Gasy atsy Frantsa

321. kanto10 ( 11/03/2007 12:30)
aoka ranga zay a
322. Fiffi ( 11/03/2007 15:33)
f'ita hoa eh !
323. sipagasy ( 11/03/2007 21:51)
oadray, mahagaga koa ireto xxx ireto annnn, ianareo ve dia tsy mahay afatsy ny mitsikera izay lazain'ny sasany lava e!!!! tssss mba ny hevitrareo omena fa tsss:cry:
324. mpindrana ( 12/03/2007 16:42)
Diso adiresy koa angamba ny message nao Razoky e, aza afangaro mintsy fa manana ny filoham-pireneny ny malagasy, any angamba enao no tokony nandefa io message io fa tsy aty aminay mintsy. Misy rafitra mipetraka aty dago Ranamana, reo zavatra lazainao ireo dia tafiditra ao anatiny programme ny filoha daholo. Fa ny fanantanterahana izany no andraisanay ny anjaraborikinay. Safidy io Razoky a!! tsis ifanerena, ary ny baoritra azonay de natokanay amn zany indrindra. Nareo ko afaka mijanona any frantsa nareo any, tohizo le Zesta pokaty nareo, tsisy mangataka na 1Fmg aminareo koa eto ry akama a.

Koa samia ary manaja ny safidiny ,ary samia mandray ny anjara birikiny avy fa tsy hifanerena io , ary samia mizesta @ azy avy fa tsy hifanerena koa io ,fa raha lazainareo fa poakaty ny anay dia mba asehoy ny tsy maha poakaty anareo e!.
Hatramin'izao aloha dia resaka zesta no tena mankarary ny ainareo sy mahatezitra ary mampisafoaka anareo xxx ato .
Aiza re izany ry xxx e!.Resaka tsy misy dikany ka mahatezitra sy mampisafoaka . Resaka zesta.hahahahahahahahahaaaaaaa .Mampime nareo xxx reto ka
Afaka mizesta koa anie nareo e!
Tsy misy olana izany . Azo atao tsara mihitsy .
325. xxx ( 12/03/2007 18:26)
sipagasy:

oadray, mahagaga koa ireto xxx ireto annnn, ianareo ve dia tsy mahay afatsy ny mitsikera izay lazain'ny sasany lava e!!!! tssss mba ny hevitrareo omena fa tsss:cry:

Aiza ary enao zany ry sipa a!! Io ny hevitray io mazava be, NY GASY ATSY FRANTSA!! k'in ndray, na kiana io na tsikera io de io ny hevitray, de lazao ze fantatrao momba an io de zay.8O
326. xxx ( 12/03/2007 18:36)
mpindrana:

O Razoky e, iza zao no tena tezitra sy misafoka, sy marary aina eto?? Tsy lisany ve???. Izahay miteny ny hevitray ve no lazain lah fa misafoka.Kay le le.
Io ny hevitray io e, zay ko no fahitanay azy e,zesta pokaty nen lisany, tsisy tezitra amn zany eto, fa lisany no tsy mataty kiana de mivonto orona doly hahahahahaha.
Tsy fombanay lety ny mizesta a, tongava aty amn tanana lisany raha hijery ny santionany. "Vavolom-belony mpiasa ny bainga" fa tsy atao resabe eto.
Eo isika mahita izy............
327. sipagasy ( 12/03/2007 18:45)
xxx:

sipagasy:

oadray, mahagaga koa ireto xxx ireto annnn, ianareo ve dia tsy mahay afatsy ny mitsikera izay lazain'ny sasany lava e!!!! tssss mba ny hevitrareo omena fa tsss:cry:

Aiza ary enao zany ry sipa a!! Io ny hevitray io mazava be, NY GASY ATSY FRANTSA!! k'in ndray, na kiana io na tsikera io de io ny hevitray, de lazao ze fantatrao momba an io de zay.8O

Dia hamaly tokoa aza aho, hanome ny mba hevitro e!!!

Izaho moa izany ho an'ny tsy mahalala dia monina aty Frantsa e!!! ka tsy dia hitako loatra izay "zesta" izany; fa ny manodidina ahy dia samy revo @ fiainany daholo e! @ asa aman-draharaha isan-tsokajiny io, na any am-piasana na any an-trano e!, aty aloha tsy hisy izany hoe handeha hamangy havana rehefa alahady hariva e! hihihihih na izaho aza tsy hahavita kleeee. Ka tsy azoko koa aloha ilay dikan-teny @ ilay hoe "zesta" e! mila fanazavana kely hoe azafady!!!
Misaotra

328. xxx ( 12/03/2007 18:50)
xxx:

mpindrana:

Koa samia ary manaja ny safidiny ,ary samia mandray ny anjara birikiny avy fa tsy hifanerena io , ary samia mizesta @ azy avy fa tsy hifanerena koa io ,fa raha lazainareo fa poakaty ny anay dia mba asehoy ny tsy maha poakaty anareo e!.
Hatramin'izao aloha dia resaka zesta no tena mankarary ny ainareo sy mahatezitra ary mampisafoaka anareo xxx ato .
Aiza re izany ry xxx e!.Resaka tsy misy dikany ka mahatezitra sy mampisafoaka . Resaka zesta.hahahahahahahahahaaaaaaa .Mampime nareo xxx reto ka
Afaka mizesta koa anie nareo e!
Tsy misy olana izany . Azo atao tsara mihitsy .

O Razoky e, iza zao no tena tezitra sy misafoka, sy marary aina eto?? Tsy lisany ve???. Izahay miteny ny hevitray ve no lazain lah fa misafoka.Kay le le.
Io ny hevitray io e, zay ko no fahitanay azy e,zesta pokaty nen lisany, tsisy tezitra amn zany eto, fa lisany no tsy mataty kiana de mivonto orona doly hahahahahaha.
Tsy fombanay lety ny mizesta a, tongava aty amn tanana lisany raha hijery ny santionany. "Vavolom-belony mpiasa ny bainga" fa tsy atao resabe eto.
Eo isika mahita izy............

ilay sary manao basikety ve no bainga sa???
329. xxx ( 12/03/2007 20:01)
sipagasy:

Dia hamaly tokoa aza aho, hanome ny mba hevitro e!!!

Izaho moa izany ho an'ny tsy mahalala dia monina aty Frantsa e!!! ka tsy dia hitako loatra izay "zesta" izany; fa ny manodidina ahy dia samy revo @ fiainany daholo e! @ asa aman-draharaha isan-tsokajiny io, na any am-piasana na any an-trano e!, aty aloha tsy hisy izany hoe handeha hamangy havana rehefa alahady hariva e! hihihihih na izaho aza tsy hahavita kleeee. Ka tsy azoko koa aloha ilay dikan-teny @ ilay hoe "zesta" e! mila fanazavana kely hoe azafady!!!
Misaotra

Raha mila famaritana an le zesta ianao die mila miverina ery ambony de mamaky ny suite....
Fa mazava be raha ohatra ka tsy hitanao leizy, satria ianao de any Frantsa, tsy de mifanerasera amn oul. Fa izahay aty ivelany no mahita, na taminy fotoana nandalovanay tao, na koa mahita ireo gasy mody miala sasatra aty aminy tanana.
zay le izy ry sipa a.
330. xxx ( 12/03/2007 20:10)

efa hoe ilay zesta manao basikety ve no hoentina any dago???=))=))=)):-$
331. mpindrana ( 12/03/2007 20:22)
zahay ndray ry xxx tsy tezitra sy misafoaka @ resakareo eto an!.Reveko be aza ilay resaka .Mahafaka havizanana sady mampitsotsotra .Ho anay efa zatra gidragidra itony aloha dia mety aminay ny resaka toy izao e!.
Resaka no miady eto fa tsy totohondry akory .Ary resaka zesta no entinareo eto de valianay tsotra hoe : mba mizestiava koa e! .Zestiavo zahay aty frantsa .
Tena marary be ny ainareo fa mizesta le kofa avy aty frantsa lazaina fa tsy misy atao .Nefa mahaloa sarandalana lafo be .
Mampalahelo baina marina e! .Be fialonana loatra ianareo xxx fa tsy misy apoaka .
Vao avy nandeha mission t@ herinandro iny za io no mahita ity resaka ity de gaga be @ le toe-tsainan' xxx .Tena fialonana tanteraka sy tsy fitiavana ny hisondrotra mihitsy no taratra eo @ resaka lazain-dry xxx .
332. belaza ( 12/03/2007 20:41)
za alou aty dago fa tsy voazésta ny gasy any france zany e! mahagaga ahy i xxx voazésta io, mba manàna hambo fa aza manaiky zéstiavany olona avy any ivelany izany e, nareo ve sarimbàvy ry xxx a??, lehilahy ny tena, mijoroa fa aza manaiky zéstiavany olona eo:-:roll:
333. sipagasy ( 12/03/2007 21:00)
xxx:

sipagasy:

Dia hamaly tokoa aza aho, hanome ny mba hevitro e!!!

Izaho moa izany ho an'ny tsy mahalala dia monina aty Frantsa e!!! ka tsy dia hitako loatra izay "zesta" izany; fa ny manodidina ahy dia samy revo @ fiainany daholo e! @ asa aman-draharaha isan-tsokajiny io, na any am-piasana na any an-trano e!, aty aloha tsy hisy izany hoe handeha hamangy havana rehefa alahady hariva e! hihihihih na izaho aza tsy hahavita kleeee. Ka tsy azoko koa aloha ilay dikan-teny @ ilay hoe "zesta" e! mila fanazavana kely hoe azafady!!!
Misaotra

Dia mbola tonga indray aho,

Ka efa namaky izay voasoratrareo anie aho e!!!! ka ny fahitako azy dia toa alahelon-kanina ilay izy kouuuu tsy azo ampitahaina na oviana na oviana anie ny fiainana iainanareo any madagasikara sy ny anay aty Frantsa raha tsy hiteny firenena ivelany afatsy io aho e!!!! tahaka izany koa izany ny gasy any Italie sy any Soissa tsy hitovy fiaina na oviana na oviana ka mahagaga ahy ilay hoe mizesta ny any Frantsa, maninona marina tokoa ary no misy "karazana" fanenjehana tahaka izao ny fiainana e!!!! tsy aleo ve manasoa ny misy avy azy e!!!! raha te hanao bankety izy rehefa manao vakansy any an-tanindrazana inona ny olaan??? sa tadiavinao hanao kapa hoditra na fingotra na tsy haiko???? mahavariana ahy kannnnnn, sa sao dia efa tena mila mijery kely ny any aho ahitako izany hoe "zesta" izany?? hihihihihi:-*:-P

Raha mila famaritana an le zesta ianao die mila miverina ery ambony de mamaky ny suite....
Fa mazava be raha ohatra ka tsy hitanao leizy, satria ianao de any Frantsa, tsy de mifanerasera amn oul. Fa izahay aty ivelany no mahita, na taminy fotoana nandalovanay tao, na koa mahita ireo gasy mody miala sasatra aty aminy tanana.
zay le izy ry sipa a.

334. mpindrana ( 12/03/2007 21:04)
Aza manaiky zestiavanay izany ry xxx a!.ary aza resaka zesta koa no atao makarary fo .
Marina ny voalazanao ry belaza ,reveko be le toe-tsainao .
Ary tsy hizesta koa anie no aleha any ry xxx e!,raha ho ahy manokana aloha .
335. Vahinala ( 12/03/2007 21:42)
Tsy azo lavina kosa aloha fa dia misy mihitsy ny malagasy tsy ao Frantsa ihany fa rehefa any ivelany no manana toetsaina mampalahelo toy izany e. Za manokana efa mba tany ihany nijanona naharitraritra ary mbola mandeha matetika any ihany koa fa tsy dia hitako loatra izay tena antony izestiavana amle izy e, za aza mba tena gaga fa le toetsaina mihitsy no efa misy voa ny any sasany, tsy omena tsiny e !
336. xxx ( 13/03/2007 01:06)
belaza:

za alou aty dago fa tsy voazésta ny gasy any france zany e! mahagaga ahy i xxx voazésta io, mba manàna hambo fa aza manaiky zéstiavany olona avy any ivelany izany e, nareo ve sarimbàvy ry xxx a??, lehilahy ny tena, mijoroa fa aza manaiky zéstiavany olona eo:-:roll:

O Rabelaza a, aiza ary nareo no mipetraka, so de eny andranomanalina ary lisany na eny Isotry. Ry xxx de bandiny Tana lity e, naiza naiza alehan'ialahy de tonga de fantatra fona le zesta ny kil avy any Frantsa, zay lity manana bandy akama avy any US , Canada, Suisse sns... fa ry zalah avy ao Frantsa tena tssssssss, Pokaty e, so elah manaiky ho tsindriny amn vam sns... fa refa tena hita ny fiaina ndry lerony any Frantsa fa mi-galere hoy ny vaza, ny sasany tena hita we notapohiny nahita an-dafy.
Zay lity tsy votsindriny bandiny Frantsa zany a, ninin io, fa samy manana boritra avy any an-dafy raha zay no tin lah ho fantatra.
337. xxx ( 13/03/2007 02:05)
mpindrana:

Aza manaiky zestiavanay izany ry xxx a!.ary aza resaka zesta koa no atao makarary fo .
Marina ny voalazanao ry belaza ,reveko be le toe-tsainao .
Ary tsy hizesta koa anie no aleha any ry xxx e!,raha ho ahy manokana aloha .

Averina im-piry ary vo mahazo resaka lisany, tsy misy marary fo zany eo lity e.Sady tsisy voazesta zany, resaka mande no entinay eto, sady nahitanay porofo le izy. Lisany no tsy mataty kiana sady mandika vilana ko. Nareo ko angamba le bandy mipirina be reny ko, tsy mahita ny fahitan oul, mandehana lity boite sns... refa tonga aty e, mba mivoaha amn alina eny amn avenue, mandehana miodina, resto sns... Nareo ndray ve no ampianarina an zany e.
Aiza ary lisany zany kle.:-D:-D:-D:-D:-D
338. xxx ( 13/03/2007 02:17)
Vahinala:

Tsy azo lavina kosa aloha fa dia misy mihitsy ny malagasy tsy ao Frantsa ihany fa rehefa any ivelany no manana toetsaina mampalahelo toy izany e. Za manokana efa mba tany ihany nijanona naharitraritra ary mbola mandeha matetika any ihany koa fa tsy dia hitako loatra izay tena antony izestiavana amle izy e, za aza mba tena gaga fa le toetsaina mihitsy no efa misy voa ny any sasany, tsy omena tsiny e !

Zany ny olona mandinika zany, Tsy manao hevitra taingina sy bontolo be otran nen lisany, fa mba misaina,MAMAPALAHELO MARINA lesy le toetsaina ry vahinala. Nahita enao ary maneho ny hevitrao ry Vahinala, tsy midika akory zany we voazesta ianao.
Mazava aminareo angamba zay.
339. nikopol ( 13/03/2007 08:15)
Indraindray za mieritreritra hoe tsy misy ilaina fianarana fa fanariampotoana fotsiny :-D:-D:-D
340. sipagasy ( 13/03/2007 08:39)
mmhhh ny tiako ho fantatra indray ary dia izao e! mba afaka tanisainareo ve na lazalazainareo hoe inona avy ilay zeste e! hihih za mantsy tena vahiny @ ilay izy, hihihi :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.591