Gasy atsy Frantsa

361. xxx ( 13/03/2007 23:29)

[/quote]

fa maninona raha avy eny andranomanalina na isotry?? fangaha tsy eto tanà ireo???:roll:tena avaram-pianarana marina i xxx ity raha ny firesany no dinihina:-D hay ve ka manindry koa ny vam e???=))ary sô de mba tena bôritra arabakiteny ary ny ananlà io
[/quote]

Tara be lety elah a. mandana mba makeny amn avenue amn alina fa tsy mahita ny fahitany oul de alaharo eo ny vam anla raha misy alahatra elah (Pointe...), mba mijereva irony fampisehoana vam eny arivomamo, Antanimena sns..., mandana mijery RIM, mankanesa eny amn circuit ny Lazaina.... Ouffffffffffff.Taraiky be nareo zany. Aleo ny akama mipirina eny Anjamanalina sy eny isotry fa tena depasse hoy ny kofa. dray dray dray dray dray. Tsindry lety ny vam a.:-D:-D:-D:-D:-D



362. belaza ( 14/03/2007 09:37)
rehefa nahavita fianarana avy any andafy ka be bôritra ohatranlà izany dia tsy maintsy manenjika anireo voalazan'là ireo:roll:? ireo no atao hoe haitraitra raha tsy fantan'là ry xxx avarampianarana a! tsy laharampahamehana ireo; sao de varina lôtra eny ary elà ka hadino indray le hoe mahavita be ho any madagasikara, de aza adino zahay ety andranomanalina e:lol:
363. xxx ( 14/03/2007 14:52)
belaza:

rehefa nahavita fianarana avy any andafy ka be bôritra ohatranlà izany dia tsy maintsy manenjika anireo voalazan'là ireo:roll:? ireo no atao hoe haitraitra raha tsy fantan'là ry xxx avarampianarana a! tsy laharampahamehana ireo; sao de varina lôtra eny ary elà ka hadino indray le hoe mahavita be ho any madagasikara, de aza adino zahay ety andranomanalina e:lol:


Zany lety no atao we manala azy e. Refa reraky ny mi-trav de mba manala azy.
Fanamarihana ho any akama an, expression le we bandiny tana sy le we avy eny andranomanalina, fa revo misy mikozy an zany elah de mandiniha tena. :{:{:{

364. xxx ( 14/03/2007 15:23)
zzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzzz
365. Fiffi ( 14/03/2007 15:41)
mbola tsy vita foana ve izy ity ? :roll:
366. xxx ( 14/03/2007 16:32)
Tokony efa vita amin'izay fa efa MANAIKY I XXX hoe MISY gasy ao Frantsa be zesta, fa tsy hoe NY GASY AO FRANTSA be zesta :lol:

Izany hoe raha fintinina dia fanamarihana tsisy ilavana azy no nataon'i xxx, satria mila hanerana ny tany dia misy gasy be zesta, na any Dago aza :lol::lol::lol:
367. booboo ( 14/03/2007 16:48)
:-D:-D:-D:-D
368. Fiffi ( 14/03/2007 17:26)
vitaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!!!!!
369. booboo ( 14/03/2007 18:14)
kou klou fa xxx mbola tsy namaly :°):°):°):°)hihihihi
370. xxx ( 14/03/2007 18:44)
xxx:

Tokony efa vita amin'izay fa efa MANAIKY I XXX hoe MISY gasy ao Frantsa be zesta, fa tsy hoe NY GASY AO FRANTSA be zesta :lol:

Izany hoe raha fintinina dia fanamarihana tsisy ilavana azy no nataon'i xxx, satria mila hanerana ny tany dia misy gasy be zesta, na any Dago aza :lol::lol::lol:


Aiza ary enao zany ranamana,vakio tsara, izahay wa tsy mahita an zany, i vahinala no miteny we misy, fa nenay de ny gasy ao Frantsa no fantatray, ary zany manerana ny tany zany tsy hitanay fa mba betsaka ihany ny firenena efa nitsahany tongotray. Raha azoko tsara miaiky koa ianao fa misy!!! ary aza manao hevitra bontolo be amn manaraka. Nareo mahita fa misy fa nenay de ny gasy ao Frantsa mintsy no fantatray sy hitanay.

Bon! tsisy ilaivana azy ozy enao le fanamarihana! c'est pas grave!!! Fa refa manao an le zesta nareo de ho tsaronareo ry xxx we ity marina le volazany ndry zalah xxx kle.:-D:-D
371. belaza ( 14/03/2007 20:50)
ndraso aloha mba handinika kely za ra xxx a, toa mbola tsy nahita olona ambony aminy asany nanao Pointe izany za klè, afatsy elà io angamba=))=)); efa haveriko impiry fa MATOA ELA MAHITA HOE MIZESTA NY OLONA IRAY DIA MAHATSIARO HO VOAZESTA ELA ZAY, izany hoe tsy misy hatao izany elà fa lasa vavany fotsiny:@:@
372. Fiffi ( 14/03/2007 22:10)
vitaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!!!!
373. xxx ( 15/03/2007 03:22)
belaza:

ndraso aloha mba handinika kely za ra xxx a, toa mbola tsy nahita olona ambony aminy asany nanao Pointe izany za klè, afatsy elà io angamba=))=)); efa haveriko impiry fa MATOA ELA MAHITA HOE MIZESTA NY OLONA IRAY DIA MAHATSIARO HO VOAZESTA ELA ZAY, izany hoe tsy misy hatao izany elà fa lasa vavany fotsiny:@:@


:-D:-D:-D:-D Fa nga mou lety refa manao pointe de asina soratra ny vam we ministra ty na directeur ty hahahaha, sady tsy ho ary ho kobon la doly anie ry zalah eny e,lazaiko an la fa ny olona eny amn avenue manala azy de olona manana ny mahaizy azy doly, na farafaharatsiny zanaka oul deba. Zay lety manao ny asanay sy ny andraikitray fa refa mivoka tao anaty birao zay de manana ny fombanay, manala azy otran oul retraretra.
Tsy hitan elah angaha ireny olona ambony manao fitondrantena tsy mendrika ireny (manao sipa....) sa ve ozy elah hoe refa mitana andraikitra ambony de masina doly,fanamarihana nena iny, zay tsy manao an zany fa refa mahavita ny asanay zay de mba manana ny revinay koa.
De lazao ary fa voazesta doly koa ireo olona milaza we misy tokoa ny gasy mizesta eran-tany hahahahahahaha
Sady nen lisany ange lety le zesta inversement proportionnel amn le andraikitra tazominy lisany e. Fa raha deba elah any france no mizesta. Behh la, c'est correct.
374. booboo ( 15/03/2007 12:33)
:-D:-D:-D an'i xxx hafa ndray zao mamaly :-D:-D:-D
375. xxx ( 15/03/2007 19:20)
ity indray xxx aty frantsa ry xxx .
Manao livraison ary mikarama ambonin'ny 2000 euros .Mahazo avantage bdb eo @ orinasa iasako za (prime ,gazoil,phone,13 mois ,credits,fiara ,congé payée ,sns ...).Ary aleo tsoriko @ ela fa CDI za .
Ka ahoana .Heverin'ela fa ho velona i frantsa raha tsy misy mpanao livraison na ho velona ireo tany mandroso ireo raha tsy misy mpanao livraison .
Sao heverin'ela asa ratsy ary io ry xxx . Ela milingilingy 'eny @ birao nefa zara raha mandray ny 1/3 ny karamako akory aza .Tsy maninona na tsy hiteny ny karaman'ela aza ela fa tsy hiotra an'io akory .
Za mandeha dago 2 fois par ans ary alohan'ny société ny 1/3 ny frais-ko ,ary koboko daholo ny fikan'ny lesany ao dago ao ,fa tsy ho avoakako eto daholo fa samy olon-dehibe .
Fa mba asio hajany ihany ny resaka atao letsy e!.De lazao indray fa mizesta indray za .Tsy blem zany sady tsy quoi ko .Omeko porofo ela isany dia io asehoko io ny porofo . Aafaka manao izay tiako atao za .Izay no tanjoko de efa tsara .

376. xxx ( 15/03/2007 21:13)
2000euros /mois ve?:roll: tssssssss, tsy miteny izany!
Mba farafahalalikamatiny farany ambany mba mi-touche 6000$US/mois net miala rehetra io impot ets.Tena mbola mijaly ihany laisany any ra izany kan!:P
377. belaza ( 15/03/2007 21:24)
:roll:
378. xxx ( 15/03/2007 22:31)
Zany ny akamanay any US zany Razoky e!!!
Deba lery fa tsy 6000USD akory ny karaman io fa mbola hummmmmmmmm...aleo tsy lazaiko fa so de we mizesta zay.

Efa arakay anie lety fa livreur sy chauffeur daoly ny asany ankamaroany bandy any e. Za ve lety mba nahita fenarana sy nahazo boritra de hanao livreur anla any,tsy miady amn piece nay zany e. Aleonay miasa aty amn Tanana. tsy ilaza ny karamako sy ny aventages-ko amn la ko za fa hummmm milay letsy e!! Ampy ana tsara, sady misy irevena milay.
2millions ny hofan-tranoko fa dray dray dray. Milam e, ary nen la mba otrin ny hofan-trano de firy ny chambre de......oka zay fa so de mody aty eo nekama.:-D:-D:-D:-D

Tongava aty amn Tanana refa mandalo fa loge-nourri-vehicule elah miaraka amindry xxx e.
379. belaza ( 16/03/2007 08:04)
so de tatahana ary ny akama rehefa tonga aty a!:@
380. xxx ( 16/03/2007 10:54)
Ary efa diso mitsikera loatra ny akamako xxx de tsy mahita le hoe : ambonin'ny 2000 euros le karamako ary ampiako indray hoe :fara-fahamboniny 17000 euros .
Tsy manofa trano za fa manana trano mitokana misy rihana roa ary azo asiana fiara 6 fara-fahakeliny eo an-tokontany .Mbola manana mihofa iray aza za ao Paris .Resaka livraison daholo izany ry xxx a!.OK!
Vao hanangana trano fivarotana iray indray ary @ ity taona ity .
Vola miditra no tanjona ry xxx fa tsy boritra mameno trano fotsiny a!.
Ary ny avantage any dago ra xxx tsy hisy raha tsy hoe Tale na sefo ela fa raha saofera kely ihany ny finoko ,ny karaman'ela aza mila tsy ho voaloha ka avantange no tadidiavina .Ny any am-paosin'ela aza tadiavin'ny fanjakana alaina ko!
Tadidio ry xxx fa raha tsy mbola midina 50 fmg ny ariary de mbola mijaly foana ny vahoaka ,de ho mafy foana ny fiainana ,de ny ambony foana no ambony de lasa voazesta indray le xxx avy eo na de tsy mizesta aza ny olona ,fa vao mamoaka euros fotsiny de efa hoe : mizesta izay .Aiza leitsy izany .
Raha azoko tsara mantsy de kofa teto @ tanana ihany ra xxx io fa voatsoka de izao tsy maty voalavo an-kibo izao ny resaka ataony eto .:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Raha sanatria ka tonga aty ra xxx de tsy vitan'ny hoe :mahazo fiara miampy mpamily sy trano mitokana fa mbola omeko 4000 euros mandritra ny fotoana ijanonan-dra xxx aty . Ka ahoana .
Tsy misy asa ratsy izany lety eto ambonin'ny tany fa rehefa mahazo vola sy mahavelona ny vady aman-janak'ela de efa basy zay a!,Rehefa tsy mangataka @ olona ela de tsara .
Miandry ny manaraka indray ra xxx a!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2208