Gasy atsy Frantsa
41. xxx
(
20/02/2007 01:15)
"Tsy akilaza PS eto zany!!! Mba mihetseha laisany ao Frantsa ao ho hitany olona e!! Aza varina ny mitsipotsipona ny sisany vaza ao fotsiny!!!
Asehoy an'i xxx fa mahavita azy ny gasy ao Frantsa. "
Miombonkevitra.

42. sakaizakely
(
20/02/2007 09:54)
tsssss !
Manao resakin'ny tsy velonkomana malahelo ny fananan'ny hafa fotsiny ny an'lé kanosalahy xxx tsy sahy mitonontena ity.
bande de frustrés be fialonana hoa ! sasatry ny mitatatra tsy aninn tsy aninn dia mialona ny aty ivelany.
Avelao reto izy hirediredy eto fa rehefa ela ve ny ela tsy hikombona ihany io vava maimbony io rehefa hidiran'ny lalimanga feno tain'alika zaponé sy amerikana odoieeeeeeeee :-P
Samy manao izay vitany daholo ny tsirairay, rehefa samy mahavita ny adidy @ fianakaviana dia izay fa tsy andeha hanome andRa xxx firy taona tsy nikapa io fa tsy mihinana afatsy goavy manta.
Samy manao izay hampihety ny fiainany koa, izahay eto frantsa tsy menatra ny mahamalagasy anay sady mbola metimety noho ny ankabeazan'ny vaza sasany aza ny fiainanay fa zany akory tsy natao hidehadehana fa ny resaky le voky goavy manta ity no mahatonga ahy hiteny azy.
Aza resahana tsony izy ry reto a ! boycotte-o any le tsy valahara ity. Aza miverina eto raha tsy efa tafavoaka aby ny goavy

44. bilakarenjy
(
20/02/2007 12:19)
k'aiza daholo ry zareo a!
Toa hotran'ny milay kosa izany kozy ato izany kle .
Mampime be ireto resaka miainga ato fa resaky ny malagasy mitsangatsangana sy mizaha tany fotsiny .
Za malagasy foana ary malagasy mandra-pahafatiko .
Tsy hanambany ny tanindrazako za ary tsy hanambany ny malagasy toa ahy ry zandry isany a!.
Mba manàna fahendrena sy fandinihana ,fa aza sodokan'ny ety ivelany fotsiny .
Raha mahita ireo traboina ao dago ireo za dia tena mieritreritra hoe : raha ry zalahy mpanao xxx ato ireto izao no mivondrona dia tena tsy mila ny fanjakana hiantoka sy hanome sakafo sy hitsabo , ireo traboina ireo .
Toa olona miray hina daholo ireto xxx ireto sady toa manambola no tia tanindrazana .
Dia avy eo manamboatra ny simba sy ny rava t@ tondra-drano indray , asehoy ilay fitiavana an'ny madagasikara e!,ampiasao ho an'ny madagasikara ny fiainanao iray manontolo rehefa avy nizaha-tany sy nitety teny rehetra teny .
Sa tsy izany ry zreo xxx a!.
Mihetsika ry xxx .

46. vale
(
20/02/2007 15:27)
bilakarenjy: tsy fantatr'i xxx akory izay zvt ataon'ny olona tsi11 ho an'ny tanindrazany ka eo no be teniteny eo! mdrrr..
47. vale
(
20/02/2007 15:31)
xxx:pfffff..tsy hitanareo angaha ireny association mitsangana etsy sy eroa ireny???! mba mila zvt mari-pototra vao mba miteny2 fa manjary lasa manao teny tsy voahevitra e..!!
"Tsy akilaza PS eto zany!!! Mba mihetseha laisany ao Frantsa ao ho hitany olona e!! Aza varina ny mitsipotsipona ny sisany vaza ao fotsiny!!!
Asehoy an'i xxx fa mahavita azy ny gasy ao Frantsa. "
Miombonkevitra.
48. vale
(
20/02/2007 15:35)
xxx::-w ssshhhhhhhh!!! in dol ary ireto eee! ssshh, angaha koa ny trano aty ivelany tsy azo vidiana fa hindramina e! miteny2 foana tss!!:evil:
:-D:-D:-D:-D xxx ndray de efa avy nahavita ny azy, ary de tena fier @ maha-gasy azy koa, fa tsy tahaka anareo menatra ny maha-malagasy anareo, naka expériance-ny fotsiny, de nanamafy iznay tany japan tany, de nody, de mba nandalo kely tany frantsa tao de nahita ny teotranareo gasy tao d gaga mitsy a fa tsy mamely. i xxx indray de tsy hipetraka hindrana tranon'olona aty ivlenay aty iznay, sanatria de saantria, fa any @ tranony any dago izy no mipetraka, ary tsy mila mijanona any ivelany zany fa manasoa ny tanindrazana.tsy misy zay hitambazan'i ra xxx ny aty ivelany znay akory na de ariary aza, fa aleoko miaraka miasa mafy @ gasy aty dago. alaina ny expériancen,ny andry zareo aty ivelany,ohatra ny technologie andry zareo aty de mody fa tssssssssss, inna hatao aty.
49. Samoana
(
20/02/2007 16:02)
xxx:
Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory......:-D:-D:-D:-D
"Saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay mamarara e:wink:" . Saingy indrisy fa na atsy Madagasikara aza ahitana ireo toetra ireo koa
50. xxx
(
20/02/2007 16:16)
Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga ry vale, tsy ny isany ny association ny gasy mitsangana etsy sy eroa ny zava-dehibe fa ny asa vitany, matoa laisany misy mitsikera de ao raha.
vale:
xxx:pfffff..tsy hitanareo angaha ireny association mitsangana etsy sy eroa ireny???! mba mila zvt mari-pototra vao mba miteny2 fa manjary lasa manao teny tsy voahevitra e..!!
"Tsy akilaza PS eto zany!!! Mba mihetseha laisany ao Frantsa ao ho hitany olona e!! Aza varina ny mitsipotsipona ny sisany vaza ao fotsiny!!!
Asehoy an'i xxx fa mahavita azy ny gasy ao Frantsa. "
Miombonkevitra.
51. Fiffi
(
20/02/2007 16:37)
sakaizakely:io !!!!!!!!!!!!
Aza resahana tsony izy ry reto a ! boycotte-o any le tsy valahara ity.
52. xxx
(
20/02/2007 17:45)
sakaizakely:
tsssss !
Manao resakin'ny tsy velonkomana malahelo ny fananan'ny hafa fotsiny ny an'lé kanosalahy xxx tsy sahy mitonontena ity.
bande de frustrés be fialonana hoa ! sasatry ny mitatatra tsy aninn tsy aninn dia mialona ny aty ivelany.
Avelao reto izy hirediredy eto fa rehefa ela ve ny ela tsy hikombona ihany io vava maimbony io rehefa hidiran'ny lalimanga feno tain'alika zaponé sy amerikana odoieeeeeeeee :-P
Samy manao izay vitany daholo ny tsirairay, rehefa samy mahavita ny adidy @ fianakaviana dia izay fa tsy andeha hanome andRa xxx firy taona tsy nikapa io fa tsy mihinana afatsy goavy manta.
Samy manao izay hampihety ny fiainany koa, izahay eto frantsa tsy menatra ny mahamalagasy anay sady mbola metimety noho ny ankabeazan'ny vaza sasany aza ny fiainanay fa zany akory tsy natao hidehadehana fa ny resaky le voky goavy manta ity no mahatonga ahy hiteny azy.
Aza resahana tsony izy ry reto a ! boycotte-o any le tsy valahara ity. Aza miverina eto raha tsy efa tafavoaka aby ny goavy
moramora ianao ry sakaizakely an, mahatsiaro voadona angaha ianao ka miteniteny foana tsy voahevitra. Tsy hampahafirin'izay gasy any andafy akory ianao, tsy misy hidiran'izay goavy eto, fa asehoy izay mba vitanao an'i tanindrazana ra mahavita azy ianao???? sa ianao koa no anisan'ilay gasy mikland any frantsa any???
53. vale
(
20/02/2007 18:43)
xxx: f'angaha raha ny sasany no be zesita sns, de ny rehetra koa no lazaina an'izany!!!!...ny association dia bainga mihintsy satria tsy mba ho afaka mankany an-tanindrazana ny olona fa avy @ ireny no hanaovany ny hetsika fitadiavam-bola hanapiana ny any an-tanindrazana!!!
54. xxx
(
20/02/2007 18:44)
bilakarenjy:
k'aiza daholo ry zareo a!
Toa hotran'ny milay kosa izany kozy ato izany kle .
Za malagasy foana ary malagasy mandra-pahafatiko .
Tsy hanambany ny tanindrazako za ary tsy hanambany ny malagasy toa ahy ry zandry isany a!.
Mba manàna fahendrena sy fandinihana ,fa aza sodokan'ny ety ivelany fotsiny .
Raha mahita ireo traboina ao dago ireo za dia tena mieritreritra hoe : raha ry zalahy mpanao xxx ato ireto izao no mivondrona dia tena tsy mila ny fanjakana hiantoka sy hanome sakafo sy hitsabo , ireo traboina ireo .
Toa olona miray hina daholo ireto xxx ireto sady toa manambola no tia tanindrazana .
Dia avy eo manamboatra ny simba sy ny rava t@ tondra-drano indray , asehoy ilay fitiavana an'ny madagasikara e!,ampiasao ho an'ny madagasikara ny fiainanao iray manontolo rehefa avy nizaha-tany sy nitety teny rehetra teny .
Sa tsy izany ry zreo xxx a!.
Mihetsika ry xxx .
Miombonkevitra!!!!
55. xxx
(
20/02/2007 18:59)
Ze voa manodididna e!! Aleo hiteny ze hiteny!! fa aiza ary nareo zany!!!, aza asina an zany boycotte nareo zany. Sady le fiteny mba asio fanajana ry sakaizakely o!!!! Hita mintsy ny maha nareo anareo amn le fiteny.
56. xxx
(
20/02/2007 19:17)
sady tsy mi-cland no tsy te hanampy no tsy mindrana trano fa tena faly @fiainako izaho xxx hafa ry goavy manta an!
57. xxx
(
20/02/2007 20:44)
vale:
xxx: f'angaha raha ny sasany no be zesita sns, de ny rehetra koa no lazaina an'izany!!!!...ny association dia bainga mihintsy satria tsy mba ho afaka mankany an-tanindrazana ny olona fa avy @ ireny no hanaovany ny hetsika fitadiavam-bola hanapiana ny any an-tanindrazana!!!
Vale: aaiiiii!! mba misy iray tsy mizesta ao Frantsa ao! ka in ary hono le mba hetsika nataony association ny vale e!!! omeo santionany i xxx. 8O
58. Solitikabe
(
20/02/2007 23:52)
O ry xxx, sy xx ary x an.
Rehefa tsy mamely ny azy dia mba atoroy ny tokony ataony izy fa aza asiana fantsy lava izao. Ka na te-hiteny gasy mitovy aminao aza izy, dia roahinao koa hiteny aminao intsony io.
i xxx anie mety mahay miteny gasy fa tsy mahay manoratra eh. Hitako eo moa koa. Sa atao mpampianatra Malagasy ianao.

59. vale
(
21/02/2007 00:20)
xxx: ieeee, ary tsy 1 ftsn fa be de beeeeeeeee:twisted:
ny hetsika ataon'ny association sasany aty ve? >dia misy mi-organiser soirée sns..., hividianana fitaovana informatika(ohatra)....,ho an'ny provence misy azy any m/car ny vola azo, be de be ny hampiasainy ny vola azo eee:x ho an'ny tanindrazana,mdrrrrrr...