Gasy atsy Frantsa

381. xxx ( 16/03/2007 14:57)
Hahahahaha!!! misy karazan'oul ato kah.
17000 euros eeeeeeeeee
trano misy etage eeeeeeeeeee
fiara 6 eeeeeeeeeeeee

Mapme lety lisany a!!! Zesta doly ve zany e!!!hummmm
So de ataon elah fa donto ary ny xxx. Manotany basy amn Anglisy lety.
Ny brut an la lety tsy mihotra ny 2500euros, ary raha mbola tiny elah de mbola meko koa ny decomposition ny salaire anla.
Ny ny base anla kalou eo amn 85%, ny heure supp nla tsy mihotra ny 2%, ny primes an la eo amn 13%.
Ny salaire brut mensuel ny cadres any France lety no environ 5000euros a! fa elah iza??? Hahahahahaha
Ary aza sanatriavina fa ry XXX de mivoka any ivelany isan-taona, omany ny 4000 euros anla so de zesata fotsiny. :-D:-D:-D:-D:-D:-D

382. xxx ( 16/03/2007 15:10)
xxx:

Ary efa diso mitsikera loatra ny akamako xxx de tsy mahita le hoe : ambonin'ny 2000 euros le karamako ary ampiako indray hoe :fara-fahamboniny 17000 euros .
Tsy manofa trano za fa manana trano mitokana misy rihana roa ary azo asiana fiara 6 fara-fahakeliny eo an-tokontany .Mbola manana mihofa iray aza za ao Paris .Resaka livraison daholo izany ry xxx a!.OK!
Vao hanangana trano fivarotana iray indray ary @ ity taona ity .
Vola miditra no tanjona ry xxx fa tsy boritra mameno trano fotsiny a!.
Ary ny avantage any dago ra xxx tsy hisy raha tsy hoe Tale na sefo ela fa raha saofera kely ihany ny finoko ,ny karaman'ela aza mila tsy ho voaloha ka avantange no tadidiavina .Ny any am-paosin'ela aza tadiavin'ny fanjakana alaina ko!
Tadidio ry xxx fa raha tsy mbola midina 50 fmg ny ariary de mbola mijaly foana ny vahoaka ,de ho mafy foana ny fiainana ,de ny ambony foana no ambony de lasa voazesta indray le xxx avy eo na de tsy mizesta aza ny olona ,fa vao mamoaka euros fotsiny de efa hoe : mizesta izay .Aiza leitsy izany .
Raha azoko tsara mantsy de kofa teto @ tanana ihany ra xxx io fa voatsoka de izao tsy maty voalavo an-kibo izao ny resaka ataony eto .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Raha sanatria ka tonga aty ra xxx de tsy vitan'ny hoe :mahazo fiara miampy mpamily sy trano mitokana fa mbola omeko 4000 euros mandritra ny fotoana ijanonan-dra xxx aty . Ka ahoana .
Tsy misy asa ratsy izany lety eto ambonin'ny tany fa rehefa mahazo vola sy mahavelona ny vady aman-janak'ela de efa basy zay a!,Rehefa tsy mangataka @ olona ela de tsara .
Miandry ny manaraka indray ra xxx a!.

:-D:-D:-D aza be resaka eo eeeeeeeeeeee:-D:-D livreur hono ny asany de ....:-D:-D:-D:-D=))
Ny vazaha Frantsay tompontany aza tsy mandray 17000 euros/mois zany sady mbola tsy manana reo zavatra lazainao reo ao frantsa ao nefa Professeur Titulaire @ Université maromaro any izany, ka maika fa ze gasy vazaha-antaratasy livreur no asany...tsssssss!:-D:-D:-D:-D:-D =))
383. Lalah ( 16/03/2007 15:45)
inona no asanareo mandray $6000/month zany? sambatra nareo, ny any France mandray 17000 euros, ny any USA mandray $6000/month, zahay aty Madagacar 500000 Fmg/moi.
Ahoana mba tadiavo lalana any zahay ry xxx ao France mba hivoahana any an! tena serieuse aho an! za manko efa nody aty antanidrazana dia mbola mitady lalana handehana any France any. Valio io ry 17000 euros an!
384. xxx ( 16/03/2007 17:25)
Zavatra iray marina aloha de efa kofa teto frantsa io xxx io .Saingy indrisy ........
Mbola vao ny 1% @ ireo voalazan'ela ireo no hain'ela raha resaka fitsinjarana ny karama fotsiny ry xxx .Tsy mbola ny momba tournée sy ny accord @ société sy ny assurance sns ...akory ary izany .
Fa heverin'ela fa hisy vola miditra fotsiny sy mitete fotsiny ve eo .Miara-miasa @ societe ambony sy matanjaka lety a!ary ireo no mahita ny asan'ela matotra dia miara-miasa @ ela izy.
Maro ny étrange no manao izany eto fa tsy ny gasy fotsiny fa izay mahay mahita lavaka ihany .
Tokony ho fantatr'ela fa matoa betsaka ny vola miditra de betsaka izay ny asa atao ,ary raha kely ny vola miditra de kely izay ny asa atao.
Ary mba fantatr'ela moa ny vidin'ny tournée kely indrindra .Raha fantatr'ela ny vidiny de ho tsapan'ela ny lanjan'izany hoe : manao transports sy livreur izany .Raha manana tournée iray ela efa velona be mihitsy . Tsy tambo hisaina anie lety ireo karazana transports mitsangana isan'andro eto frantsa e!,misy raha ao zany .
Tsy tokony ahagaga an'ela raha tsy mahazo io raisiko io ny vazaha frantsay na ireo lazain'ela fa titulaire sy ny hafa koa satria mandeha isan'ora ny asany.
Fa raha tapaka indray andro ny livraison dia efa amina milliard maromaro no fatiantoka na eto frantsa na any @ ireo tany european ireo .Tara 2 heures aza ny fiaramanidina efa gravy be ny fatiantoka .Misy lanjany izany ny livraison ry xxx sady misy vola a!.
Raha tara aza ny solitany any dago efa tsy hifankahitana ny blem miseho .Izay no lazaiko hoe :tsy misy asa ratsy eto ambonin'ny tany ,fa ny fanajana azy ihany .
Ary aleo lazaiko an'ela tsara ny maha-matanjaka ny orinasa iasako sy miara-miasa amiko fa raha za no manary entana iray na mampifamadika entana iray fotsiny dia efa miala @ karamanko ny 4000 euros .Eo no ho eo ihany .Na entan'inona io na entan'inona .Ao anaty contrat izany .Jereo @ avantage fotsiny de fantatr'ela ny lanjan'izany hoe :rapport et qualité izany e!.
385. Vahinala ( 17/03/2007 10:14)
Toa lasa fifamaliana be ry reto izy zany fa kalam ihany an, isika samy malagasy ihany ve dia hifandramatra be toy izao nefa zara aza misy dinika toy izao ahafahana mifanerasera.
Samy manana ny toetsaina anie ny olona tsirairay e fa diso kosa aloha raha misy fitenenana hoe rehefa malagasy ao Frantsa dia manao izany avokoa, misy mihitsy ny manao za efa nahita tao Paris fa saingy tsy ny rehetra kosa.
Misy ny olona sasany manana toetsaina hafahafa angamba mihevitra ny tenany hoe ambony noho ny sasany rehefa any ivelany nefa samy manana ny fiainany io. Ka aoka ataontsika lesona ireo izay efa nanao an'izany dia ny manaraka no tsinjovina e !
386. booboo ( 17/03/2007 10:18)
aiza ndray ara xxx teo hamaly ndray :-D:-D:-D:-D:-D
387. xxx ( 17/03/2007 14:11)
Vahinala:

Fanamarihana kely alou ho an zay mamaky,ny hevitra no miady eto fa tsy olona, izay no atao hoe adi-hevitra. zay xxx manana ny hevitray de nareo koa manana nenareo tsy voatery hitovy hevitra ny olona, ary samy manana ny experience-ny sy ny zavtra niainany, tsy manery aniza niza haka lesona koa izahay. Dia avelao ny tsirairay hilaza ny heviny malalaka.
De aleo mba hitovy ny fitsipi-dalao Tompoko o. Aza fafana refa ry XXX no mba mamoaka ny heviny, efa in-droa amn zao no tsikaritray le izy. Mba cool e!!
388. xxx ( 17/03/2007 14:24)
booboo:

aiza ndray ara xxx teo hamaly ndray :-D:-D:-D:-D:-D

Eto ihany zay ry booboo a, fa refa tsy mahataty fotsiny ny sasany we voakiana de tokony hijan ho spect fa tsy manao ratsy toetra, mamafa izay voasoratra, mampalahelo ilay toetra, nefa mba miaina any amn tany mandroso hono.:{:{:{

389. Vahinala ( 17/03/2007 15:00)
Ka raha ady hevitra malalaka koa ilay izy dia tokony tsy manao xxx zany fa sahy mivoaka sy mijoro amin'ny heviny e, ady hevitra ny eto ka inona moa no hiafenana fa tsy azoko. Samy manana ny toetsainy sy ny eritreriny avy ny olona tsirairay dia mifanaja arak'izay fotsiny no tsara indrindra.
390. xxx ( 17/03/2007 15:51)

Tsy ny fanaovana xxx na ps tompoko no mariky ny fanajana, fa na manao ps zay na manao xxx mitovy ihany zany, satria ny ps tsy midika velively ny maha- izahay anay, afaka mamorona ps amn zay tinay anovana azy ange zay e!!! Ka ataoko fa tsy any le olana. Fa aleo mba hazava fotsiny le fitsipi-dalao eto ary aoka mba hajaina ny hevitry ny hafa, tsy mitovy hevitra aminao.
391. bozylove ( 17/03/2007 20:41)
xxx, marina ny lazainao fa mafy ady ny malagasy aty andafy, na tafita na sahirana. Marina ny anao aleo janona any tanindrazana raha misy asa ahazaoana mividy sakafo sy trano petrahina.8)
Aty andafy mafy ady aratsaina mijanona vahiny foana, tratra ny fanavakavahana tsy maintsy miady saina entina hiady @ vaza raha te hijanona ny mahaizy aza @ mahamalagasy. Terena i s'integre s'integre ny vahiny; any malagasy sasany lasa miseho ho tena vaza dia adino ny maha malagasy.

Raiso ny dimy xxx an! ise no tena milay :)
392. Fiffi ( 17/03/2007 21:18)
vitaaaaaaaaaaaaaaaaaaa hooooooaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!
393. Vahinala ( 17/03/2007 22:56)
xxx:

Vahinala:

Ka raha ady hevitra malalaka koa ilay izy dia tokony tsy manao xxx zany fa sahy mivoaka sy mijoro amin'ny heviny e, ady hevitra ny eto ka inona moa no hiafenana fa tsy azoko. Samy manana ny toetsainy sy ny eritreriny avy ny olona tsirairay dia mifanaja arak'izay fotsiny no tsara indrindra.

Tsy ny fanaovana xxx na ps tompoko no mariky ny fanajana, fa na manao ps zay na manao xxx mitovy ihany zany, satria ny ps tsy midika velively ny maha- izahay anay, afaka mamorona ps amn zay tinay anovana azy ange zay e!!! Ka ataoko fa tsy any le olana. Fa aleo mba hazava fotsiny le fitsipi-dalao eto ary aoka mba hajaina ny hevitry ny hafa, tsy mitovy hevitra aminao.

Fa hono hoa aloha e, inn le mampatezitra be anao fa tsy azoko mihitsy, toa tena miakatra be zany se ko !
Zao fotsiny e, za anisany nanaiky mihitsy fa misy tokoa ny malagasy manao toetsaina hafahafa ireo izay mipetraka any ivelany, fa tsy ekeko kosa raha toa ka hiteny ianareo hoe ny malagasy rehetra no manao izany. Samy manana ny toetsainy hoa io ary tsy ny malagasy irery ihany anie e.
Omeko ohatra tsotra ianao, indray mandeha aho nandalo tao Paris niaraka taminy namako, nifanena tamina malagasy hafa izahay dia efa mba faly ery ny tena hoe hay ireny mba misy mpiray tanindrazana, efa nitsikitsiky, nivonona hoe mba hiresaka kanjo havona be no navaliny anay no sady nangarika. Io ilay karazana ratsy saina.
Misy koa anefa ny tsara saina sady mahafinaritra satria tamza tany Normandie indray dia mandeha tsotra eny andàlana eny aho no misy miantsoantso tampoka hoe "manahoana ranabavy a !" dia faly ny tena ka na olona tsy fantatra aza lasa miresaka hoazy, mahafinaritra ny toy izany.
Izany no midika fa tsy ny malagasy rehetra any ivelany dia ratsy saina avokoa ary ireo izay namana mifampiserasera eto koa dia olona malalantsaina daholo, mahay mifandray hoazy eny fa na dia tsy mifankahita tava aza, ao ny any Frantsa misy ny any am firenena hafa koa. Mba efa naharitraritra teto amty serasera iray ity aho ka ataoko fa afaka milaza hoe izay olona rehetra mifampitafa amiko eto dia tsy misy manao toetra toy izany ka asa raha ilay malagasy ato amty site ty mintsy ve no tianao asiana mafy sa ahoana !!!!!
394. sitlo ( 18/03/2007 00:33)
Vahinala> miala tsiny aminao aloha tamin'ny fanoratana lava be fa rano an-damosim-borona ihany no fandraisan'i xxx an'izany.

:^^:^^:^^:^^:^
:-*:-*:-* :-*:-*:-*

Nahitsin'i lanto
novalian'i sitlo ny 23/03/2007 11:11
395. xxx ( 18/03/2007 03:57)
bozylove:

xxx, marina ny lazainao fa mafy ady ny malagasy aty andafy, na tafita na sahirana. Marina ny anao aleo janona any tanindrazana raha misy asa ahazaoana mividy sakafo sy trano petrahina.8)
Aty andafy mafy ady aratsaina mijanona vahiny foana, tratra ny fanavakavahana tsy maintsy miady saina entina hiady @ vaza raha te hijanona ny mahaizy aza @ mahamalagasy. Terena i s'integre s'integre ny vahiny; any malagasy sasany lasa miseho ho tena vaza dia adino ny maha malagasy.

Raiso ny dimy xxx an! ise no tena milay :)

Misaotra anao ry bozylove :-*, hainao mintsy ny namoka an le hevitra, izay no tsy takatry ny sain dry zareo mpisera eto, fanamarihana no ataonay fa tsy hoe manakiana be fahatany, fa milaza le zava-misy izahay.Izay no mahatonga anay hanavaka ny toetsain`ny gasy ao Frantsa satria io no hitanay.
De betsaka ny miaka-pofona eto.

Milay lesy Rabozylove a!!!:-*

396. xxx ( 18/03/2007 04:16)
Vahinala,

Tsy tezitra mintsy izahay XXX fa nisy hafatra napetrakay teto ho an Dranamana xxx 17000euros, de natao fanahiniana nofafana le izy, de nanao fanamarihana izahay, fa na de eto aza dia hita le toe-tsaina hafahafa.
Miombonkevitra aminay ianao ary nahita porofo tamn ilay toetsaina malagasy any frantsa, misy hoy ianao fa tsy ny retraretra. Tsy mametraka olana amn zany izahay satria zay no hevitrao ary zay no hitanao, fa zahay kosa manana ny fahitanay azy fa saika ny gasy rehetra any frantsa no manana toe-tsaina iraisany ka mahatonga anay hanao le fanamarihana.
Tsy mitodika manokana amn mpisera eto izahay raha nilaza ny hevitray, zahay tsy nanao we gasy ao amn serasera, fa nataonay we, gasy atsy Frantsa aleo hazava. Fa ny zavatra tsapanay kosa de na dia tsy ni-confirme direct aza ireo gasy eto amn serasera fa misy tokoa le toe-tsaina hafahafa amn gasy any frantsa, de hitanay aminy fomba famaliny eto fa saika manaporofo aminy fomba ankolaka daoly ry zareo, ary voakasik'io resaka io daholo.

Misaotra amn fandraisanao anjara.

397. xxx ( 18/03/2007 04:39)
Fanamarihana ho an xxx 17000euros.

Nolazainay teto maly, fa nisy namafa mou le izy, fa tsy fiteny lety izany rapport et qualite zany a, tsy hampianatra anla zay fa manao fanamarihana, matoa elah miteny rapport de zavatra anakiroa no ampitahaina elah ex: rapport qualite-cout, rapport qualite-prix sns...
Rha societe matanjaka no iasan la lety de tokony hanana syndicat lisany, ny convention collective lisany no mamaritra ny resaka aventages sociaux (assurances sns...), ny indemnites sy ny primes an lisany zany no tsy nidirako en detaille raha zay no tedavin la.
raha tsy syndique ny societe iasan la de tsy maintsy manana contrat lisany na contrat individuel io na collectif de io no mamaritra ny aventages nela. fa en general efa nomeko an la io ambony io ny decomposition ny brut mensuel anla.
Hita ao anatiny contrat an la ko lety ny resaka sanction a, ny vaza ko lty tsy adala, refa tsy manao ny asan la aradalana elah de may ny 4000euros anla. Ary betsaka ny societe manao an io fa tsy neny lisany irery.
Betsaka ny bandy akamako any Frantsa manao an io resaka livraison io lety a, misy manana master aza ny sasany, fa elah aza mampiresaka .....:-D:-D:-D:-D

De mbo atoroy lavaka hono razoky i lalah.:-w:-w
398. diamondra27 ( 18/03/2007 08:40)
zao no izy ry xxx:

mampime ahy daholo le resaka

mety tafitohina ianao t@ nataon'ny sasany (fihetsika , fiteny, fampanantenana, na gestes etc...) @ gasy avy aty france. Marina tokoa fa misy be gestes izy ireo rehefa tonga any dago , kanefa misy ihany koa ny gasy ka manja toa an'ireo zay maneho izany eto.
Dia aza atao dans le même panier tsony le gasy rehetra (somary asiana teny vazah kely fa izany le expression)

Dia anampiako izany rehetra izany dia inona ny olona raha toa ka mba misy mahasoa andry zareo aty france na dia mafy ady aza izy ireo.

Ny vola fitady, ka raha tsy mangalatra fotsiny dia ataoko hoe: tsy misy maharatsy izany, mba manao bizna izy na dia mikredy aza.

Fa ny tena tsy mety kosa klou de tena marina fa tsy azo idiran-trano le gasy sasany ao paris fa kely loatra ny tranony sy menatra ry zareo ampiditra anao any aminy (tena misy io fa tsy azo lavina fa tsy ny rehetra akory), misy ny sasany izany de miresaka aminao eo ampotom-baravarana fa tsy mampandroso an!
De tokony fantanareo koa fa aty fransa koa misy an'izany hoe: tsy maintsy mi-tél aloha vao afaka mamangy fa tsy mety zany tonga à n'importe kel heure zany. De rariny raha misy gasy tsy tia zany la vie zany.
Rehefa avy eo manko le olona mamangy ange mitantara any @ olon-kafa oe: ny tranon'ny ranona tahaka izao sy zao , de tsy ampidiriny antrano ianao e!
399. xxx ( 18/03/2007 12:29)
Nolazainay teto maly, fa nisy namafa mou le izy, fa tsy fiteny lety izany rapport et qualite zany a, tsy hampianatra anla zay fa manao fanamarihana, matoa elah miteny rapport de zavatra anakiroa no ampitahaina elah ex: rapport qualite-cout, rapport qualite-prix sns...
Rha societe matanjaka no iasan la lety de tokony hanana syndicat lisany, ny convention collective lisany no mamaritra ny resaka aventages sociaux (assurances sns...), ny indemnites sy ny primes an lisany zany no tsy nidirako en detaille raha zay no tedavin la.
raha tsy syndique ny societe iasan la de tsy maintsy manana contrat lisany na contrat individuel io na collectif de io no mamaritra ny aventages nela. fa en general efa nomeko an la io ambony io ny decomposition ny brut mensuel anla.
Hita ao anatiny contrat an la ko lety ny resaka sanction a, ny vaza ko lty tsy adala, refa tsy manao ny asan la aradalana elah de may ny 4000euros anla. Ary betsaka ny societe manao an io fa tsy neny lisany irery.
Betsaka ny bandy akamako any Frantsa manao an io resaka livraison io lety a, misy manana master aza ny sasany, fa elah aza mampiresaka .....

Ny andehanako aty an-tanin'olona aloha ry xxx de hitady ravin'ahitra sy hanangona vola arak'izay azo atao.Tsy miraharaha izay resaka hafa afa-tsy zay za.Aty aloha za zao de reveko aloha na de tsy taniko aza .Tsy quoi izay zava-misy eto frantsa eto .Vola no tanjona de manangana ny ho vantanina any Dago ihany .Ny any no atao izay ahatsara azy sy hisian'ny vola miditra koa ary mba hanomezana asa ho an'ny vahoaka any koa .
Tsara aloha rehefa hain-dra xxx tsara ny fandehany sy ny fipetrany rehetra saingy resaka mbola sarotra be ny hanazavana azy @ dra xxx satria ,mbola misy resaka hafa betsaka ao ambadika fa tsy ary ho voatanisako eto daholo.
Manarak'izany de tsy hoe resaka kilalaon-jaza akory io lazaiko io fa resaka iraisam-pirenena ary izay no tsy takatry ra xxx hatramin'izay .nalefako ihany ny resaka hitsapako ny toe-tsain'ny laisany hay ka resaka vola no tena tao an-tsain-dra xxx ,fa tsy hoe :matoa izy mahazo io sosy io, de efa asa goavana izany .
Zay aloha dia efa manamporofo fa vao mahita le sosy ra xxx dia efa taitra fa tsy manadihady aloha .Asa henjana no atao matoa izay no vola azoko .
Tsara rehefa manana master ho azy ny mpanao livraison ary mamporisika ny toy izany aza za .aleo hipetraka izahay mampiasa sy manana semi-remorque bdb sy mampiasa sambo itony ,fa tena kely ny sosy miditra aminay satria raha azoko tsara izany dia mihoatra io lazaiko io ny azon-dry zalahy manana master naman-dra xxx isam-bolana .
Sady vita koa ny fakana aina ry xxx fa hiasa indray manomboka ny alatsinainy fa dia mazotoa e!
Aleo ho lazaiko an-dra xxx fa direction Allemagne ny semi 7 manomboka ny alatsinainy izao de 3 mois any ivelan'ny frantsa any aloha ankoatra ny miasa mandeha sud .Tsapan-dra xxx @ izay ilay tokony ho vola miditra .
Aza tonga dia manabaty avy hatrany rehefa misy resaka miseho toy izao ,fa matoa za tonga @ toerana toy izao de nihafy aloha ary nihezaka sy nilofo hikaroka vola satria aty an-tanin'olona ny tena.Tonga @ zavatra iriko za zao de izay .Manomana ny ho aviko za .Manangana ny azoko atao any an-tanindrazana indray hanampiako ny mpiara-monina .Mila faharetana ny zavatra rehetra ry xxx fa tsy vita ao anaty fotoana fohy akory .
de bonne courage sy bonne voyage ra xxx a!,rohay aloha za ho any allemange e!.

400. Vahinala ( 18/03/2007 13:10)
Fa iza ihany le xxx e, to xxx le mpanoratra nefa xxx koa ilay resahana; resaka mampme be izy zany fa tsitako mintsy ny anasivana olana be eto. Samia manana ny fiainany sy ny fomba fisainany dia zay tapitra.
Tsy misy miakatraka aminareo xxx mihitsy eto fa ianareo aza no toa lasa miakatra am ts aminapa ka mampme be le resaka !:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.172