Gasy atsy Frantsa

121. xxx ( 23/02/2007 12:33)
xxx:

Gasy atsy frantsa a gasy atsy a frantsa!!!.:-D Be tsy handraofana !!!!:-D

Ary ny atsy us ve misy handraofana sa ???? handraofana goavy ve sa handraofana vendrana?? Efa hita hoe iza dia mbola mizesta foana! ndeha mody rehefa tsy mahay miaina fa aza izahay milamina no hakorontana eto! Anareo angaha ny eto sa nandoha volabe no be kredy klé? Rehefa tsy mahatanty mijery anay dia ndeha mivoaka ry goavy an!
122. sitlo ( 23/02/2007 15:21)
kelly13:

adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory

Za aloha mbola tsy tany france fa henoko fotsiny izany. Tamin'ny radio. Hoe ny ao Paris tena miseho tsara mihitsy ny fifaninana ara-poko, merina, betsimisaraka ....
Eo ianareo any hanamarina azy na handiso azy. Izaho mila information fotsiny.

123. booboo ( 23/02/2007 15:59)
:roll:
124. fasaly ( 23/02/2007 16:14)
xxx:

efa lasa mpitari-bava vilam-body izy zao fa mafy tay hono:-D:-D:-D:-D:-D

Io koa zao misy xxx ray ry belaza, hitanao fa marobe ny xxx eto ka i xxx iza no lazanao fa eto foana ka tsisy hatao????:-DDe asaivo miseho masoandro koa ary io xxx io. sa io koa le xxx tinao lazana????:-D:roll:
[/quote]

iny aho fa hipoitra ary e! izaho io nanao xxx io:-D:-D:-D:-D kou niantona tam goavu manta hono le izy ka aiza no tsy hivilana:-D:-D:-D

125. xxx ( 23/02/2007 16:19)
sitlo:

kelly13:

adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory

Za aloha mbola tsy tany france fa henoko fotsiny izany. Tamin'ny radio. Hoe ny ao Paris tena miseho tsara mihitsy ny fifaninana ara-poko, merina, betsimisaraka ....
Eo ianareo any hanamarina azy na handiso azy. Izaho mila information fotsiny.

Hitanareo zany!!!! aiza ianareo any frantsa any @ zany hanome information????:?::?::?:
126. xxx ( 23/02/2007 16:28)

[/quote]

iny aho fa hipoitra ary e! izaho io nanao xxx io:-D:-D:-D:-D

[/quote]

Io oe le xxx fa nipoitra aiza ianareo @ zany???
127. fasaly ( 23/02/2007 16:36)
:P:P:P:P:P
128. xxx ( 23/02/2007 17:19)
sitlo:

kelly13:

adino kely

sitlo>marina io lazainao fa misy tokou ny mizesita aty france nefa tsy eto france irery fa any amerika, na any italia, na any allemagne na any mada na iaza na aiza e, d TSY MAINTSY misy ny gasy mizesita! tsy azo odiantsy hita izany akory

Za aloha mbola tsy tany france fa henoko fotsiny izany. Tamin'ny radio. Hoe ny ao Paris tena miseho tsara mihitsy ny fifaninana ara-poko, merina, betsimisaraka ....
Eo ianareo any hanamarina azy na handiso azy. Izaho mila information fotsiny.

Marina fa misy mizesta amn toeran-kafa ry stilo fa malaza lotra le gasy ao Frantsa, zay le ataoko hoe mifanindry ry xxx a, mifaninana an-toerana ao. Nefa......hummmmmmmmm.Malaza tsy ihinana toy ny....

129. belaza ( 23/02/2007 17:31)

Mr ou Mme Belaza, tsy mila hizestiavana zany ry Belaza a, mba modia kely raha te hijery ny santionany. Voadona ko anga izato ianao no mitsirepirepy avy any. Ny zavatra mba anotaniko anao de ity, firifiry ny gasy ao frantsa ao, firy no tsy manana taratasy (sans papier):?: saika ny ankamaroany. Firy ireo mba nahavita fianarana nefa zara raha mahita asa (petit boulot). Aleo tsy ho lava resaka e, aleo ny tantara no hitsara, aleonay entina mody ny boritra hanasoavana ny firenena. Toy izay hiaina aminy zara fa misy.
[/quote]

ianao izany anisany le sans papier matoa tsy tafajanona taty kou, mba lazao ampahany fotsiny aminizany fanasoavanao ny firenena izany moa e, mety hody koa mantsy izahay fa mafy be ny fiainana eto france, tena zara fa misy eto
130. xxx ( 23/02/2007 19:16)
=))=))=))aza mody maplahelo eo ry belaza fa hitomany eto aho xxx sy xxx a ixxx an!:snif::snif::snif:
131. xxx ( 23/02/2007 19:44)
belaza:

Mr ou Mme Belaza, tsy mila hizestiavana zany ry Belaza a, mba modia kely raha te hijery ny santionany. Voadona ko anga izato ianao no mitsirepirepy avy any. Ny zavatra mba anotaniko anao de ity, firifiry ny gasy ao frantsa ao, firy no tsy manana taratasy (sans papier):?: saika ny ankamaroany. Firy ireo mba nahavita fianarana nefa zara raha mahita asa (petit boulot). Aleo tsy ho lava resaka e, aleo ny tantara no hitsara, aleonay entina mody ny boritra hanasoavana ny firenena. Toy izay hiaina aminy zara fa misy.

ianao izany anisany le sans papier matoa tsy tafajanona taty kou, mba lazao ampahany fotsiny aminizany fanasoavanao ny firenena izany moa e, mety hody koa mantsy izahay fa mafy be ny fiainana eto france, tena zara fa misy eto

[/quote]

Non!Non!Non!tsy resaka paps no nodina ry belaza fa safidy mintsy a!Tsy azo atao ny mizesta fa so de mahazo kabary eto! modia kely ianao hijery ny santionany, vavolombelony mpiasa hono ny bainga de aty ianao mahita izy!!!
132. xxx ( 23/02/2007 19:58)

Dia ndeha mody ary hakombony io vavabe tsy mampite-ho tia io ry v an! arymatoa mamaly dia resaka paps fa aza be adivarotra eo e!
133. xxx ( 23/02/2007 19:59)
dia tohizo ny basket fa sao lasa adala eo!
134. xxx ( 23/02/2007 20:23)

Oadray!! efa aty aminy tanana ange za e!aiza ary enao zany!! ianao no mila mody raha te hijery sy hanaporofo ny zavabitako. Za koa tsy mila fitiavana avy aminao fa meo ny vaza nao any ny fitiavanao, ny gasy aty aminy tanana betsaka no tsara ary tsy mena mitaha aminy vaza nao!!!Hafa ihany ny Malagasy!!!
Tsy mila paps nao ko ny aty!! Gasy ny tenako Mcar no tiako!! MAZAVA!!!!!
135. Fiffi ( 23/02/2007 21:33)
:-w:-w:-w heu.......i anona kay io xxx tsy mahay mampiasa "quote" io klé ! hehehehehehe :{:{:{:{ tsy mahagaga !
136. fasaly ( 24/02/2007 09:12)
hihihihi!
137. tywa68 ( 24/02/2007 10:09)
hafa ihany ny gasy aty frantsa e ! :lol: dia ampy ! ireny xxx ireny tsy mampite-hiresaka akory ! maika moa miampy teny ratsy dia adaboy !:D
138. sakaizakely ( 24/02/2007 11:15)
tywa> f'hita wa, izy aza miafina ko. Azony foronina daholo zao rehetra izao.

Resaky ny be fialonana ity e ! Tsy ho vita mintsy fa avelao izy hanohy ny resabeny eto.

139. fasaly ( 24/02/2007 13:39)
efa miteny aminareo aho fa sady mandrangitra anareo fotsiny lay oul io no mampiresaka anareo...........
jereo anie fa lasa alavitra be ilay isan'ny hevitra amity dinika raika ity e!:roll::-D:-D:-D:-D
140. baw ( 24/02/2007 13:45)
d jouons le jeu ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2364