ampitombo lanja

21. xxx ( 17/04/2007 10:40)
Rehefa misakafo dia ankafizo tsara ny tsiro-kanina fa tsy asesisesika fotsiny.
Za koa manko kely mihintsy teo aloha.
Ny sakafoko hatrizay mitovy ihany fa tao anatin'ny 4 mois izay nitombo be aho, nahazo 6kgs. Fa mankafy tsara rehefa misakafo e!
Fa ny olako indray ankehitriny dia ny hanche ko no hitako ngeza loatra par rapport amin'ny vatako hafa. Ny tratra sy ny ranjo ihany anefa no tiako hitombo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.163