Gasy atsy Frantsa

141. tywa68 ( 24/02/2007 14:25)
aza mody "mampahia" resaka eo enao ry fasaly an !:-D:-D
142. fasaly ( 24/02/2007 14:35)
ka efa lasa natavy be nge ity resaka ity e!:-D:-D:-D:-Dmila manao regime amzay fa tsy lasa:-D:-D:-D
143. tywa68 ( 24/02/2007 14:38)
:-D:-D
144. xxx ( 24/02/2007 16:06)
tywa68:

hafa ihany ny gasy aty frantsa e ! :lol: dia ampy ! ireny xxx ireny tsy mampite-hiresaka akory ! maika moa miampy teny ratsy dia adaboy !:D


Ianao ko to, tara be!! miverena amn resaka nataony Mme sakaizakely...nareo any Frantsa no tena be teny ratsy. Mahazo mangina enao refa tsy te hiresaka aminay xxx. Tsy hifanerena ity Tompoko.
145. xxx ( 24/02/2007 17:31)
tywa68:

hafa ihany ny gasy aty frantsa e ! :lol: dia ampy ! ireny xxx ireny tsy mampite-hiresaka akory ! maika moa miampy teny ratsy dia adaboy !:D



Iza iza no tena be teniratsy tsy maahtanty eo ra tsy le Mme sakaizakely???Mba mamaky vao miteny!!!:{:{:{ ary refa tsy te handray anjara mahazo mande tany fa tsisy hifanerena eo tompoko azafady!!!!!:-D:-D
146. xxx ( 24/02/2007 17:37)
sakaizakely:

tywa> f'hita wa, izy aza miafina ko. Azony foronina daholo zao rehetra izao.

Resaky ny be fialonana ity e ! Tsy ho vita mintsy fa avelao izy hanohy ny resabeny eto.





Ary i sitlo refa miteny de tsy mamorona zany, fa refa xxx de mamorona. Ary naninona koa moa tsy mba valinao ny resak'i sitlo io ambony io, tsy marina zany hoy izy???:?: Porofoy ary hoy izy ra diso???? :?:
ary mba vakio kely eo fa tsisy mihafina eo fa efa io niseho masoandro io miresaka aminao etsy ambony io i xxx.:-D
147. Fiffi ( 24/02/2007 17:37)
ho tapaka lalandrà eo nareo nihafarany !!!! zavatra tsy ho aiza tsy ho aiza nefa zao lazainareo zao !!! hampiova inona nefa ? :roll::roll:
148. xxx ( 24/02/2007 17:52)
Fiffi:

ho tapaka lalandrà eo nareo nihafarany !!!! zavatra tsy ho aiza tsy ho aiza nefa zao lazainareo zao !!! hampiova inona nefa ? :roll::roll:



Efa matavy be ity resaka ity hoy i fasaly fa mila manao regime @ zay:-D:-D:-D
149. xxx ( 24/02/2007 18:16)
baw:

d jouons le jeu ary e


Ka zao, refa hilaza zavatra enao de vakio hatramn volohany aloha fa manjary miteniteny fona!! De lazao ny hevitrao na miombonkevitra amn dry XXX na tsia. De asivo fanajana koa fa samy gasy na de efa fantarao aza ny toetran ireo gasy any frantsa, fa so de manao otran Mme sakaizakely, miteniteny fona, miteny tsy, nefa olon-dehibe!!!! Mampalahelo
150. xxx ( 24/02/2007 18:17)
baw:

d jouons le jeu ary e


Ka zao, refa hilaza zavatra enao de vakio hatramn volohany aloha fa manjary miteniteny fona!! De lazao ny hevitrao na miombonkevitra amn dry XXX na tsia. De asivo fanajana koa fa samy gasy na de efa fantarao aza ny toetran ireo gasy any frantsa, fa so de manao otran Mme sakaizakely, miteniteny fona, miteny tsy, nefa olon-dehibe!!!! Mampalahelo
151. Fiffi ( 24/02/2007 18:34)
aok'zay eh !
152. tywa68 ( 24/02/2007 19:11)
xxx : raha olona 1 no miteny ratsy na mizesta dia aza atao hoe ny any Frantsa ! aza mankarary fo @ paps tsy azonao taty, fa ampiasao tsara ny diplôma be-nao (namboarina tany sa tena azo taty ?) : aza manontany hoe inona no ataonay ho an'ny tanindrazana, fa anay zany ! jereo ireo notenenin'i nikopol ireo dia aza miraharaha anay, fa tompoy ny kely maso sy ny tianao hafa ! toa samy eto ihany koa be wawa !:lol:
153. mpindrana ( 24/02/2007 20:09)
Fa blem be ve ilay revy sy zesta ataon'ny gasy ao frantsa e!.Zany ry xxx .
Nizesta ireo gasy ao frantsa dia nareo xxx no tsy nihinan-kanina sy tsy nahazo vola .
Ampisehoan'ireo gasy ao frantsa izao sy izao ianareo xxx dia mivonto orona sy be fofon'aina eo fotsiny .
Zany ve letsy de atao harangitra .Avelao izy hizesta fa tsy hiditra any am-bavako izany .
Asehoy azy koa ny zestanareo ry xxx a! @ izay fantatr'ireo gasy ao frantsa ireo hoe tena mihetsika ireo xxx ireo .
Mba cool e!



154. baw ( 24/02/2007 20:23)
xxx>inona no teniteny foana nataoko teo? inona koa no mampalahelo anao? satria ve ianao tonga dia mivovo be sahala @ inona dia tokony tonga dia hiombonkevitra @nao ny olona? asehoy izay fanampiana nataonao ho an'ny firenena e, izahay gasy aty aleo aloha mba hizesita sy ny karazany! anay zany fa tsy misy idiranao! ny anao soavina fa ôtran'ny aviavy b @ tsisy antony zato ianao. mba izesitiavo koa ny traikefa nalainao tany usa sy nalalininao tany @ kely maso fa tsy hisy hitsara anao toy ny fanaonao eo akory! ary raha manakambo araka ny teninao ianao dia miseoa fa aza miafikafina e! mba loyal na d resaka virtuel aza ny eto
155. xxx ( 24/02/2007 20:32)
Fiffi:

aok'zay eh !



Efa oe aok'izay sao tapaka lalandra @ tsisy dikany eo nareo!!!

Marina mitsy kanjo Fiffi an!!!
156. xxx ( 24/02/2007 20:37)
baw:

ary raha manakambo araka ny teninao ianao dia miseoa fa aza miafikafina e!


Efa io xxx fa tsy mihafina zany, vakio tsara fa io ambony miresaka aminareo io i xxx.nareo no te ho very any tsy mamaky tsara ôôô :-D:-D:-D


157. tywa68 ( 24/02/2007 20:40)
xxx : afa-pò angaha enao ? samy mandeha samy mitady zany ê !
158. xxx ( 24/02/2007 20:47)
tywa68:

xxx : fa ampiasao tsara ny diplôma be-nao (namboarina tany sa tena azo taty ?) : aza manontany hoe inona no ataonay ho an'ny


Baoritra nay azonay tany us io tompoko azafady!!!, ary mbola namafisina tany @ ry kelimaso, fa tsisy mifanamboatra bôritra zany eo azafady tompoko. nga izy ity any frantsa na dago ka hisy baoritra amboarina na azo vidina??? efa aty antanindrazana aho @ zao tompoko , ary tsisy lany papier anareo zany eo, fa tsotra fotsiny ny principe-ko: alaina ny boritra de azo io de hoentina hanasoavana ny tanindrazana fa tsy hanasoavana ny vahiny efa mandroso. Tsy fombanay ny mizesta @ zay vitanay fa eo ny tantara mbola mitohy, eo nareo mahita izy.

159. xxx ( 24/02/2007 20:49)
tywa68:

xxx : afa-pò angaha enao ? samy mandeha samy mitady zany ê !



Tsisy afa-po eo fa mitsangana ra mbola hanao, tsy zany moa ry xxx, xxxa, ry xxx an ô!!! mbola eto aby isika tsy zany????
160. xxx ( 24/02/2007 20:52)
xxx:

[quote=tywa68]
xxx : afa-pò angaha enao ? samy mandeha samy mitady zany ê !
Tsisy afa-po eo fa mitsangana ra mbola hanao, tsy zany moa ry xxx, xxxa, ry xxx an ô!!! mbola eto aby isika tsy zany????




Ié. lé, ié,:*:*:* mbola eto aby isika kan...:miam::miam::miam::miam::miam::miam::miam::*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4972