Gasy atsy Frantsa

201. mpindrana ( 25/02/2007 20:31)
zestiavan'i Fiffi eo indray de ho rangitra i xxx .Nareo anie ry xxx tsy mahatanty rangitra e! .
202. xxx ( 25/02/2007 20:31)
ny azo antoka aloha dia olona iray ihany io manao xxx maromaro mody mifanohana hevitra io e, io manenjika ny gasy any france io, hita aminy fomba fanorany, ary mbola azo antoka koa fa mandainga sy wawawa fotsiny izy aminizany diplaoma hananany izany, raha ny firesany sy ny heviny no dinihina, ary mitombona koa ny tsy fitiavany ny any france satria voaroaka tany izy dia lasa mankahala be fahatany, mampihomehy beuu le toetsaina=))=))=))=))
203. xxx ( 25/02/2007 20:34)
tsy olona iray ireo ary fantatray aty frantsa fa misy xxx avy any us, misy avy any c, ary misy avy any frantsa . tsy te hitonona anarana fotsiny !
204. sakaizakely ( 25/02/2007 20:35)
andao hanao ankamantatra ary

voalohany izy dia mikobana
faharoa izy dia maty lolo tsy maharitra ny zestiavan'ny gasy eto Frantsa
fahatelo izy mahavita be indrindra ho an'i Madagasikara. Voavonjin'lery daholo ireo traboina manontolon'i Madagasikara, ireo voan'ny tondradrano sy ny tsy ampy sakafo, ireo iharan'ny denge sy ny tsikongonià sns...
faha4 izy dia olona mamy hoditra ary malaza be ao dago satria tena mahavita sady nahita fianarana ambony be HONO
faha5 izy mila fiderana eto @ serasera
faha6 izy dia ory hava-manana
faha7 izy dia tsy maharitra voapempo eto
faha8 izy dia fahavalo
faha9 izy tsy hankaiza
faha10 izy dia ho gisitra lava ka tsy maintsy hanenjika antsika eto foana

Iza ary io be taimbava io ? Omeo indice ry Fiffi a ! Mafy tokoa le te hahazo 19 an
Ndryyyyyyyyyyyyyyyyy
205. xxx ( 25/02/2007 21:22)
efa hoe misy décallage any! dia manao basket, sady be taraina, no be hevitra fa mihevitra fa tsy misy mahita,nisy voa teo @ tongony 2 sns.. indraindray mody mitaraina ary avy eo misaotra, dia manozona sy be vava no sady mandainga, i n io!
206. xxx ( 25/02/2007 21:34)
xxx:
efa hoe misy décallage any! dia manao basket, sady be taraina, no be hevitra fa mihevitra fa tsy misy mahita,nisy voa teo @ tongony 2 sns.. indraindray mody mitaraina ary avy eo misaotra, dia manozona sy be vava no sady mandainga, i n io!

Aza manao izay hahatapatsinay kosa moa ry xxx an ! tena =))=))=)) za raha marina io teninao io sy ilay eritreretiko ! ary vendrana tsisy ohatran'i xxx be vava raha izany :-w:roll:
207. sakaizakely ( 25/02/2007 21:36)
xxx (tsy le poakaty an) Naninn hono ny tongobeny ? Alefaso eto ny link misy ny firesany hoe fa tena liana indray za zany. Misaotra mialoha :-*
208. xxx ( 25/02/2007 22:24)
Alefaso ny hankamantatra ry sakaizakely an!!! milay ity dinika ity an!!! hummmm:*:*:*:*, tsy zany ry xxxa, sy ry xxx an, ôôôô!!! Iéééééé!!!
209. xxx ( 25/02/2007 22:41)
sakaizakely:

andao hanao ankamantatra ary

voalohany izy dia mikobana
faharoa izy dia maty lolo tsy maharitra ny zestiavan'ny gasy eto Frantsa
fahatelo izy mahavita be indrindra ho an'i Madagasikara. Voavonjin'lery daholo ireo traboina manontolon'i Madagasikara, ireo voan'ny tondradrano sy ny tsy ampy sakafo, ireo iharan'ny denge sy ny tsikongonià sns...
faha4 izy dia olona mamy hoditra ary malaza be ao dago satria tena mahavita sady nahita fianarana ambony be HONO
faha5 izy mila fiderana eto @ serasera
faha6 izy dia ory hava-manana
faha7 izy dia tsy maharitra voapempo eto
faha8 izy dia fahavalo
faha9 izy tsy hankaiza
faha10 izy dia ho gisitra lava ka tsy maintsy hanenjika antsika eto foana

Iza ary io be taimbava io ? Omeo indice ry Fiffi a ! Mafy tokoa le te hahazo 19 an
Ndryyyyyyyyyyyyyyyyy

Alefaso ny ankamantatra ry Mme sakaizakely an!!! hihiii:- :-D:-D:-D Ié de ho very eo nareo sy ry Mme Fiffi. Tsy paiso tsy akory ny aty araka ny tenin'i Mme Fifiif hihiiiiiiiiiii :-D:-D:-D ze tratra de apoiro eo ny ps-ny tsy koi!!!!:-D:-D:-D:-D
210. xxx ( 25/02/2007 22:45)
mpindrana:

zestiavan'i Fiffi eo indray de ho rangitra i xxx .Nareo anie ry xxx tsy mahatanty rangitra e! .

Efa oe alefaso oa ny ankamantatra, tsisy matahotra zestiavan'i Mme Fiffi zany eo. :{:{:{:{ze tratra de asehoy teo ny ps-ny tsy koi. tairo ny ankamantatra!!! milay ity dinika ity an?????? Tsy izany ry xxx a sy ry xxx an ????:*:*:*
211. xxx ( 25/02/2007 22:51)

ianao io dia i c. fa aza manao adim-borotsoloza
212. xxx ( 25/02/2007 22:58)
tena pendra-vory marina ilay akama ity :-@
ialao fa tsy firesaka
aleo izy irery hihevitra ny tenany fa tsy poakaty eo
213. soanja ( 26/02/2007 01:18)
xxx:

Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory......:-D:-D:-D:-D

Ireo toetra ireo de hita n'aiza n'aiza fa tsy ao Frantsa ihany. Saingy tsy ny rehetra akory an.
izay ny mahaolombelona antsika tsy hilaozan'izay hamarara e.

214. xxx ( 26/02/2007 01:55)
xxx:

tena pendra-vory marina ilay akama ity :-@
ialao fa tsy firesaka
aleo izy irery hihevitra ny tenany fa tsy poakaty eo

Pendra-vory @ ahoana ary???? :{:{:{:{

Mahazo mandeha koa ianao mipirina any, tsisy hifanerena eto.
215. simplex ( 26/02/2007 02:46)
kay letia e, raikitra ny kombaka ato za variana ary. :-w:-w

za maka an'i xxx @ zao ;-):°)

Fa zao e, izy ity adim-behivavy ka ze resy :* ary ze maharesy :*

okay :*
216. xxx ( 26/02/2007 03:23)
Fiffi:

Fiffi:
:-w:-w:-w heu.......i anona kay io xxx tsy mahay mampiasa "quote" io klé ! hehehehehehe :{:{:{:{ tsy mahagaga !
heheheheehehe !! zay vao tena koboko hoe iza i xxx malahelo ny gasy io klé !!! 6 fotsiny zahay teto t@ vao maraina de io izy namaly sy niditra xxx io ! =))=))=))
efa kobo hatramin'voalohany aloha fa niandry kendritohana kely de io kobo io !

:-D:-D:-D:-D:-D!!!! Nipoitra indray ity ny mpaminany ko nga tsy loza. Ahitan-javatra ao Frantsa ao.
Refa voakiana tamn Zesta pokaty de nivadika ho mpaminany ny sasany.:roll::roll::roll::roll:
217. xxx ( 26/02/2007 03:27)
soanja:

xxx:

Ny gasy any frantsa hono toa mafy ady ihany nefa to miseho milay, manambony tena, manambany ny maha-malagasy azy, miseho tsy mahay teny gasy, manaratsy ny vita gasy nefa to tsy anina tsy anina akory......:-D:-D:-D:-D

Ireo toetra ireo de hita n'aiza n'aiza fa tsy ao Frantsa ihany. Saingy tsy ny rehetra akory an.
izay ny mahaolombelona antsika tsy hilaozan'izay hamarara e.

Ka le mamarara ry Soanja ato doly a!!! Betsaka mintsy ry zareo ato no voadona de mivonto orona doly kooooo:-D:-D:-D:-D

218. xxx ( 26/02/2007 04:18)
xxx:

Efa oe alefaso oa ny ankamantatra, tsisy matahotra zestiavan'i Mme Fiffi zany eo. :{:{:{:{ze tratra de asehoy teo ny ps-ny tsy koi. tairo ny ankamantatra!!! milay ity dinika ity an?????? Tsy izany ry xxx a sy ry xxx an ????:*:*:*

ianao io dia i c. fa aza manao adim-borotsoloza

Aza be resaka eo!!!! :-D:-D:-D:-D, nisy marina ity ny lasa mpaminany tampoka klé.=))=))=))

219. xxx ( 26/02/2007 04:26)
xxx:

Fantatry ny mpitantana ianareo ry xx fa ampy izay an!
Fa angaha raha manao kidaona eto dia tsy misy mpahita! ny mpamosavy mandeha alina ary hono misy mahita fa maika fa site? Ianareo any no tsy mahalala fa ny ankizy eto frantsa dia mahalala. Tsy fanao ny mamoaka ps fa kobo dia ampy!:lol::lol::lol:

Mbola eto zay xxx eeee!!! tsisy miala eo!!!:*:*:*:-D:-D:-D:-D:-D.
220. Fiffi ( 26/02/2007 08:38)
mpindrana:
zestiavan'i Fiffi eo indray de ho rangitra i xxx .
mpindrana: zestiavako ahoana zany ? :evil::evil:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2587