ampitombo lanja

1. soupie ( 19/02/2007 08:46)
in ry reto no mety mampangeza?efa ninana fanafody,ampy torimaso tsar fa tssssssssssss
novalian'i xxx ny 17/04/2007 10:40
2. Fiffi ( 19/02/2007 09:07)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m457299b8bdc23
3. hery ( 19/02/2007 09:19)
Tsy manahiran-tsaina be loatra :-)

Izany hoe tsy tokony ho sahirantsaina hampitombo lanja.
4. ari.malala ( 19/02/2007 13:00)
mora be ko zany torohevitr'i Hery zany an! de mitsiky foana aky a! ataovy izay mahafalifaly ny fo sy ny saina de tsy miferin'aina.
5. vale ( 19/02/2007 15:14)
soupie> aza sahiran-tsaina @ izany aky aa, ny habeandry nefa (amiko) dia ao tsara mihintsy:roll:, ...tsy mahia aza izao kooooo..!! :? :P:wink:
6. vale ( 19/02/2007 15:15)
soupie: sa te hoglady fa tsy te hatavy indry, ? raha izay indray aloh ny ffody ireny no haingana ohatran'ny hoanin'ny panao body building ireny..:P, mahereza e!
7. vale ( 19/02/2007 15:17)
ooooops!..na mila mifoha misakafo @ alina be,:°)hihihi:wink:
8. Samoana ( 19/02/2007 15:48)
soupie:

in ry reto no mety mampangeza?efa ninana fanafody,ampy torimaso tsar fa tssssssssssss


Za nitady toa anao.Tonga @ tsy ampoizina io fa aza maika:-D...sô manenina
Aza manao fanatanjahan-tena mandritry ny herintaona ohatra de ho hitanao.
Saingy tandremo fa mora ny manangeza fa mafy ny manena tena:wink:

9. melody ( 19/02/2007 16:03)
Aza manao fanatanjahan-tena mandritry ny herintaona ohatra de ho hitanao.

ny blem amin'io indray an, de ilay fahasalamana, ilay fo, ny tolana etc... mila hetsiketsehana daholo fa raha tsy izany de mihitsiko na mbola tanora toy inona aza8)

Saingy tandremo fa mora ny manangeza fa mafy ny manena tena

marina mihintsy io, siora zà fa misy2 ny namana te hanala kilo eto ary tsy mety afaka mihintsy!:wink:

Ne vhvy ange na manifinify tsy dia maninona e, fa ny lhly no tsy de tsara raha manify lotra:) satria....
10. vale ( 19/02/2007 17:55)
ye,aleo aloha mahia toa izay matavy,.. marina ee:P, fa io tenin'i Samoana io koa marina, raha vao mihatombo taona enao dia mety hahazo kilo gratuit fa aza manandrakandrana an'izany ee!!:wink:
11. Ralay ( 20/02/2007 05:05)
Mihinàna ny mahia de matavy fa otranay mihinana ny matavy zao de mahia :-D. Vazivazy zany fa rehefa toebatanao ny mahia na dia mihinana toa inona ianao dia tsy mety matavy mintsy raha tsy ohatra angaha hoe bevoka.
12. niryna ( 20/02/2007 07:10)
Misy olona efa vahany ny mahia ka na mihinana izay tenenina aza izy dia tsy mitombo mihitsy.Misy koa ny misy kakan-tsianay ka mitady sakafo foana ilay olona.Araka ny metabolisme koa io.Mifanohitra ny fanehazan-tena no atao,mihinana dobera, sakafo endasina,pasta na makaroni ,vary,gateau,ronono tsotra fa tsy ilay miala ny taviny.Manao lasieste farafaharatsiny 10mn isan'andro,tsy mivaky loha.Na izany aza mila mihetsiketsika mampitombo ny hozatra muscle fa laza toy ireny vorovoron-kena ireny ny vatana rehefa diso mitombo loatra
13. niryna ( 20/02/2007 07:12)
ity koa misy iray.
http://intense-workout.com/weight_gain.html
14. soupie ( 20/02/2007 12:38)
ie,de misaotra anareo ry reto namaly a,marina daoly le hevitrareo ar de otran ts te atavy ndray za koa=))=))=))misaotra o :wink::-*
15. vale ( 20/02/2007 19:02)
hihihihihihihi:-D:-D:-D:-D:wink::-*:P
16. LazaDaddy ( 21/02/2007 04:30)
samoana> io torohevitr'i Hery io toherina raha te hampihena tena =))

soupie:
in ry reto no mety mampangeza?efa ninana fanafody,ampy torimaso tsar fa tssssssssssss

soipue> io torohevitr'i Hery io arahina dia ampio an'ireto mampilendalenda ireto:)

+ Alatsinainy: Gisa atono
+ Talata: Akoho sy zavoka
+ Alarobia: Ganagana rony
+ Alakamisy: Hen'omby mamy
+ Zoma: Thon
+ Asabotsy: Vomanga sy ronono
+ Alahady: Kisoa sy tsaramaso

Ny dessert ataovy tiramisu sy milk shake foana =))


17. xxx ( 21/02/2007 13:28)
za koa mba tze ho geza fa tsy mety eh!
18. hasinando ( 27/02/2007 08:34)

Mihinana zavatra sucré matetika sy beurre fa hihangeza haingana ,mihinana patte foana koa fa lasa io fa tandremo manenina e!
19. fijo ( 27/02/2007 21:34)
avy aty ,fa raha io hangeza io,hananako betsaka azo zaraina
20. ikaretsaka ( 04/03/2007 02:28)
Rafijo sy Ravato, i Fiffi, ..ireny no ngeza fa any maka recette
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1747