Izay mivoaka avy amin'ny vava dia avy amin'ny fo.
1. niryna
(
17/02/2007 08:17)
Oha 4:23-24.Tandreno ny fonao mihoatra izay tokony ho tandremana fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Esory aminao ny vava mandainga ary am-palaviro aminao ny vava mamitaka
Ity misy torohevitra mety mahasoa anao
Esory ny fo feno fankahalana,ny saina feno tebiteby,ny molotra mailaka ny hiteny tsy ampy fiheverana.Fenoy fitiavana ny fiainanao,mamela ny tenenao,mahaiza mamela ny hafa ,mihira matetika ary mivavaha mandrakariva
Ary mitandrema tsara fa sao hisy iala amin'ny fahasoavan'Atra,fandrao hisy faka mangidy mitsimoka hampikorontana,ka ho voaloto ny maro.Heb 12:15
Ny fahasiahina mifangaro fahatezerana avoakan'ny vava sy ny fihetsika dia anisany iray mivoaka avy amin'ny fo
Inona no mety ho antony?
Tsy fahazoana valim-pivavahana, ny hatezerana izay miboika ao anaty,tsy fahatokisana an'Atra,ary ny olana ara-tsaina sy vatana samihafa.
Mety misy antony hafa ihany koa ka raisina an-tanandroa ny fizarana izany @ ny namana 8)
Inona no mety hitranga?
Fanomezan-tsiny ny hafa(blame),tsy manaiky hoe misy olana ao aminy.Marary fotsiny ny foko hoy izy. Kanefa ny Efe 4:26,31,32 milaza fa "Tezera fa aza manota,ary aoka tsy ho tratry ny masoandro miletika ny fahatezeranao.Aza manome fitoerana ho an'ny devoly..Esory aminareo ny fo lentika rehetra sy ny fahavinirana sy ny fahatezerana sy ny fitabatabana sy ny lolom-po rehetra,ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namana avy hianareo.
Ireo izany no mety mahatonga ny olona ho tezitezitra ary mamoaka ny hatezerany amin'ny vavany.
Mety mahita antony hafa koa ve ianao?

novalian'i prime ny 07/03/2007 07:51
2. xxx
(
17/02/2007 18:45)
Niryna a tena ilaiko io toro-hevitao io.Mpamaky ny size nalefanao aho.Mamaly vavaka ve A/tra?Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve A/tra?
Lahy aho ary fony mbola zaza aho dia niviravirain'ny raiko sy ny dadatoako.Tsy mety mitia vehivavy intsony aho,ny antony dia tsy fantako tanteraka,ampijalian'ny olon-tiako aho na efa nomeny peratra aza aho fa hivady izahay roalahy.Ny ao an-tsaiko? Io blame teneninao io.Nantsoin'A/tra ho mpitandrina ny raiko.Tsy te-hiresaka aminy aho.Hifamela? Tsia.Narary ahy ny nataony tamiko.Dimy taona izahay tsy nifampiresaka .Hatramin'izao izy miangavy ahy hamela azy hono fa izaho tsy mety.Lazain'ny mamako fa mitomany foana hono izy isan'andro.Isaky ny taona nahaterahako hono dia mividy carte foana izy nandritry ny dimy taona.Nanome hery ahy ny teninao milaza hoe mahasoa ity toro-hevitra ity.Ny zavatra tsy azoko ary ilaiko valiny ho anareo rehetra dia maninona izy no nantsoin'Atra ho mpitandrina?Misy hery manosika ve aho tsy hamela azy?Isaky ny mieritreritra izany aho dia tsy tiako ny tenako.Izay olona manodidina ahy dia halako daholo.Toa faly,tsy misy olana ao anaty.Izao aho vao sahy mivaky ny adi-tsaiko fa mavesatra ato am-poko ilay izy.Ary marina ny teneninao fa vokatry ny hatezerako aminy ato anaty foko dia mamono eritreritra amin'ny toaka aho.Afaka kely aloha ilay izy e fa avy eo indray dia miverina.Ny teny ratsy moa dia aoka fotsiny,lehilahy aho kanefa tiako ny mifosa,manenjika ny olona,misy kilema daholo ny olona eo amiko.Tapenako io toetra ratsy io ny ato anatiko ka hitako daholo ny tsinin'ny olona manodidina ahy.Mivavaka aho fa tsy mety afaka ny ratra ato am-poko.Hoy ny namako hoe satria tsy tiako ialany ny famelan-keloka any raiko.Marina ve izany?Raha tsy mamela azy aho izany dia tsy hihaino ny vavako A/tra?

3. mbolasoa
(
18/02/2007 13:29)
MAnaiky io voalaza ao 0 efesiana io tanteraka aho, Efa voalaza ao @ matio 15 : 19 -20 koa fa avy ao @ fo no ivoahan'ny saindratsy rehetra...
Koa raha ny foheverako azy dia ny fo mihintsy no tsara angatahana ho diovina, oentina ambavaka isan'andro satria raha ny herinao manokana dia tsy ahavita hanala ny lolom-po, sy ny alahelo ao @ io fo io, nefa izany rehetra izany no mahatonga ny olona hanaonao foana indraindray. Koa mahereza ao @ Tompo fa satana tsy kely lalana, Raha misy mahatezitra anao dia aleo "Jeso no hiady ny adinao fa ianao kosa hangina"

5. prime
(
19/02/2007 10:42)
Misaotra niryna a... tena zava-dehibe mihitsy izao fampatsiahivana ataonao izao no sady lehibe dia lehibe eo amin'ny fiainam-pinoana...
6. naughtyboy
(
19/02/2007 17:01)
Iee na ny ntaolo aza niteny oe avadibadiho impito aloha lela vao miteny ra tsy diso aho ka mailo2 @ ze lazaina
A word is a vehicle of our thoughts
language is a communication between every heart..N.B

7. cutie
(
20/02/2007 03:05)
Ity misy torohevitra mety mahasoa anao
Esory ny fo feno fankahalana,ny saina feno tebiteby,ny molotra mailaka ny hiteny tsy ampy fiheverana.Fenoy fitiavana ny fiainanao,mamela ny tenenao,mahaiza mamela ny hafa ,mihira matetika ary mivavaha mandrakariva
misaotra fa efa ela io no nodinihiko :lol:
9. niryna
(
20/02/2007 07:28)
[quote=xxx]
xxx a Misaotra anao aho nizara taminay rehetra ny nahazo anao.Miala tsiny aho raha izao vao nahavaly.
Tsara izany ry xxx a,izaho koa anie mba mianatra zavatra maro ato e.:lol:
Ao anaty baiboly ry xxx hatramin'ny voalohany ny hoe nanao olona sahaza azy Atra ary Adama io,avy eo indray dia hoy izy hoe tsy tsara raha irery ny lehilahy koa andeha hanaovana vady sahaza azy.Lahy sy vavy izany no nataon'Atra.Ary tsy nisy fahadisoana mihitsy tao anaty baiboly niteny hoe andeha hanao lahy sy lahy na ny hafa.Tsy hoe sanatria manao izay mankarary fo anao aho.Raiso izay marina aminao ary izay tsy izy dia aza atao.Tsy fahadisoanao no nataon'ireo olona roa anao ireo koa aza manome-tsiny ny tenenao ianao.
Niryna a tena ilaiko io toro-hevitao io.Mpamaky ny size nalefanao aho.Mamaly vavaka ve A/tra?Manasitrana ny ratra mahazo antsika ve A/tra?
xxx a Misaotra anao aho nizara taminay rehetra ny nahazo anao.Miala tsiny aho raha izao vao nahavaly.
Tsara izany ry xxx a,izaho koa anie mba mianatra zavatra maro ato e.:lol:
Lahy aho ary fony mbola zaza aho dia niviravirain'ny raiko sy ny dadatoako.Tsy mety mitia vehivavy intsony aho,ny antony dia tsy fantako tanteraka,ampijalian'ny olon-tiako aho na efa nomeny peratra aza aho fa hivady izahay roalahy.Ny ao an-tsaiko? Io blame teneninao io.
Ao anaty baiboly ry xxx hatramin'ny voalohany ny hoe nanao olona sahaza azy Atra ary Adama io,avy eo indray dia hoy izy hoe tsy tsara raha irery ny lehilahy koa andeha hanaovana vady sahaza azy.Lahy sy vavy izany no nataon'Atra.Ary tsy nisy fahadisoana mihitsy tao anaty baiboly niteny hoe andeha hanao lahy sy lahy na ny hafa.Tsy hoe sanatria manao izay mankarary fo anao aho.Raiso izay marina aminao ary izay tsy izy dia aza atao.Tsy fahadisoanao no nataon'ireo olona roa anao ireo koa aza manome-tsiny ny tenenao ianao.
10. niryna
(
20/02/2007 07:37)
[quote=xxx]
Ny mety tsy hitiavanao vehivavy dia mety ho tianao ny hijanona hijaly sy tsy tia hiala ilay fijaliana ianao dia vao maika nanao ny nataon'ireo olona roa ireo.:cry::cry:
Jereo anie ry xxx izany fitiavan'Atra ny rainao izany e,mitovy an'i Paoly na Saoly izay nanenjika ny fivavahana ary namono sy nahafatsy izay nanaraka an'i jesosy kanefa nisehoany i Paoly ary nasehony fahagagana dia ny masony jamba ka nandeha nanatona olona iray izy hanasitrana azy,ary dia nanomboka teo ny fahazavana nomen'Atra azy.Toy izany koa ny rainao,nanao toetra ratsy nahamoa-fady teo aminao izy kanefa mbola tiany ihany ary nasehony taminy koa ny voninahiny ary dia nantsoiny tao anaty maizina hitarika ny olona ^:^^:^
Tsy mety mitia vehivavy intsony aho,ny antony dia tsy fantako tanteraka,ampijalian'ny olon-tiako aho na efa nomeny peratra aza aho fa hivady izahay roalahy.Ny ao an-tsaiko? Io blame teneninao io.

Nantsoin'A/tra ho mpitandrina ny raiko.Tsy te-hiresaka aminy aho.Hifamela? Tsia.Narary ahy ny nataony tamiko.
Jereo anie ry xxx izany fitiavan'Atra ny rainao izany e,mitovy an'i Paoly na Saoly izay nanenjika ny fivavahana ary namono sy nahafatsy izay nanaraka an'i jesosy kanefa nisehoany i Paoly ary nasehony fahagagana dia ny masony jamba ka nandeha nanatona olona iray izy hanasitrana azy,ary dia nanomboka teo ny fahazavana nomen'Atra azy.Toy izany koa ny rainao,nanao toetra ratsy nahamoa-fady teo aminao izy kanefa mbola tiany ihany ary nasehony taminy koa ny voninahiny ary dia nantsoiny tao anaty maizina hitarika ny olona ^:^^:^
11. niryna
(
20/02/2007 08:14)
[quote=xxx]
Mivavaha fa mahery ny satana,midira any amin'ny toerana manokana ka omeo azy ny fonao,ny homosexual hoy ny voasoratra dia tsy ahazo ny fanjakan'ny lanitra.
Vakio ireto raha manana fotoana ianao.Mpt19:22,
Lev 18:22Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy: fa fahavetavetana izany ,
Rom 1:27,ary tahaka izany koa ny lehilahy ,fa namela ny fanaony tamin'ny vehivavy izy ka maiamay tamin'ny fifampilany ny samy lehilahy,nifanao izay nahamenatra...
1 Kor6:9-11.
Hay koa ve ny lehilahy samy lehilahy mifanome peratra e.Amboary ny saina ry xxx a,tsy nanao fahadisoana Atra nanao anao ho lehilahy.
Tena mampalahelo ahy ianao izany.Ahoana no fahazakanao tsy miresaka ny ray niteraka anao dimy taona?Raha sanatria ka misy mahazo azy dia tsy nanana famela taminy ianao kanefa izy efa nangataka famelana taminao.xxx a mangata amin'Atra hery ahaizanao mamela azy fa toy ireny ao anaty prison ireny anie isika raha tsy mamela e, vao maika mavesatra ny hatezerana sy ny fahoriana.Eny mila mianatra ny mifamela,sarotra io ary tsy mora ny manadino ihany koa.
Tsy mety mitia vehivavy intsony aho,ny antony dia tsy fantako tanteraka,ampijalian'ny olon-tiako aho na efa nomeny peratra aza aho fa hivady izahay roalahy.Ny ao an-tsaiko? Io blame teneninao io.
Mivavaha fa mahery ny satana,midira any amin'ny toerana manokana ka omeo azy ny fonao,ny homosexual hoy ny voasoratra dia tsy ahazo ny fanjakan'ny lanitra.
Vakio ireto raha manana fotoana ianao.Mpt19:22,
Lev 18:22Aza mandry amin'ny lehilahy tahaka ny fandry amin'ny vehivavy: fa fahavetavetana izany ,
Rom 1:27,ary tahaka izany koa ny lehilahy ,fa namela ny fanaony tamin'ny vehivavy izy ka maiamay tamin'ny fifampilany ny samy lehilahy,nifanao izay nahamenatra...
1 Kor6:9-11.
Hay koa ve ny lehilahy samy lehilahy mifanome peratra e.Amboary ny saina ry xxx a,tsy nanao fahadisoana Atra nanao anao ho lehilahy.
Tsy te-hiresaka aminy aho.Hifamela? Tsia.Narary ahy ny nataony tamiko.Dimy taona izahay tsy nifampiresaka .Hatramin'izao izy miangavy ahy hamela azy hono fa izaho tsy mety.
Tena mampalahelo ahy ianao izany.Ahoana no fahazakanao tsy miresaka ny ray niteraka anao dimy taona?Raha sanatria ka misy mahazo azy dia tsy nanana famela taminy ianao kanefa izy efa nangataka famelana taminao.xxx a mangata amin'Atra hery ahaizanao mamela azy fa toy ireny ao anaty prison ireny anie isika raha tsy mamela e, vao maika mavesatra ny hatezerana sy ny fahoriana.Eny mila mianatra ny mifamela,sarotra io ary tsy mora ny manadino ihany koa.
12. niryna
(
20/02/2007 08:25)
[quote=xxx]
Dia tsy mba misy fo mangoraka ve ianao hoe lehilahy lehibe iny no mitomany mangataka famelana dia tsy avela:cry::cry:
Efa nazavaiko anao ny ahy fa ny hafa enga anie mba samy hanome sosokevitra.Nantsoina izy mba hanao vavolombelona ka na iray fotsina aza ny olona voavonjy noho ny toroteny ataony satria ny olona rehefa nantsoina dia milaza ny antony nitiavan'Atra azy.Eny misy hery manosika ianao mahatonga anao tsy hamela.Toy ireny confort zone ireny,toa very ny hery izay eritreretanao fa ilainao kanefa voa maika mampijaly anao.Ianao irery ihany no afaka manova ny tenenao miaraka ny vavaka tsy ankijanona amin'ny fo tanteraka.
Hatramin'izao izy miangavy ahy hamela azy hono fa izaho tsy mety.Lazain'ny mamako fa mitomany foana hono izy isan'andro.Isaky ny taona nahaterahako hono dia mividy carte foana izy nandritry ny dimy taona.Nanome hery ahy ny teninao milaza hoe mahasoa ity toro-hevitra ity
Dia tsy mba misy fo mangoraka ve ianao hoe lehilahy lehibe iny no mitomany mangataka famelana dia tsy avela:cry::cry:
Ny zavatra tsy azoko ary ilaiko valiny ho anareo rehetra dia maninona izy no nantsoin'Atra ho mpitandrina?Misy hery manosika ve aho tsy hamela azy?]
Efa nazavaiko anao ny ahy fa ny hafa enga anie mba samy hanome sosokevitra.Nantsoina izy mba hanao vavolombelona ka na iray fotsina aza ny olona voavonjy noho ny toroteny ataony satria ny olona rehefa nantsoina dia milaza ny antony nitiavan'Atra azy.Eny misy hery manosika ianao mahatonga anao tsy hamela.Toy ireny confort zone ireny,toa very ny hery izay eritreretanao fa ilainao kanefa voa maika mampijaly anao.Ianao irery ihany no afaka manova ny tenenao miaraka ny vavaka tsy ankijanona amin'ny fo tanteraka.
13. niryna
(
20/02/2007 08:26)
mbolasoa:
MAnaiky io voalaza ao 0 efesiana io tanteraka aho, Efa voalaza ao @ matio 15 : 19 -20 koa fa avy ao @ fo no ivoahan'ny saindratsy rehetra...
Koa raha ny foheverako azy dia ny fo mihintsy no tsara angatahana ho diovina, oentina ambavaka isan'andro satria raha ny herinao manokana dia tsy ahavita hanala ny lolom-po, sy ny alahelo ao @ io fo io, nefa izany rehetra izany no mahatonga ny olona hanaonao foana indraindray. Koa mahereza ao @ Tompo fa satana tsy kely lalana, Raha misy mahatezitra anao dia aleo "Jeso no hiady ny adinao fa ianao kosa hangina"
Marina mihitsy izany.
14. niryna
(
20/02/2007 08:28)
xxx a tohizan'ny hafa indray ny ambiny na rehefa amin'ny manaraka indray.Aza kivy fa mamaly vavaka Atra.Manasitrana ny fery mahazo antsika koa izy.Mijereva ny fitaratra dia mitenena irery hoe zanak'Atra aho.Mila mitia ny tenenao ianao izay vao afaka mitia ny hafa.8)
16. niryna
(
20/02/2007 08:32)
prime:
Misaotra niryna a... tena zava-dehibe mihitsy izao fampatsiahivana ataonao izao no sady lehibe dia lehibe eo amin'ny fiainam-pinoana...
:cry::cry::cry: misaotra prime a indrindra indrindra ny fampaherezana omenao anay rehetra eto.Samy mizara izay kely ananana sy fahasoavana nomen'Atra.Be ny olona mijaly amin'ity fiainana ity ,tsy mba afaka mizara.jereo anie ny fahorian'i xxx e ary tena midera ny finiavany tanteraka aho
(l)niryna
17. niryna
(
20/02/2007 08:44)
naughtyboy:
Iee na ny ntaolo aza niteny oe avadibadiho impito aloha lela vao miteny ra tsy diso aho ka mailo2 @ ze lazaina
A word is a vehicle of our thoughts
language is a communication between every heart..N.B
Voalazanao tanteraka io,ary toy ireny olona marary ireny isika mila fanafody.Ao anaty ohabolana no tena feno fanoharana ary io foana no nampianarin'ny mpitandrina anay hoe mamakia ohabolana iray isan'andro.Tena hitako mihitsy ny tombo-tsoa fa manao aho.8)
Ary ny lela koa dia toy ny antsy maranitra sy manindrona ,mampisaraka aina sy fanahy tonona
Sy ny hoe ny olona marina dia milaza izay zavatra nitranga rehetra fa ny vavolombelona tsy marina kosa dia feno lainga.
Kanefa kosa ny lela dia afaka manampy olona maro,manavotra olona maro,ary afaka manova ny zavatra ratsy ho tsara noho ny filazana ny marina amin'ny olona iray ohatra.sns.Vavaka amin'ny fo, midera an'Atra amin'ny fo, misaotra an'Atra amin'ny fo.Ny vavaka no mamoaka izay ao amin'ny fo ka mahatonga antsika hankalaza azy
18. niryna
(
20/02/2007 08:45)
cutie:
Ity misy torohevitra mety mahasoa anao
Esory ny fo feno fankahalana,ny saina feno tebiteby,ny molotra mailaka ny hiteny tsy ampy fiheverana.Fenoy fitiavana ny fiainanao,mamela ny tenenao,mahaiza mamela ny hafa ,mihira matetika ary mivavaha mandrakariva
misaotra fa efa ela io no nodinihiko :lol:
Tsy misy fisaorana aky cutie kely mahafatifaty kely a(l)
19. majesty
(
20/02/2007 10:10)
Raha maha-ova ny sorany ny menarana ka maha-ova ny hodiny ny etiopiana dia haintsika ny manala ny fo feno avonavona sy fo feno fankahalana sy ny molotra mandainga sns satria ireny dia vokatry ny fahotana sy ny faharatsiana izay efa ao anatin-tsika;ka eo indrindra no ilaina an'ilay fanahin'ny fahamarinana afaka hanova ny fon'ny olona rehetra tahaka ny nanovany ny fon'i Saoly izay namono sy nandringana ny kristiana fahiny ho lasa Paoly mpitory ny filazantsara nigagana t@ izany fotoana izany.