tsara zany ? Ny fisian'ny gasy manana heu.....mihaina milay ve no tsy zaka ?

zao eh ! matoa ireo gasy eto frantsa ireo , manana moyen , manan-trano , fiara , sns....de nohon'ny hatsembohany hiany !! ka raha te-hanana nareo de miasa !!!!!!!!! mikirizà @ asanareo , manaova concours foana....de ho lasa lavitra nareo.....
85. kelly13 ( 22/02/2007 12:38)
ok aza e, fa mba tiko ho fantatra oe inn no vitan'i xxx ra tsy naka traikefa taty sy nanamafy izany tany @ kely maso e? d ra nahazo ireo traikefa ireo v i xxx d niova i madagasikara? sa d fitiavana hanambany ny sasany no tena marina?
86. kelly13 ( 22/02/2007 12:42)
adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory
87. Fiffi ( 22/02/2007 13:14)
Fiffi:

mba miheritrereta ry Malagasy aahhhh ! fa maninona no mifanenjika tahak'zao ? ny olonkafa , ny tavaratra , ny frantsay , ny......tsy henjehanareo fa ny gasy mitovy @ nareo hiany no henjehiny ?

inona no mankararirary anareo raha misy gasy manana ? tsy vao maika ve tsara zany ? Ny fisian'ny gasy manana heu.....mihaina milay ve no tsy zaka ?

zao eh ! matoa ireo gasy eto frantsa ireo , manana moyen , manan-trano , fiara , sns....de nohon'ny hatsembohany hiany !! ka raha te-hanana nareo de miasa !!!!!!!!! mikirizà @ asanareo , manaova concours foana....de ho lasa lavitra nareo.....
MAZAVA VE ZAY ???


88. xxx ( 22/02/2007 14:39)
kelly13:

adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory



aiiiii! refa sitlo no milaza d manaiky ihany nareo, fa refa i xxx de mitabataba sy be vava nareo????:roll::roll::roll:
89. xxx ( 22/02/2007 14:46)
Fiffi:

Fiffi:

mba miheritrereta ry Malagasy aahhhh ! fa maninona no mifanenjika tahak'zao ? ny olonkafa , ny tavaratra , ny frantsay , ny......tsy henjehanareo fa ny gasy mitovy @ nareo hiany no henjehiny ?

inona no mankararirary anareo raha misy gasy manana ? tsy vao maika ve tsara zany ? Ny fisian'ny gasy manana heu.....mihaina milay ve no tsy zaka ?

zao eh ! matoa ireo gasy eto frantsa ireo , manana moyen , manan-trano , fiara , sns....de nohon'ny hatsembohany hiany !! ka raha te-hanana nareo de miasa !!!!!!!!! mikirizà @ asanareo , manaova concours foana....de ho lasa lavitra nareo.....
MAZAVA VE ZAY ???







Tsy misy resaka fanenjehina eo azafady kely ô ôô:{:{:{:{Fa tsapa fa mila mifoha kely nareo any fa matoritory (be théorie) @ resaka fampandrosoana an'i tanindrazana ôôôô:-D:-D:-D:-D:-D
90. kelly13 ( 22/02/2007 14:50)
ka tsy haiko ny miresaka @ xxx fa otran'ny hoe miresaka @ tsy misy
91. xxx ( 22/02/2007 14:50)
kelly13:

adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory



Ka efa lazana fa mila ovana io toetsaina io hoy i ra8, sinon tsy handroso mitsy ny gasy!!!:roll::roll:
92. kelly13 ( 22/02/2007 14:54)
d ovao aza e! enao nge mitsikera fotsiny fa tsy manome solution e! lazainao fa b theorie indray ny oul aty frantsa, alefaso ny pratique azonao ho hitatsika
93. xxx ( 22/02/2007 15:24)
Tsy misy mialona eto tompoko azafady, ary tsy manenjika fa milaza ny zava misy, matoa nareo ao Frantsa ao tsy mahataty kiana de ao raha.
Efa nanome soson-kevitra i xxx araky ny ohabolana malagasy manao hoe ze mitambatra vato, firaisankina no hery sns.... Fa aza varina ny mizesta sy mifanindry ao Frantsa ao, Mazava ve?????
Raha ny zava-bitan'xxx no tadiavinao de omena anao ny references de eo ianao mahita izy.
94. booboo ( 22/02/2007 15:34)
Raha ny zava-bitan'xxx no tadiavinao de omena anao ny references de eo ianao mahita izy.


wessssh ! hisy ôtra zany ndray ve ? :°):°). efa vonona ny seza kely sy ny pop corn ary ny ice tea f'alefaso :miam::miam::miam::miam::miam::miam:
95. xxx ( 22/02/2007 16:23)
booboo:

Raha ny zava-bitan'xxx no tadiavinao de omena anao ny references de eo ianao mahita izy.


wessssh ! hisy ôtra zany ndray ve ? :°):°). efa vonona ny seza kely sy ny pop corn ary ny ice tea f'alefaso :miam::miam::miam::miam::miam::miam:


Misy fotoanany ny zava-drehetra ry booboo a!!!
96. booboo ( 22/02/2007 17:30)
ahoana ara zany mampanantena nefa tsy mahatana ny teniny zany ? :-P

Raha ny zava-bitan'xxx no tadiavinao de omena anao ny references de eo ianao mahita izy.
97. sakaizakely ( 22/02/2007 18:24)
dia miandry an'ilay referansy mikobana izany ry mafy tay a ! Mandrampaha klou za mantsy tsy tia manao fampanantenana atodin'osy dia ity ho anao irery ihany

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img122.imageshack.us/img122/102/poireeq1.jpg[/IMG][/URL]
98. xxx ( 22/02/2007 19:07)
booboo:

ahoana ara zany mampanantena nefa tsy mahatana ny teniny zany ? :-P

Raha ny zava-bitan'xxx no tadiavinao de omena anao ny references de eo ianao mahita izy.





hay, hay, hay ry booboo, efa ho masaka hono zany le izy fa de hohitantsika eo zany zay mba haroson'ity xxx ho antsika.
99. Fiffi ( 22/02/2007 19:27)
kelly13:
ka tsy haiko ny miresaka @ xxx fa otran'ny hoe miresaka @ tsy misy
ka tsy sahy miseho masoandro ange akia ny mpitsara eh !
xxx: mivoaha tao aloha an ! de andao HIFANAZAVA !!!


100. xxx ( 22/02/2007 19:59)
andraso oun klou izy hanao lavement de miverina eo izy rehefa avy mikapa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011