Mitady 4x4 hofaina

1. sahonfra ( 18/02/2007 15:32)
Mitady 4x4 (3 portes )na fiara (voiture de plaisir en bon état) hofaina une semaine ka hatramin'ny 1 volana amin'ny volana may. Koa raha manana ianao dia manorata ao @ diary_ko@hotmail.fr
novalian'i sahonfra ny 22/02/2007 21:27
2. cuhn ( 19/02/2007 06:44)
salut
misy nissan terrano ao antananarivo . Antsoy ity nomerao ity fa izaho monina aty la réunion . 0331470942. Demander Roselynn . Voilà . A bientôt
cuhn
3. Herimiafina ( 20/02/2007 22:20)
Anontanontanio koa ireny tompona taxi-be makeny Ankatso-Ambohijatovo ireny fa mampanofa 4x4. Izay no hany haiko!:°)
4. LazaDaddy ( 21/02/2007 04:18)
5. sahonfra ( 22/02/2007 21:27)

Misaotra betsaka
fa ny tsara dia mba mandefa proposition @ mail ianao na i Roselynn satria tsy ho vita an-telephone ny resaka
Merci
diary_ko@hotmail.fr


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0699