Gasy atsy Frantsa

21. vale ( 19/02/2007 22:06)
xxx: sady angaha koa moa ny gasy rehetra no reo voalazanao reo!!..sady angaha koa moa voatery hitovy ny situation'ol tsiray2? sady tsy fidiny koa ho an'ny sasany ny hipetrahany aty fa aza mitsarabe toy izao ..:?;hummmmmmmm....!
22. vale ( 19/02/2007 22:13)
xxx:

Za kaloha tsy tia lafrantsa eee, tsy mi-intéressé ahy akory ny mankany, na de ariary aza ny vidin'ny visa mankany.Aleoko eto dago ihany.Eto ah mbola mihinana sakafo naturelle, miasa tsara, miaina tsara, akaikin'ny fianaakviko, tsy mangina.

Ny toetsaina frantsay mitsy no tena tsy mamely, toetsaina be wawawa fotsiny, manindry fotsiny manambony tena, fa revy no betsaka, en plus be ny andro tsy hiasana, Ny théorie no betsaka, fa tsy miasa (pratique) tahaka ny américaine, vokany tsy mahavita azy fa mitrandraka ny harenan'ny zanataniny ankolaka fotsiny. Ary zay koa no tahafin'ny gasy any, farany tsy haninna tsy haninna ny gasy any fa styl tahaka ny tenindranamana io ambony io no betsaka.Inona no adidy vitanareo any @ tanindrazana zao mba lazao oe io milaza fa mahavita azy io??????:evil: tsssssssss:-D:-D:-D.
xxx: sao dia tafahoatra loatra izao?:{:{:{...rehefa mahavita ny adidy @ fianakaviany aloha ny olona 1 dia efa azo lazaina hoe mahavita adidy @ tanidrazana izay!...


23. xxx ( 19/02/2007 22:16)
ô doy eeee:-D:-D:-D:-D, i xxx efa avy any usa no nody, nibalady avy tany france, Italia, allemagne, canada ary japon kaloha vao nody aty fa tia tanindrazana, ary manao ny adidiny aty miasa aty. na izany aza mbola mivoka miditra eo ihany, fa zany eeee, tsisy reveko afa-tsy aty dago hoa!!! Mijanona any france any ianareo gasy any d tehirizo ny toetsainanareo lafrantsa io tsy anina tsy anna io fa b gesta be styl fotsiny, fa tsy miasa akory fa b théorie fotsiny ary efa lany andro ny technologie fampianarana anareo any, fa mandana mba mivoka kely mijery ny hataon'ny kelimaso sy ny americaine!!!!:-D:-D:-D
24. vale ( 19/02/2007 22:16)
xxx:

Hay mahay teny gasy ihany kay??? :?::{:{:evil: be gesta fotsiny zany nareo gasy any france miseho tsy miteny gasy ireo, indrindra refa tonga aty amn tanana.:-D
xxx: in izao io "gesta" anao io tsy teny gasy koa io:lol::-D:-D:-D,hihihi, io fa tratra=))=))


25. vale ( 19/02/2007 22:19)
xxx: zah tsy anatin'izany aloha fa azafady kah!!:{:{:{, zah tsy fidiny ny ipetrahako eto!!:x
26. vale ( 19/02/2007 22:21)
xxx:

ô doy eeee:-D:-D:-D:-D, i xxx efa avy any usa no nody, nibalady avy tany france, Italia, allemagne, canada ary japon kaloha vao nody aty fa tia tanindrazana, ary manao ny adidiny aty miasa aty. na izany aza mbola mivoka miditra eo ihany, fa zany eeee, tsisy reveko afa-tsy aty dago hoa!!! Mijanona any france any ianareo gasy any d tehirizo ny toetsainanareo lafrantsa io tsy anina tsy anna io fa b gesta be styl fotsiny, fa tsy miasa akory fa b théorie fotsiny ary efa lany andro ny technologie fampianarana anareo any, fa mandana mba mivoka kely mijery ny hataon'ny kelimaso sy ny americaine!!!!:-D:-D:-D



27. vale ( 19/02/2007 22:23)
ka iza moa no niteny hoe misy tsara noho ny tanindrazana!:{:{
28. xxx ( 19/02/2007 22:25)
Mila mivoka kely mankany japon (kelimaso) sy any amérique ary canada mitsy nareo any frantsa any mijery ny hataon'olona any @ fandrosoana ara-technologie fa tsy mamely, trop tara nareo any la france any, tsy anna tsy aninna.
29. xxx ( 19/02/2007 22:28)
ary mba nankaiza oa ra bazylou eto ???8O8O8O
30. vale ( 19/02/2007 22:40)
xxx> :-D:-D:-D mbola mijery an'i Ségolène Royale izy izay koa!(tf1).

31. vale ( 19/02/2007 22:43)
xxx:

Mila mivoka kely mankany japon (kelimaso) sy any amérique ary canada mitsy nareo any frantsa any mijery ny hataon'olona any @ fandrosoana ara-technologie fa tsy mamely, trop tara nareo any la france any, tsy anna tsy aninna.
fa voa-kinina?...omeonao ny volabenao ary zahay mba hivezivezenay any koa!:-P:-P:^)


32. Fiffi ( 19/02/2007 22:48)
shhhhhh !!! fialonana re zany eh ! mbola tsy nahita tahaka an'ity indray zah an ! de aninona nefa zao xxx eh ?
33. xxx ( 19/02/2007 23:35)
nibalady hono:hi!hi!hi!Tsy nety tamana fa tsy tian'ny olona no sady be taim-bava koh! ndeha mody rahavana fa ny anay tsy ballade fa fiainana ary tranonay no honenanay fa tsy nindramina na hilaozanay fa hoe manina ny any dago.Ianao no tsy miasa fa mibalady fotsiny. Fa angah ny balady mampidi-bola ry vendrana?Be taim-bava nefa tsy mahay miaina any an-tanin'olona akory!Te hody any ka hoe ampio ny tanindrazana aho e! Tena tapany ihany hoy aho no mikobana an!:-@:-@:-@:b Izahay dia faly tokoa mijery ny hadalanao tsy tafatombina io fa be balady!:b:b:b
.
34. xxx ( 20/02/2007 00:18)
Tsy akilaza PS eto zany!!! Mba mihetseha laisany ao Frantsa ao ho hitany olona e!! Aza varina ny mitsipotsipona ny sisany vaza ao fotsiny!!!
Asehoy an'i xxx fa mahavita azy ny gasy ao Frantsa.
35. LazaDaddy ( 20/02/2007 00:30)
belaza:
ka sao kosa de handefasana vola ary i xxx, sa hafarana? raha fiainana tsy misy ohatriny eto france
Izaho koa mba andefaso vola fa ilaiko. Tsy mila manafatra ahy ianao fa vola fotsiny ihany alefa :wink:
Alefaso Western Union dia izay mora aminao amin'ireto adiresy ireto andefasana azy fa voaraiko foana:

Laza R
Samaritan's Purse
20 Hopewell Way NE
Calgary, Alberta
T3J 5H5
CANADA

Laza R.
AACC - International Ministry
294 - 296 Morphett Street
Adelaide
SA 50000
AUSTRALIA

Misaotra mialoha :-*



36. LazaDaddy ( 20/02/2007 00:39)
raha ao Frantsa ianao dia alefaso @ ito fa io angamba no mora aminao kokoa (Allemagne):

Aza alefa Western Union fa tonga dia ataove transfert bancaire:

Motif: Laza R

Institute for the Study of Christian Origins
Numero de Compte: 29297001
Volksbank Tübingen
BLZ 64190110
BIC: GENODES1TUE
SWIFT: SOLADES!TUB
IBAN: DE91 6419 0110 0029 2970 01

:-* misaotra hatrany dia manantena.
37. xxx ( 20/02/2007 00:53)
:-D:-D:-D:-D xxx ndray de efa avy nahavita ny azy, ary de tena fier @ maha-gasy azy koa, fa tsy tahaka anareo menatra ny maha-malagasy anareo, naka expériance-ny fotsiny, de nanamafy iznay tany japan tany, de nody, de mba nandalo kely tany frantsa tao de nahita ny teotranareo gasy tao d gaga mitsy a fa tsy mamely. i xxx indray de tsy hipetraka hindrana tranon'olona aty ivlenay aty iznay, sanatria de saantria, fa any @ tranony any dago izy no mipetraka, ary tsy mila mijanona any ivelany zany fa manasoa ny tanindrazana.tsy misy zay hitambazan'i ra xxx ny aty ivelany znay akory na de ariary aza, fa aleoko miaraka miasa mafy @ gasy aty dago. alaina ny expériancen,ny andry zareo aty ivelany,ohatra ny technologie andry zareo aty de mody fa tssssssssss, inna hatao aty.
38. xxx ( 20/02/2007 00:58)
hay! tsara be ity forum ity ry reto an! asio fandefasana vola an'io efa hita fa mila vola io indray zany ra toka tena mahavita azy tokoa nareo ao frantsa ao.
39. xxx ( 20/02/2007 01:06)
fotoana: mandefa vola @ io adresse io ambony io izany.indrindra fa i belaza.
40. xxx ( 20/02/2007 01:11)
"Eh oh!!!ry xxx to lasa any amerika ndray ny resaka, fa bandy avy aiza ny chef of staff Ra8, mandat 2 zay avy any amerika doly. humm!!!! Aiza nareo ao frantsa amn zany e. "

Eny hoa ry xxx, aiza zareo ao frantsa ao fa toa tsy hanin tsy hnain??? be wawaw fotsiny!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4305