Gasy atsy Frantsa

221. xxx ( 26/02/2007 09:15)
izay tsy sahy mipoitra eo manomboka eto de tsy misy hazondamosina sy kanosa, satria na ny zavatra teneniny ary mahamenatra azy, ka tsy ahasahiany mipoitra, izany hoe miteniteny foana izany izy
222. belaza ( 26/02/2007 09:20)
za no niteny anio fa hadinoko de lasa xxx ndray
223. Fiffi ( 26/02/2007 16:32)
ao aza miseho ry xxx an ! :-D:-D:-D
224. xxx ( 27/02/2007 04:07)
belaza:

za no niteny anio fa hadinoko de lasa xxx ndray

Zay tsy menatra amn zavatra lazainay ry belaza a!!! aiza ary enao zany? ny hazon-damosina koa ao ihany kah, izahay ndray de sahy mijoro hatramn farany.8-)
225. xxx ( 27/02/2007 04:12)
Fiffi:

ao aza miseho ry xxx an ! :-D:-D:-D

Inona moa no antony hisehoanay e!!! Refa voaray nareo ny hafatra de zay no tanjona fa tsy ny hiseho aminareo akory, zavatra tsy mahaliana anay akory ny hiseho aminareo.
De firy ndray hono ny decalage horaire am zao ry Mme Fiffi.Ary enao madama sady mpanentana ato no detective koa!!! Faly mahafantatra, fa mbola mila miofana aloha fa to:roll:

226. xxx ( 27/02/2007 04:19)
Aiza le razoky ao amn ory hava-manana e!!! Aiza no afantaranay ze fananan ialahy any. Sa te hizesta ndray nareo ao Frantsa we tsy mafy ady fa tena manana ve????, :-D:-D:-D:-D
Tohizo le zesta fa tsy mankaiza akory, zay le zesta pokaty an!!!
Eto ihany razoky raha mbola hifanatsafa fa aza manao resaka ambadika any a. tsy miala eto ry xxx fa ato ihany.:{:{:{:{
227. sitlo ( 27/02/2007 06:43)
xxx:

tena pendra-vory marina ilay akama ity :-@
ialao fa tsy firesaka
aleo izy irery hihevitra ny tenany fa tsy poakaty eo

Ny fo rano mafana, fa aza asiana teny ratsy kosa na dia izany aza eh.

228. xxx ( 27/02/2007 08:35)
Nisy namanay tonga avy any dago nilaza fa tena gravy be raha hanataka ny kofa any dago (tsy ny rehetra io fa ireo namany tany izany a!).Samy mirevy eo ve letsy de tsy tahotra tsy henatra miteny hoe : any @ ela zao no vola sady impiry ho hita ela fa ampireveo aloha ny akama .Nony asaina mampirevy ry zalahy anefa dia miala pa sady toy ny tsy teo daholo .
Amin'izany anefa miditra hilton nefa ny sosy tsy misy ry lerony .De navelan'ny lery samy namoaka ny tany am-paosiny .
Fa le zesty dry zalahy any hono tena manambaka mihitsy noho ireny manana amina million ireny fa rehefa tena raikitra ny hakamoaka zara raha misy saran-dalana mandeha mody any am-paosy .
Mbola mangataka etsy sy eroa hatao lasantsy ry zalahy .Mitady spons hono e!
Mafy rehefa te-hizesta ka .
229. Fiffi ( 27/02/2007 08:41)
mba aoka zay ry zareo an ! de hitondra inona @ tsika tsirairay avy nefa zao ? :roll::roll::roll:
230. belaza ( 27/02/2007 08:50)
xxx:

Aiza le razoky ao amn ory hava-manana e!!! Aiza no afantaranay ze fananan ialahy any. Sa te hizesta ndray nareo ao Frantsa we tsy mafy ady fa tena manana ve????, :-D:-D:-D:-D
Tohizo le zesta fa tsy mankaiza akory, zay le zesta pokaty an!!!
Eto ihany razoky raha mbola hifanatsafa fa aza manao resaka ambadika any a. tsy miala eto ry xxx fa ato ihany.:{:{:{:{

hay ve kosa resaka fifanatsafana no eto e? noheveriko fa mba resaka olondehibe tssss!! sady ny olona hiresahana ary tsy mahalala fomba fa manome lamosina kou izany ve no hianteherana aty dago aty, mba menatra e
231. xxx ( 27/02/2007 14:16)

i belaza ve zorro sa?? fayot?? sa vendrana e!???

232. vahiny2004 ( 27/02/2007 15:04)
Raha izaho nareo tsy mamaly intsony ny olona miteny hoe "ny gasy any an-dafy hono ... " . Izy aza tsy aty ka inona no fantany @ aty ?

Sady @ izay tsy misy forum tsy misy an'io sujet io , tsy vizana mihintsy rizareo , asa loatra izay alahelony @ gasy any an-dafy !!
233. belaza ( 27/02/2007 21:49)
sady izy ary menatra tsy sahy miseho kou, mampieritreritra ihany raha olona tsy sahy miseho aminy heviny no milaza hoe nahavita fianarana tany zamerika e, tany amndry kelimaso e pataty patata e!mampihome beu=))sady tonga amle ohatra e "ny adàlany olona ihomehezana, fa ny adàlany tena koa ity vao maika mampihomehy"=))=))=))
234. Stretch ( 27/02/2007 22:22)
marina ny anao ry belaza =D

fa za zany mba nahita ilay lohateny dia mba saika nanana ny ho lazaiko,
fa nagorisako ny totozy nagorisako fa toa xxx
avy any ambony ka hetreto, miala tsiny zay nitonona anarana, fa sanatria ny volana ohatran'ny hoe film porno no fieritreretako azy ko zay mipotra x , zay mipoitra x.

mazoto ry x .=D
fa tiko anefa enao fa Gasy toa ahy (l)
235. xxx ( 28/02/2007 03:32)
Stretch:

Ary ianao milaza ho Stretch io moa mba iza e???, na ilaza PS eto zay na tsia tsy hahafantatra anay velively ianareo, sady tsy te ho fantatrareo rahateo ko moa zahay, resaka mandeha no entinay eto Tompoko, ary raha namaky any aloha any enao de mahita namana anakiray nanamarina an io resaka io fa henony tam na Radio na hitany tamn na gazety aty Dago io zavatra io, zava misy io zany!!! Tsy ny fanaovanay xxx no olana ry akama fa le resaka mande a. Ka ze olona namaly anay hatramn zao de tafiditra ao anatin'io sokajin olona io daholo ( manao le zesta pokaty) ka aza gaga ianao raha maro zareo no miaka-pofona ato ka manjary miteniteny foana, misy aza de miteny ratsy mintsy, nefa vevavy lebe, tsy hitonona ny ps ny zahay fa ao ianao mahita izy.

236. xxx ( 28/02/2007 03:51)
vahiny2004:

Raha izaho nareo tsy mamaly intsony ny olona miteny hoe "ny gasy any an-dafy hono ... " . Izy aza tsy aty ka inona no fantany @ aty ?

Sady @ izay tsy misy forum tsy misy an'io sujet io , tsy vizana mihintsy rizareo , asa loatra izay alahelony @ gasy any an-dafy !!

Diso ianao ry vahiny 2004, tsy aty Frantsa izahay fa efa taty nandritra ny fotoana maro. Fa io resaka io de resaka mandeha araka ny voalazako etsy ambony. Raha mahita xxx any amn furum hafa any enao de tsy izahay irery no afaka manao xxx eto fa afaka manao doly ny rehetra, fa raha izahay, de ato ihany no ahitanao anay. na ato aza betsaka manao xxx ato e tsy zahay irery, fa tsy asinay blem akory zany!!
237. xxx ( 28/02/2007 03:59)
xxx:

Nisy namanay tonga avy any dago nilaza fa tena gravy be raha hanataka ny kofa any dago (tsy ny rehetra io fa ireo namany tany izany a!).Samy mirevy eo ve letsy de tsy tahotra tsy henatra miteny hoe : any @ ela zao no vola sady impiry ho hita ela fa ampireveo aloha ny akama .Nony asaina mampirevy ry zalahy anefa dia miala pa sady toy ny tsy teo daholo .
Amin'izany anefa miditra hilton nefa ny sosy tsy misy ry lerony .De navelan'ny lery samy namoaka ny tany am-paosiny .
Fa le zesty dry zalahy any hono tena manambaka mihitsy noho ireny manana amina million ireny fa rehefa tena raikitra ny hakamoaka zara raha misy saran-dalana mandeha mody any am-paosy .
Mbola mangataka etsy sy eroa hatao lasantsy ry zalahy .Mitady spons hono e!
Mafy rehefa te-hizesta ka .

Ry xxx ndray mavita ny reviny tsy mila spons e!!!
Normal elah raha andrasany bandy hampirevy ko elah no avy any an-dafy ko, elah ndray ve no hiandry ho ampirevena tsy eo elah no raisina :-D:-D:-D:-D
238. xxx ( 28/02/2007 04:02)
O ry xxx ah, mba http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m45e4a1b8eb484 ny relation'i Stretch sy ilay namana anakiray asinao jereny ery ambony ery.
239. xxx ( 28/02/2007 04:07)
vahiny2004:

Raha izaho nareo tsy mamaly intsony ny olona miteny hoe "ny gasy any an-dafy hono ... " . Izy aza tsy aty ka inona no fantany @ aty ?

Sady @ izay tsy misy forum tsy misy an'io sujet io , tsy vizana mihintsy rizareo , asa loatra izay alahelony @ gasy any an-dafy !!

Non diso ianao. fa zahay xxx ato ihany no miresaka ato @ size nay ihany. zay tsy mande any ambadika fa tsy miala eto izahay. fa ny tezitra avy teto angamba no mbola nandeha nitondra sizé any ambadika any na nanamafy size hafa tsy haiko inna ambadika any. Sa aiza koa ny sizé furum hitanao misy io sujet io ankoatran'ity mba lazao anay oe fa zay tsy au-courant izahay. eto @ size anay ihany zay no mamaly sy miresaka mahakasika io fa olona hafa no nande ambadiaka any ra nisy izany fa diso ianao. aza afangaro ny resaka azafady tompoko.Koa ra tsy tsisy hatao zahay koa io foana no resahinay manerana io forum io tena diso hevitra ianao tompoko, ny eto aza mila tsy ho voajerinay koa maika fa ambadika tsy hitanay hafa any.
Ary ny rehetra manana droit hanao xxx avy na pour anay izy na tsia, ary safidy io samy mananao zay tiny fa tsisy terena ny @ zany eto.
240. xxx ( 28/02/2007 04:14)
belaza:

sady izy ary menatra tsy sahy miseho kou, mampieritreritra ihany raha olona tsy sahy miseho aminy heviny no milaza hoe nahavita fianarana tany zamerika e, tany amndry kelimaso e pataty patata e!mampihome beu=))sady tonga amle ohatra e "ny adàlany olona ihomehezana, fa ny adàlany tena koa ity vao maika mampihomehy"=))=))=))

Mirediredy eo izato ianao.:-D:-D:-D
Tsisy tsy sahy ny milaza ny maha-izay anay znay eo, fa tsy ilànay ny milaza zany. zay tsy mila mizesta, tsy fombanay izany fa eo ianao mahita izy ra ny vitanay ho an'ny tanindrazana no tinao hofantatra.
Refa tafita aminao fotsiny ny hafatra tinay ampitana aminao araka reo voalaza teo ambony reo bdb reo de efa ampy anay izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6197