Gasy atsy Frantsa
281. xxx
(
07/03/2007 19:55)
Matoa izahay rehetra mahavita mandoa hetra dia manana fa tsy manao petit boulot! han !han! NY olona tsy miasa no tsy mandoha hetra aty.Ary plus manana dia plus mandoa! Ié tafita daholo izahay! Ary manana ny tranonay fa tsy mindrana na manofa trano satria miasa! Aza mapmé fa tsy olonkolom-poana daholo ny gasy aty frantsa ry vendrana, ndeha mody dia hampangino io vavabe maimbo io!
282. xxx
(
07/03/2007 21:48)
in zao no mba vitan'i xxx am tanindrazana? marina na hazo iray aza tsy nambolen'io xxx io. Aza be felonana oaaaahhhh!!! sa kosa tsy nahazo visa d aty no manala ny fo? moramora ihany fa sao goka eo io fo kely io an! Raha tsy an'in tsy an'in zahay aty xxx zany mba hanin? nefa ny karaman'i xxx ao anatin'ny 1 volana tsy ampy halainay ao antin'ny herin'andro:-D:-D:-P ka iza no tsy hanin tsy anin am zany?
283. xxx
(
07/03/2007 22:09)
ty angaha adala?tanindrazana? Ento ho anao fa ny tanindrazako efa aty , aty aho no hilevina satria aty ny zanako no mianatra, ny tranoko aty no natsangako, ary aty aho no ho faty fa ento ho anao irery!
284. xxx
(
08/03/2007 02:50)
xxx:
ty angaha adala?tanindrazana? Ento ho anao fa ny tanindrazako efa aty , aty aho no hilevina satria aty ny zanako no mianatra, ny tranoko aty no natsangako, ary aty aho no ho faty fa ento ho anao irery!
hummmm!!! Tena mampalahelo ianao, efa very tarangana.
Eh! ny anay de tsotra, malagasy ka manja eee! gasikara an! malagasy ka manja eeeee! ny tanindrazanay malalanay, tsy hatakalonay na hamidinay!!! tsy mena-mitahy!!!
http://www.madanight.com/showgenre_8.htm
285. xxx
(
08/03/2007 02:55)
sakaizakely:
io indray boboo fa mivanitika fotsiny, tsy mba miresaka akory :x
ahoana indry am'zany, tsy mahavita adidy am' taningazana ! Bedin'i xxx eo indry f'andana mody manao sambosa dia alefaso collissimo ny anjarako :wink:
:-D:-D:-D:-D, sao d mahery fiteny kosa ianao zany ry sakaiza @ booboo an!!! :o:o::o
286. xxx
(
08/03/2007 02:58)
xxx:
Hanasoa tanindrazana dia @ izay mahazo galona veuh???
Merci raha toa ka ho an'ny medaille no hidedahana ! :-D:-D:-D
:-D:-D:-D:*:*
287. xxx
(
08/03/2007 03:41)
xxx:
in zao no mba vitan\'i xxx am tanindrazana? marina na hazo iray aza tsy nambolen\'io xxx io. Aza be felonana oaaaahhhh!!! sa kosa tsy nahazo visa d aty no manala ny fo? moramora ihany fa sao goka eo io fo kely io an! Raha tsy an\'in tsy an\'in zahay aty xxx zany mba hanin? nefa ny karaman\'i xxx ao anatin\'ny 1 volana tsy ampy halainay ao antin\'ny herin\'andro:-D:-D:-P ka iza no tsy hanin tsy anin am zany?
Diso hevitra ianao, efa tsara karama izao isika malagasy, ho an\'ny niveau diplomé io.hafa taloha, zao efa mikarama arakaraka ny niveau-ny ny olona any dago, hafa taloha t@ andron\'ny radidy mikarama vary masaka. ra resaka paps no resahinao vakio kely eo ambony eo fa tsy resaka paps ny olana.....
Fa ny tanjonay de oe ny hanasoa ny tanindrazana sans intéret refa nahazo traikefa avy taty ivelany d zay, mody manasoa n ytanindrazana, toy izay hoentina hanasoavana ny vahiny efa mandroso ny traikiefa azo taty, alors que ny ramalagasy ray ra sy tanindrazana amintena aza mijaly mampahonena? jereo fotsiny zao lazako anao ohatra ny resaka rano any atsimo, maloto, misotro rano potaka ny olona...nefa ny aty ivelany efa manakarena, tsy manana pb na rano zareo aty ivealny, ka inona no hanampina ny aty ivelany efa mandroso ary hita fa hitrandraka ny traikefa efa azo taty ivelany fotsiny ry zareo vahiny nefa isika manana pb na rano???? non aleonay mody!!!. Refa nataonay ny études mikasika ny rano ohatra fotsiny lazako anao, ohatra oa @ izany ny études natao mahakasika ny (énergie , nucléaire, environnement, sciences de l\'univers io)de azo hatao tsara ny manadio ny ranontsika ho azo sotroina sy azo atao tsara ny mitrandraka rano any atsimo hanampiana ny pb any atsimo mahaksika ny rano. Faharoa resaka pétrole isika manana, refa nataonay taty koa ny études an\'io (pétrochimie), de azo atao tsara ny mitrandraka ny pétrole brut tsika, ary manodina izany ho azo ampiasantsika, ary ny vokany izany de hampihena ny pb na fiainana izany satria ny pétrole sy ny énergie ary ny environement no tena base-ny pb ara-toekarena antsika eto M/car. Vangombangony ny asa zany fa eo ianareo mahita izy. Ka aminay tsy ny sôsy no pb fa ny hanampy ireo ray tanindrazana mampalahelo sy mampahonena @ tena, ary fitiavana zany, tsy mila tambiny.
288. xxx
(
08/03/2007 03:53)
xxx:
Matoa izahay rehetra mahavita mandoa hetra dia manana fa tsy manao petit boulot! han !han! NY olona tsy miasa no tsy mandoha hetra aty.Ary plus manana dia plus mandoa! Ié tafita daholo izahay! Ary manana ny tranonay fa tsy mindrana na manofa trano satria miasa! Aza mapmé fa tsy olonkolom-poana daholo ny gasy aty frantsa ry vendrana, ndeha mody dia hampangino io vavabe maimbo io!
IÉ ra lazaina fa mahavita azy nareo any? de mba inona zao ny mba adidy vitanao @ tanindrazana??? zay ny fotkevtra eto, ny gasy any frantsa ono be wawawa, fa tsisy raisina @ fanasoavana ny tanindrazana???? Inona ny mba valinteninao @ zany??? Asehoy an'i xxx ny vitanao @ tanindrazana???
Ny tanjonay de efa io voalazanay io ambony io. Mody any dago refa avy nazo traikefa de mampiasa ny traikefa azo ho an'ny tanindrazana tsy mila tambiny fa amimpitiavana, fa tsy hiasa sy hampandroso ny vozaha izay hita fa efa mandroso.
289. xxx
(
08/03/2007 04:04)
sakaizakely:
Tanindrazana aho tanindrazana ? Matoa niondrana aty dia ny tanindrazana no tsy te hanome ka omeko inona eo nefa tsy nanome ahy ? Ny goavy any be ry kitahorona a ! Ataovy ampy anareo mianakavy f'aza mitamaho hanipazana motimotiny avy aty.
hummmmmm! aza miteny izany ianao ry sakaiza fa tsy misy mahay ny ampitso isika. Tany niavina io de mba jereo ihany na izany aza....Hinoko fa na de efa tamana be aza ianao any frantsa any de mbola manina ny tanindrazana foana ianao indrindra moa refa mba sendra mande @ radio vazo gasy ilay hira malagasy maminao fahiny iny fotsiny ohatra,de izay de efa manambara fa mbola tinao i Dagomalala.vao hira fotsiny aza izany ka maika fa ny....
290. xxx
(
08/03/2007 04:10)
tsy mety vita ny ato ry mme Fiffi an, aiza ndray angaha ianao izay no tsy hita tsony eeeee???:roll::roll::roll:
291. Fiffi
(
08/03/2007 06:19)
eto hiany eh ! variana mamaky ny zavatra lazainareo eh ! de ozy zah hoe le fitsikerana rehetra ireo hitondra inona nefa ?
292. sakaizakely
(
08/03/2007 10:30)
satria nahazo vaza ve
Inona koa no idiran'izany eto ? Efa tsy mahita argument intsony indray le vendrana dia mila vanona.
Izaho indray tsy mba mila midedaka am zay fiainako fa ny mpialona ory hava-manana toa anao no mirarakivy.
Lazaina fa ny gasy any Frantsa tsy mahavita azy, tsy manankohanina tsy manankialofana fa miseho bôby rehefa fety sns...
Asa izany ve aminao no fanajana ? Atombohy aminao ny fanajana ny hafa raha te hohajaina fa ny firesakao eto dia tsy mahate hanaja anao mitsy ary hotohizako ny fanabatibatiana toy ny ataonao tsy asiako nenina satria izany no mendrika anao aloha izao.
Rehefa vasoka ianao satria ampisehoan'ny gasy eto andafy fa mahavita, dia iny indray fa mitady argument hafa hanapepona ny samy malagasy. Dia mihevitra ve ianao fa izany no hampihetsika ny fon'ny mpiray tanindrazana ? Mba miseho nahita fianarana nefa tsy mankaiza akory fa mbola ary ampaladia ary ny fotompisainana. Ny toa anao izao indrindra midehadeha sy miseho azy ho izy no mpanambany sy mpaniratsira mahantra mpiray tanindrazana.
Momba ny tanindrazana indray, roa ny tanindrazako, satria avy eto Frantsa ny dadabe-ko. Ny adidiko eto antoerana vitako ary mamy hoditra eto @ manodidina ny tenanay, fa nefa tsy idehadehanay toy ny fanaonao ny anjarabirikinay fa fifaliana ho anay manokana fotsiny izany.
Ny any Madagasikara, ny adidy amin'ny fianakaviana akaiky dia vitanay, fa izahay indray tsy handany hery amin'ny tsy napany raha toa anao izao no mpiray tanindrazana. Sady any ampaosin'ny mpitondra daholo ny ankabeazan'ny fanampiana fa zara raha misy ampahany kely 1/100 hipitika ho an'ny malagasy. Tsy te ho very maina hamelona ny be vava sy be fialonana ny tenako tompoko.
Izay vitanao dia ataovy ho reharehanao manokana, raha toa moa marina izany,fa raha ny fahalalana anao aloha dia be vava tsy aninn tsy aninn. Dia raiso ho anao sy ny eritreritrao ny fandaingana @ny tantaranao sy ny faniratsirana ny samy malagasy.
Dia izao e ! Miverena mamorona resaka indray satria araka ny nolazaiko, mahafinaritra ny miresaka aminao. Tsy nanery anao hangina mitsy ny tenako satria fantatro tsara fa tsy maintsy hisokatra foana io vavanao be hambo io. MIVERENA rehefa te hiverina
Ny fandoavanketra indray eto tompoko dia mifandanja amin'ny miditra. Tsy takatry ny saikelinao moa izany ny système eto fa aleo ho any dia ndana mamadimbainga ho an'ny tanindrazana ho hita eo izay mba ho havoaka e ! izao mbola minananana fotsiny !
Vita ô !
293. xxx
(
08/03/2007 12:38)
xxx:
sakaizakely:
Tanindrazana aho tanindrazana ? Matoa niondrana aty dia ny tanindrazana no tsy te hanome ka omeko inona eo nefa tsy nanome ahy ? Ny goavy any be ry kitahorona a ! Ataovy ampy anareo mianakavy f'aza mitamaho hanipazana motimotiny avy aty.
hummmmmm! aza miteny izany ianao ry sakaiza fa tsy misy mahay ny ampitso isika. Tany niavina io de mba jereo ihany na izany aza....Hinoko fa na de efa tamana be aza ianao any frantsa any de mbola manina ny tanindrazana foana ianao indrindra moa refa mba sendra mande @ radio vazo gasy ilay hira malagasy maminao fahiny iny fotsiny ohatra,de izay de efa manambara fa mbola tinao i Dagomalala.vao hira fotsiny aza izany ka maika fa ny....
il ne faut pas se fier aux apparence fa ny fihainoana ireo hira ireo anie ka tsy midika fa tiako i m e! tsy i m no tsy tiako fa ny olona vitsivitsy vendrana toa izany! xxx avis aux amateurs!
294. xxx
(
08/03/2007 12:47)

tondé fantatro hoe iza io xxx io ! Fa angaha raha hitanao fa nihaino hira malagasy ny olona dia tia an'i mada?? ça fait partie de la culture,bien sûr! Fa tsy midika hoe hiverina any aho na hanao an'itsy sy eroa mba hahazoana medaille! Voninahitra??? à d'autres! ça ne m'interresse pas! Je ne suis pas égoïste ni égocentrique mais les medailles, à d'autres!!!!Ha han!:!!
296. xxx
(
08/03/2007 16:30)
xxx:
il ne faut pas se fier aux apparence fa ny fihainoana ireo hira ireo anie ka tsy midika fa tiako i m e! tsy i m no tsy tiako fa ny olona vitsivitsy vendrana toa izany! xxx avis aux amateurs!
Inona ary ity tsy mahay mampiasa quote ity klé, tsy maahgaga :-D:-D:-D:-D:-D mbola ho ela mihintsy nareo izany klé:-D:-D:-D:-D,
297. xxx
(
08/03/2007 16:42)
xxx:
tondé fantatro hoe iza io xxx io ! Fa angaha raha hitanao fa nihaino hira malagasy ny olona dia tia an'i mada?? ça fait partie de la culture,bien sûr! Fa tsy midika hoe hiverina any aho na hanao an'itsy sy eroa mba hahazoana medaille! Voninahitra??? à d'autres! ça ne m'interresse pas! Je ne suis pas égoïste ni égocentrique mais les medailles, à d'autres!!!!Ha han!:!!
Ka iza ary le xxx ra hainao, maro be izy ireo...iza ary izy ra hainao???? mirediredy eo:-D:-D:-D:-D.
Diso hevitra ianao, tsotra fotsiny n ytanjonay hoy anay aminareo, refa azo ny boritra d mody maansoa ny tanindrazana manao ny adidy @ tanindrazana, fa tsy mbola hijnna aty ivelany hiasa aty sy hipetraka aty hampandroso ny vahiny alors que zareo vahiny aza efa mandroso, nefa ny gasy mbola mila fanodrosona bdb.
Milaza n yzava-misy zahay tompoko ra nilaza oe ny malagasy atsy à frantsa oe be wawawa fotsiny tsy haninna nefa ra jerena ny fampandrosona ny tanindrazana pokaty. ary tsy zay irery no milaza zany fa hiaraha-mahlala izany, fantapoko fantapirenena izany, ka zahay no sahy milaza izany eto de lazanay eto izany hahalalanareo ny zava-misy sy marina. Fa tsy midika akory izany fa manenjika sy mialona anareo velively izahay, non diso hevtra nareo, satria aiza moa no hahalalanay anay anareo any, sy izay fanananareo any, ka inona no hialonanay anareo, mba logique fa zavatra tsy mitombona zany. Ka ra mba milaza ny zava-misy zahay d tsy zakanareo ilay izy d miakatrafo nareo. alors le izy marina.
298. booboo
(
08/03/2007 16:52)
Dia inona tsara ilay tanjona tiana ahatongavana @ famerenena in-jato kely an'izany raha zany ? sa izany ilay hoe miteniteny foana ara-bakiteny ? :°)
Ohatra hoe : vary ny motika.
Dia maninona ? nisy nanontany sa hanome motika hafa sa haninona ?
Avereno hazavaina hatrany an-dreniny ndray hoe ity dinika ity ? kony ? :°):°):°):°)
:miam::miam::miam::miam::miam:

299. xxx
(
08/03/2007 16:56)
Fiffi:
eto hiany eh ! variana mamaky ny zavatra lazainareo eh ! de ozy zah hoe le fitsikerana rehetra ireo hitondra inona nefa ?
Non, tsy resaka fitsikerana sy fialonana mitsy reo ri Fiffi an,. ra fialonana no lazainareo azy d aiza no hialonanay anareo or nareo sy ny fanananareo any tsisy hainay popoka, ka inna no hialonanay anareo, ra manaraka ny logique ianao d hita fa tsy mitombona izany. ra fitsikerana no lazainareo, d lazainay oe tsy resaka tsikera izany satria zavatra lazainay de mivaingana hita-poko hitampirenena, porofo izany i sitlo aza nilaza fa efa naheno iznay koa t@ radio sy gazety, fa zahay ihany no sahy milaza izany directe eto @ serasera mba hahalalanareo ny zava-mizy d zay anjaranareo ny manamarina izany na tsia, zay ny valin'ny fanontaninao.
Tsy mila tambiny @ znay izahay, fa tsotra n yanay araka n yteny voalazanay anareo foana, ny anay d refa azo ny traikefa nalaina taty de mody izahay mampandroso ny tanindrazana fa tsy hampandroso ny vazaha izay hita fa efa mandroso, ny vokany eo ianareo mahita izy,ny ambangovangon'asa efa nolazanay anareo, mino ianareo tsara tsy mino ianareo tampis.
300. sakaizakely
(
08/03/2007 17:15)
tsy mino ianareo tampis
[size=13px]tant pis[/size] !
Pour quelqu'un qui a fait de hautes études :-D :-D :-D :-D